Foodzania by Ariela

Call Directions Contact the business

Foodzania by Ariela Large and secured parking

✨️🎊RESTAURANT - LOCATION SALLE - RESERVATION - ANNIVERSAIRE 🎂🎂🎊🎊

-☎ Andrononobe ( En face Arret Bus ECOLE): 038 01 555 43
- ☎ : 038 01 666 43 // 038 86 41697
- ☎ : 038 72 20240

🇲🇬🎊Arahabaina nahazo PIZZA   eto
26/06/2026

🇲🇬🎊Arahabaina nahazo PIZZA eto

🇲🇬🎊Arahabaina nahazo PAELLA ROYALE 1METRE ety
26/06/2026

🇲🇬🎊Arahabaina nahazo PAELLA ROYALE 1METRE ety

🇲🇬Arahabaina nahazo PIZZA   eto
26/06/2026

🇲🇬Arahabaina nahazo PIZZA eto

📣MERCREDI - 9h - 15h  Noho ny tsy fisian'ny fitaterana omaly dia tohizana androany ity RECRUTEMENT ity:- GERANT du Resta...
24/06/2026

📣MERCREDI - 9h - 15h
Noho ny tsy fisian'ny fitaterana omaly dia tohizana androany ity RECRUTEMENT ity:

- GERANT du Restaurant H/F + 35ans
- Superviseur / Responsable H/F + 30ans
- Caissière: Analamahitsy /Talatamaty/Tamatave...
- Serveur / serveuses
- Plongeur
- Securité
- autres.....

Ento ny CV dia manao entretien androany. Izay tonga aloha no mety raisina voalohany raha voafantina.

Zarazarao dia ilazao ny namana.

Lieu d'entretien: Foodzania by Ariela Analamahitsy
☎️Info: 034 93 22091

🥰LALAO SPECIAL   26JUIN🇲🇬🎊 eto  Valio sy araho ireto fanontaniana ireto:- Mentioneo eto ilay hiaraka hisakafo an ity ety...
24/06/2026

🥰LALAO SPECIAL 26JUIN🇲🇬🎊 eto

Valio sy araho ireto fanontaniana ireto:

- Mentioneo eto ilay hiaraka hisakafo an ity ety TAMATAVE ny 26Juin
- Zarao ity publication ity.

Hatramin'ny 25JUIN alina 20h no afaka milalao farany

N.B. au feux de bois ny pizza antsika, fait maison ny pattes rehetra.

- ☎ : 038 25 758 56
- ☎ Bel'air : 038 86 416 97
-☎ Andrononobe ( En face Arret Bus ECOLE): 038 25 309 00

🥰LALAO SPECIAL eto     26JUIN🇲🇬Valio sy araho ireto fanontaniana ireto:- Mentioneo eto ilay hiaraka hisakafo an ity ety ...
24/06/2026

🥰LALAO SPECIAL eto 26JUIN🇲🇬

Valio sy araho ireto fanontaniana ireto:

- Mentioneo eto ilay hiaraka hisakafo an ity ety TALATAMATY ny 26Juin
- Zarao ity publication ity.

Hatramin'ny 25JUIN alina 20h no afaka milalao farany

N.B. au feux de bois ny pizza antsika, fait maison ny pattes rehetra.

- ☎ : 038 25 758 56
- ☎ Bel'air : 038 86 416 97
-☎ Andrononobe ( En face Arret Bus ECOLE): 038 25 309 00

🥰LALAO SPECIAL   26JUIN🇲🇬🎊eto  Valio sy araho ireto fanontaniana ireto:- Mentioneo eto ilay hiaraka hisakafo an ity ety ...
24/06/2026

🥰LALAO SPECIAL 26JUIN🇲🇬🎊
eto

Valio sy araho ireto fanontaniana ireto:

- Mentioneo eto ilay hiaraka hisakafo an ity ety ANALAMAHITSY ny 26Juin
- Zarao ity publication ity.

Hatramin'ny 25JUIN alina 20h no afaka milalao farany

N.B. au feux de bois ny pizza antsika, fait maison ny pattes rehetra.

- ☎ : 038 25 758 56
- ☎ Bel'air : 038 86 416 97
-☎ Andrononobe ( En face Arret Bus ECOLE): 038 25 309 00

🙏Mankasitraka foana...miaraka amin'ny Foodzania by Ariela
23/06/2026

🙏Mankasitraka foana...miaraka amin'ny Foodzania by Ariela

🎉ENTRETIEN DIRECT - ento ny CV Hamaliana ny fangatahantsika dia hanokana fotoana manokana izahay rahampitso MARDI 23JUIN...
22/06/2026

🎉ENTRETIEN DIRECT - ento ny CV

Hamaliana ny fangatahantsika dia hanokana fotoana manokana izahay rahampitso MARDI 23JUIN handraisana ny CV antsika rehetra vonona hanatevina ny ekipanay hoan ny Point de vente izay akaiky anao. Na hoan'ny eto Tanà na afaka mankany Tamatave.

✅️(Responsable point de vente, Chef de Salle, Chef Cuisiniers, Cuisiniers, Caissière, Serveuses Securité, plongeurs,...). H/F

Zarazarao dia ilazao ny namana.

Lieu d'entretien: Foodzania by Ariela Analamahitsy
☎️Info: 034 93 22091

Address

TALATAMATY
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 12:00 - 20:00
Tuesday 10:00 - 20:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 20:00
Sunday 12:00 - 20:00

Telephone

+261340444316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foodzania by Ariela posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Foodzania by Ariela:

Shortcuts

Share