Chez KEVIN TSANG

Chez KEVIN TSANG "Un goût de légende "
Spécialité : Barbecue , laquer , cuisine chinoise �

Andro tsy fiasàna hono rahampitso? 🙂 Mendrika Zoma magnifique ato Chez KEVIN TSANG kosa zany an 😉Hatombotsika androany n...
24/09/2026

Andro tsy fiasàna hono rahampitso? 🙂 Mendrika Zoma magnifique ato Chez KEVIN TSANG kosa zany an 😉
Hatombotsika androany ny Week-end fa amboary dien'zao ny Pro ary 😉

🕚 11h-21h
📍 Itaosy - Bypass - Antsirabe

☎️ 034 08 707 25

Hatombokay @ ity sakafo matsiro be ity ny herinandro vaovao ato Chez KEVIN TSANG 😍🤤Iza avy no efa tamàna? Raha vao hanan...
22/09/2026

Hatombokay @ ity sakafo matsiro be ity ny herinandro vaovao ato Chez KEVIN TSANG 😍🤤
Iza avy no efa tamàna? Raha vao hanandrana dia aza misalasala an 😉

🕚 11h-21h
🗓️ Mardi au Dimanche
☎️ 034 08 707 25

📍 Itaosy dalle en face BOA
📍 ByPass en face arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana en face SMECC

Ianareo sisa no andrasana an 😉Bon Week-end daholo ✌️📍 Itaosy dalle apitan'ny BOA 📍 ByPass apitan' ny arrêt Vonikazo 📍 An...
19/09/2026

Ianareo sisa no andrasana an 😉
Bon Week-end daholo ✌️

📍 Itaosy dalle apitan'ny BOA
📍 ByPass apitan' ny arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana apitan'ny Smecc

Misokatra : Talata hatramin' ny Alahady
11h-21h 🕚

☎️ 034 08 707 25

Nareo ve tsy noana vary 😁? kay zany "Bol renversé" by Chez KEVIN TSANG  🤤🤤🤤 Tsy misy fotoana zany hoe atoandro na hariva...
17/09/2026

Nareo ve tsy noana vary 😁? kay zany "Bol renversé" by Chez KEVIN TSANG 🤤🤤🤤

Tsy misy fotoana zany hoe atoandro na hariva ihany fa tongava manao goûté vary ato aminay 😁😅

📍 Itaosy dalle apitan'ny BOA
📍 Bypass apitan'ny arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana apitan'ny Smecc

🕚 11h-21h
☎️ 034 08 707 25

Mampafana @ andro mangatsiaka 🔥🔥🔥Manao ahoana aki ny tsirony 😅🤤 ... Mba ataovy eo @ commentaire ny valiny izay mpankafy ...
15/09/2026

Mampafana @ andro mangatsiaka 🔥🔥🔥
Manao ahoana aki ny tsirony 😅🤤 ... Mba ataovy eo @ commentaire ny valiny izay mpankafy azy ity aloha e 😉

🗓️ Mardi au Dimanche
🕚 11h-21h

Chez KEVIN TSANG 📍 Itaosy Dalle
📍 ByPass
📍 Antsirabe Ampihaviana

📱 034 08 707 25

Bon appétit à tous et bon Dimanche 😉😉😉Nous sommes ouvert les dimanches entre 11h à 21h 🕚📍 Itaosy dalle en face BOA 📍 ByP...
13/09/2026

Bon appétit à tous et bon Dimanche 😉😉😉
Nous sommes ouvert les dimanches entre 11h à 21h 🕚

📍 Itaosy dalle en face BOA
📍 ByPass en face arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana en face SMECC

☎️ 034 08 707 25

11/09/2026

Ny tsara tsy lany anie e 😉 Arabakiteny ny ato @ Chez KEVIN TSANG fa sady matsiro tsara no tsy lanilaniana fa "Quantité" ao tsara ihany koa 💯🔥

Amboary ny Pro amin'ity Weekend ity ary e 😉
📍 Itaosy dalle en face BOA
📍 Bypass en face arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana en face SMECC

☎️ 034 08 707 25

Ho tsara ity herinandro ity , sa ahoana hoy ianareo 😉🔥😉Positiveo foana e ✌️😉Rehefa ilay tena vizana2 iny dia tongava fa ...
08/09/2026

Ho tsara ity herinandro ity , sa ahoana hoy ianareo 😉🔥😉
Positiveo foana e ✌️😉

Rehefa ilay tena vizana2 iny dia tongava fa raisinay antanandroa daholo an 🥰

🗓️ Mardi au Dimanche
🕚 11h-21h

📍Itaosy 📍Bypass 📍Antsirabe
🛵 Livraison aux alentours d'Itaosy
☎️ 034 08 707 25

Bon dimanche daholo e 😉Aiza ny Pro anareo androany ?Sa atao aminay 😅😁Misokatra alahady izahay hatramin' ny 9 ora alina.....
06/09/2026

Bon dimanche daholo e 😉
Aiza ny Pro anareo androany ?Sa atao aminay 😅😁

Misokatra alahady izahay hatramin' ny 9 ora alina...
📍 Itaosy dalle apitan'ny BOA
📍 Bypass apitan'ny arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana apitan'ny Smecc

☎️ 034 08 707 25

Mbola tsy tara raha hieritreritra hanao "Vendredi Jolie" an 😉😉😉_ Mankafy tsara _ Voky tsara_ Hafapo tsaraOuvert jusqu'à ...
04/09/2026

Mbola tsy tara raha hieritreritra hanao "Vendredi Jolie" an 😉😉😉
_ Mankafy tsara
_ Voky tsara
_ Hafapo tsara

Ouvert jusqu'à 21h :
📍 Itaosy dalle en face BOA
📍 By-Pass en face arrêt Vonikazo
📍 Antsirabe Ampihaviana en face SMECC

☎️ 034 08 707 25

Address

Itaosy
Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 21:00
Wednesday 11:00 - 21:00
Thursday 11:00 - 21:00
Friday 11:00 - 21:00
Saturday 11:00 - 21:00
Sunday 11:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez KEVIN TSANG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category