08/09/2026
FANTATRAO VE NY TANTARAN’NY WAN TAN? 🇨🇳❤️
Rehefa mandre hoe Wan Tan isika, dia matetika zavatra iray no tonga ao an-tsaina : ilay pâte manify, feno garniture, ary ilay texture croustillant rehefa frit.
Fa… avy aiza izy? Ary nahoana no antsoina hoe Wan Tan? 👀
🇨🇳 Ny Wan Tan dia sakafo nentim-paharazana avy any Chine. Ny anarany dia mifandray amin’ny fanononana sinoa samihafa arakaraka ny faritra, ka anisan’ny anarana nahafantarana azy ny wonton, wantan ary húntún.
Ny principe-ny dia tsotra nefa tena kanto :
🥟 pâte tena manify
🥩 garniture tsara voafantina
🤲 aforitra tsirairay amin’ny tanana
🔥 ary azo atao frit na atao anaty soupe.
Ny Wan Tan frit indrindra dia tena mampiavaka azy amin’ilay contraste tian’ny olona :
✨ ivelany : CROUSTILLANT
✨ anatiny : MALAMALAKA sy matsiro
✨ miaraka amin’ny sauce : vao mainka mampiankin-doha 😋
Ary misy zavatra iray tena tiako amin’ny Wan Tan…
Kely izy, fa mitondra tantara lehibe.
Sakafo nipoitra avy amin’ny cuisine chinoise izy, ary rehefa niely tany amin’ny toerana samihafa dia samy namorona ny version-ny ny olona, arakaraka ny akora sy ny goût ao aminy.
🥟 Ao amin'ny HIRAK’HANINA.mg, izahay koa manamboatra azy am-pitiavana, satria mino izahay fa ny sakafo tsara dia tsy tokony hampameno kibo fotsiny…
fa tokony hampita fahafinaretana ihany koa. ❤️
👉 Wan Tan frit – 10 pièces : 12 000 Ar
Croustillant. Gourmand. Vita am-pitiavana. 🥟❤️
📩 Commandez chez HIRAK'Hanina.mg
🚚 Livraison à partir de 5 000 Ar
Sakafo iray = tsiky iray. ❤️