Tsiro-M'Gasy

Tsiro-M'Gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsiro-M'Gasy, Restaurant, IVE 215 Ambodimita, Antananarivo.

Tratry ny Asaramanitra isika rehetra.🇲🇬🎉🎊Manaova fety sambatra daholy o👌   Misokatra ho antsika ny Tsiro-M'Gasy ny Alaka...
25/06/2024

Tratry ny Asaramanitra isika rehetra.🇲🇬🎉🎊
Manaova fety sambatra daholy o👌

Misokatra ho antsika ny Tsiro-M'Gasy ny
Alakamisy 27Jona maraina.
🇲🇬 Ilay tsiron'ny tena Malagasy"🇲🇬

✔️Amin'ny hafalina lehibe no ankalazanay eto Tsiro-M'Gasy ny Asaramanitra miaraka Airtel Madagascar.❤️ ✔️Misaotra ny Air...
25/06/2024

✔️Amin'ny hafalina lehibe no ankalazanay eto Tsiro-M'Gasy ny Asaramanitra miaraka Airtel Madagascar.❤️
✔️Misaotra ny Airtel nahatoky ny kalitao ny vokatra ato @ Tsiro-M'Gasy Ambodimita 🇲🇬.
🇲🇬Tratry ny Asaramanaitra daholy o🇲🇬

Laharana 📱: 033 69 103 03
"Ilay tsiron'ny tena Malagasy"

Toy izao ny vokatra eto Madagasikara. Anisan'ny manome Lanja Izany izahay eto Tsiro-M'Gasy .100%vita Malagasy ny akora f...
18/06/2024

Toy izao ny vokatra eto Madagasikara. Anisan'ny manome Lanja Izany izahay eto Tsiro-M'Gasy .
100%vita Malagasy ny akora fototra aingana
"Ilay tsiron'ny tena Malagasy"

✉️:Ambodimita 200m miala Jovenna makany andranomena.
📱: 038 35 231 69
📱: 032 56 936 46

16/06/2024

Mirary fety samabtra ho an'ireo Ray rehetra izahay eto Tsiro-M'Gasy .
Ho feno fitahina hatrany Ianareo💪❤️

Mirary tontolo andron'ny fetin'ny Reny sambatra ho antsika rehetra🌷
26/05/2024

Mirary tontolo andron'ny fetin'ny Reny sambatra ho antsika rehetra🌷

Anatin'ny vanin'andro ririnina lsika zao.Ny Tsiro-M'Gasy dia mampanatena anareo ny mafana hatrany. Messanger La une ✅Mof...
24/05/2024

Anatin'ny vanin'andro ririnina lsika zao.
Ny Tsiro-M'Gasy dia mampanatena anareo ny mafana hatrany.
Messanger La une
✅Mofo gasy, ramanonaka, m**o baolina,makasaoka, m**o akondro, menakely.
✅Ronono, kafe, dite, tekao

🏡: Ambodimita a 200m Jovenna et jirama
📲: 033 69 103 03
📲: 038 35 231 69
📲: 032 56 936 46

🇲🇬"llay tsiron'ny tena Malagasy" 🇲🇬

Hisidina hiazo  ny Nosy La Réunion🌴✈️🇫🇷 indray ny vokatrin'ny Tsiro-M'Gasy.Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🙏Ma...
16/05/2024

Hisidina hiazo ny Nosy La Réunion🌴✈️🇫🇷 indray ny vokatrin'ny Tsiro-M'Gasy.
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🙏Manentana antsika hiara hiasa hatrany:

_📲: 038 35 231 69
_📲: 033 69 103 03
_📲: 032 56 936 46

"llay tsiron'ny tena Malagasy"

13/05/2024

Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho Antsika rehetra😉
Tsiro-M'Gasy

30/04/2024

La une @ Followers .
Fifalina lehibe ho anay ekipan'ny Tsiro-M'Gasy ny nandraisan'i Airtel Madagascar anay ho mpanjifa azy ireo. Mankasitra feno🙏
Eto izahay ekipan'ny Tsiro-M'Gasy dia Manentana hatrany anareo izay manana fikasana ny hiara hiasa aminay.lzahay dia hanome ny tsara indrindra ho Anareo mpanjifa

Antsoy ny : _ 📲: 033 69 103 03
_. 📲: 038 35 231 69
_ 📲: 032 56 936 46

"llay tsiron'ny tena Malagasy"

🔥Plan harivariva e !Aza tara fa manomboka amin'ny 3ora tolakandro ny M**O AKONDRO   miavaka sy mafana sady mikarepoka ts...
24/04/2024

🔥Plan harivariva e !

Aza tara fa manomboka amin'ny 3ora tolakandro ny M**O AKONDRO miavaka sy mafana sady mikarepoka tsara ety Tsiro-M'Gasy isan'andro❤️
Fifandraisana : 📲038 35 231 69
📲 032 56 936 46
📲033 69 103 03

"llay tsiron'ny tena Malagasy"

Address

IVE 215 Ambodimita
Antananarivo

Telephone

+261325693646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiro-M'Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category