Chez Zoky

Chez Zoky Grillades - Resto - Snack - Pizzeria

💥💥Raha mahita an’ity ianao amin’izao ora izao… mbola mahavita miteny hoe “tsy noana aho” ve? 😂🍤🦞 📍Chez zoky andravoangy ...
09/09/2026

💥💥Raha mahita an’ity ianao amin’izao ora izao… mbola mahavita miteny hoe “tsy noana aho” ve? 😂🍤🦞

📍Chez zoky andravoangy
📍Chez zoky Amparibe
🛴 Livraison :0348998217

Hello hello 🥰😘Aza andino ihany koa fa misy plat du jour izahay aann🫕💥Iza vonona hanandrana 😜📍 Chez zoky Andravoangy ambo...
19/08/2026

Hello hello 🥰😘
Aza andino ihany koa fa misy plat du jour izahay aann🫕

💥Iza vonona hanandrana 😜
📍 Chez zoky Andravoangy ambony
📍Chez zoky Amparibe
🛴 Livraison :0348998217

💥Mirary herinandro mahafinaritra avy amin'ny ekipa Chez Zoky ! ❤️🤝💥Ho herinandro feno fahombiazana sy zavatra tsara ho a...
27/07/2026

💥Mirary herinandro mahafinaritra avy amin'ny ekipa Chez Zoky ! ❤️🤝
💥Ho herinandro feno fahombiazana sy zavatra tsara ho antsika rehetra! ✨
📍📍Chez zoky andravoangy ambony
📍📍Chez zoky Amparibe

💥💥Tongava hankafy assiette nems ooh🥰💥💥Bien croustillants amin'ilay tsiro tena milay📍 Chez Zoky – Amparibe 📞 034 89 982 1...
29/06/2026

💥💥Tongava hankafy assiette nems ooh🥰
💥💥Bien croustillants amin'ilay tsiro tena milay

📍 Chez Zoky – Amparibe
📞 034 89 982 17

💥oh reto aaah 💥💥🌟Ato amin'ny Chez Zoky ihany koa anie misy poisson ee😁🤩Afaka misafidy n'y accompagnement ianareo 😉💥🌟🛴Liv...
11/06/2026

💥oh reto aaah 💥💥

🌟Ato amin'ny Chez Zoky ihany koa anie misy poisson ee😁🤩
Afaka misafidy n'y accompagnement ianareo 😉💥🌟
🛴Livraison :0348998217

"Mitady sakafo matsiro ve ianao "🥰🍜Tongava aty amin'ny Chez Zoky fa vonona handray anao izahay😁🫕📍 Chez Zoky Andravoahang...
06/06/2026

"Mitady sakafo matsiro ve ianao "🥰🍜
Tongava aty amin'ny Chez Zoky fa vonona handray anao izahay😁🫕

📍 Chez Zoky Andravoahangy Ambony
📍 Chez Zoky Amparibe
📞 Commande & Livraison : 034 89 982 17

"Tsy maintsy oe voky rehefa chez zoky"

✨🍝 Chez Zoky vous propose des pâtes gourmandes et généreuses 😍Entre la douceur du fromage fondant 🧀 et la saveur de notr...
15/05/2026

✨🍝 Chez Zoky vous propose des pâtes gourmandes et généreuses 😍
Entre la douceur du fromage fondant 🧀 et la saveur de notre sauce bolognaise maison ❤️… difficile de résister !
📍Des plats préparés avec amour
😋 Savoureux • Copieux • Gourmands
Passez votre commande dès maintenant 📩

Livraison :0348998217

📣 FAMPAHAFANTARANA 📣 Misokatra izahay amin’ny Alahadin’ny Paka raha handalo hisakafo aty aminay ianareo, taomy ny namana...
03/04/2026

📣 FAMPAHAFANTARANA 📣

Misokatra izahay amin’ny Alahadin’ny Paka raha handalo hisakafo aty aminay ianareo, taomy ny namana sy ny fianakaviana 😋🥰

❌ Tsy misokatra ny Alatsinainin’ny Paka

✅ Miverina misokatra Chez Zoky Andravoahangy ny Talata. Ny Amparibe kosa ny Alarobia.

« Tsy maintsy hoe voky hoa rehefa Chez Zoky eeee » 🤩🤗

📞 Chez Zoky Amparibe: 038 13 070 16
📞 Chez Zoky Andravoahangy: 034 89 982 17

MANARAMOLOTRA 🤤🤤Efa misy ato aminay ihany koa ity plat ity raha misy mitady azy ianareo 🤗😍✅ Contact & Livraison: 034 89 ...
31/03/2026

MANARAMOLOTRA 🤤🤤

Efa misy ato aminay ihany koa ity plat ity raha misy mitady azy ianareo 🤗😍

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Ny ekipan’i Chez Zoky dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰🥰
30/03/2026

Ny ekipan’i Chez Zoky dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰🥰

Address

/Près De FJKM Andravoahangy Fivavahana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:30
Tuesday 06:00 - 20:30
Wednesday 06:00 - 20:30
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 20:30
Sunday 08:00 - 20:30

Telephone

+261348998217

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Zoky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category