19/04/2025
Salama Daholo
Ity ndray misy tolotra vaovao.
"Service taxi moto sy livraison sy coursier "
Ho any nareo mitady transport rapide manodidina Ampasampito, Mahazo, Besarety, Analamahintsy, Nanisana...
-Ity misy moto avec chauffeur afaka manatontosa déplacement anareo rehetra.
-Marihana fa moto bien entretenu io donc tsy ataorana oe maty an-dalana nareo sy tara lava.
-Ilay chauffeur koa bandy milamina sady madio.
- Horaires 6h jusqu'à 20h
Ra toa ka intéressée nareo dia atsoy direct ity numéro ity azafady : 0387687933
Mr Faniry Ilay chauffeur
Na mp miresaka
Misaotra betsaka any ireo miantso sy intéressé.
Bonne journée 😊