Cha'PoThé

Cha'PoThé Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cha'PoThé, Restaurant, Lot IVP 7 B Ankadifotsy, Befelatanana Antananarivo, Antananarivo.

Buffet d'aujourd'hui 🥰
27/09/2026

Buffet d'aujourd'hui 🥰

Ireto Salady isan-karazany sy sakafo maivamaivana ireto indray no hirarianay Alahady mahafinaritra ho anareo. Misokatra ...
27/09/2026

Ireto Salady isan-karazany sy sakafo maivamaivana ireto indray no hirarianay Alahady mahafinaritra ho anareo.
Misokatra izahay anio totolo andro hatramin'ny 8ora an. Misy BUFFET androany, misy sakafo isan-karazany azo hisafidianana anaty carte koa, Misy LASOPY ilay hankafizinareo be ireny, Misy PIZZAS, misy GÂTEAUX, BUBBLE TEA...
Ianareo sisa no handrasana hanao Alahady matsiro kely ato aminay.
Cha'PoThé - Créateur d'émotions gourmandes

Ireo karazan-tsakafo ho hitanareo amin'ny GRAND BUFFET TOUR DU MONDE ato aminay rahampitso Alahady 27 Septambra.Entinay ...
26/09/2026

Ireo karazan-tsakafo ho hitanareo amin'ny GRAND BUFFET TOUR DU MONDE ato aminay rahampitso Alahady 27 Septambra.
Entinay hitety tany marobe amin'ny alalan'ny spécialités ny firenena maromaro ianareo sady matsiro kely daholo🤤😋
Mbola tsy izy rehetra ireo amin'ny sary ireo an. Santionany fotsiny.
Misokatra koa ny carte anay raha tsy te hanao buffet ianareo.
Afaka tonga koa raha te hanao goûter hihinana PIZZAS, na GÂTEAUX na hisotro JUS fotsiny!
Misokatra koa izahay anio ASABOTSY hatramin'ny 11ora alina.
Ary rahampitso ALAHADY amin'ny 8 ora maraina ka hatramin'ny 8ora alina
Cha'PoThé - Créateur d'émotions gourmandes

Ireto Spécialités any Cha'PoThé ireto indray no atolotray anareo amin'ity farany herinandro ity : HACHÉS GOURMANDS sy LA...
25/09/2026

Ireto Spécialités any Cha'PoThé ireto indray no atolotray anareo amin'ity farany herinandro ity : HACHÉS GOURMANDS sy LASOPY.
Iza ary no tena mampilendalenda anao amin'ireo ? Sa tonga dia izy roa? Misokatra koa ny carte anay fa tsy ireo irery no afaka handramana an!
Mivoha izahay anio Zoma, sady tena vendredi joli be🎊🕺💃, ary Asabotsy sy Alahady fa miandry anareo izahay ô
Cha'PoThé - Créateur d'émotions gourmandes✨️

Aza hadino an! Rahariva ny fotoanantsika an! Vendredi joli ato amin'ny le Cha'PoThé Ankadifotsy! TOLORANA COCKTAIL MAIMA...
25/09/2026

Aza hadino an! Rahariva ny fotoanantsika an! Vendredi joli ato amin'ny le Cha'PoThé Ankadifotsy!
TOLORANA COCKTAIL MAIMAIM-POANA TSIRAIRAY AVOKOA IZAY TONGA ANELANELANY 6ORA hariva ka hatramin'ny 8ORA alina. SANGRIA matsiro kely na MOJITO🍹🍸
Ny sakafo PAËLLA, TAPAS ISAN-KARAZANY, KITONOTONO miandry anareo, ny carte mahazatra koa mbola eo sy ny LASOPY TSOKA BE isan-karazany🍜🍤🍢
Ambiance mafana miaraka amin’ny DJ any Cha'PoThé, KARAOKÉ...Tongava hihirahira, handihindihy sy hifalifaly hiaraka aminay miampy sakafo matsiro be🎊💃🕺🔊🎶🤤😋
MISOKATRA KOA IZAHAY ASABOTSY SY ALAHADY AN✨️
CHA'POTHÉ - Créateur d'émotions gourmandes

24/09/2026

Alakamisy anie dia efa ambiance be ato amin'ny le Cha'PoThé e! Tongava rahampitso fa vendredi joli be ô🎊

24/09/2026

💃 NOCHE CALIENTE by Cha'PoThé 💃🔥
Vous avez aimé l’ambiance de notre dernier vendredi joli? 😍
Alors préparez-vous… on remet ça ce vendredi ! 🎉🔥
Envie de manger, danser, chanter et surtout vous amuser ?
Rendez-vous chez Cha’PoThé pour une soirée festive, chaleureuse et pleine de bonne humeur ! 💃🕺🎶
🥘 PAËLLA • TAPAS • GRILLADES
🍹 De 18h à 20h : 1 COCKTAIL DE BIENVENUE OFFERT À CHACUN — SANGRIA ou MOJITO !
🎧 DJ • KARAOKÉ • DANSE & FIESTA
Et bien sûr, notre carte reste ouverte avec toutes vos spécialités Cha’PoThé préférées. 😋❤️
📅 Vendredi 25 septembre
🕕 Dès 18h jusqu'au bout de la nuit 🌃
📍 Cha’PoThé Ankadifotsy
RDC Hôtel Zenith – entre Ankadifotsy et la route d’Ankorondrano
⚠️ Réservation fortement conseillée
☎️ 038 14 301 42 / 038 85 241 77
☎️ 038 14 121 50 / 033 02 318 86
🔥 Vendredi soir, on mange, on chante, on danse… et on fait la fiesta chez Cha’PoThé ! 💃🕺🥘🍹🎶
Cha'PoThé - Créateur d'émotions gourmandes ✨️

🌍✈️ Ce dimanche, faites le tour du monde… sans quitter votre table ! 😋De l’Asie à l’Amérique, en passant par l’Europe et...
22/09/2026

🌍✈️ Ce dimanche, faites le tour du monde… sans quitter votre table ! 😋
De l’Asie à l’Amérique, en passant par l’Europe et Madagascar : un véritable voyage gourmand à volonté vous attend chez Cha’PoThé ! 🍣🍗🦀🍰
📅 Dimanche 27 septembre dès 12h30
💰 65 000 Ar/personne
📲 Réservation obligatoire
🌎 Prêts pour le décollage ? ✈️❤️
Cha'PoThé - Créateur d'émotions gourmandes
📍 Cha'PoThé Ankadifotsy – entre Ankadifotsy & la route vers Ankorondrano, RDC Hôtel Zenith

✨🍊 DOUCEUR DU JOUR — ENTREMET ORANGE VANILLE 🍰✨Aujourd’hui, on met un peu de soleil dans votre pause gourmande… ☀️🧡Décou...
22/09/2026

✨🍊 DOUCEUR DU JOUR — ENTREMET ORANGE VANILLE 🍰✨
Aujourd’hui, on met un peu de soleil dans votre pause gourmande… ☀️🧡
Découvrez notre Entremet Orange Vanille, une douceur tout en finesse où la fraîcheur délicatement acidulée de l’orange rencontre la douceur réconfortante de la vanille. 🍊🤍
Un joli équilibre de saveurs, frais, léger et gourmand, parfait pour terminer un repas ou simplement s’offrir une petite douceur dans la journée. 😋✨
Et avec cette jolie couleur… difficile de ne pas craquer ! 😍
🍊 Team agrumes : qui se laisserait tenter par une petite part ? 🙋‍♀️🧡
✨ Cha'PoThé — Créateur d’émotions gourmandes ✨

Inona no tsarony vavanao amin'izao harivariva izao, iza no tianao handramana amin'ireto matsirokelinay ireto? TOASTS COR...
21/09/2026

Inona no tsarony vavanao amin'izao harivariva izao, iza no tianao handramana amin'ireto matsirokelinay ireto? TOASTS CORÉENS 🥪 sa LASOPY 🍜 Sa ny iray atao entrée dia ny iray atao plat😁
Gayyyy samy tsara an! Tongava manandrana e🤤😋
Cha'PoThé - Créateur d'émotions gourmandes

Address

Lot IVP 7 B Ankadifotsy, Befelatanana Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cha'PoThé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category