16/08/2024
Miarahaba antsika rehetra ☺️
Ireo rehetra izay maniry hiasa tena sy liana amin'ny tontolon'ny lakozia sy sakafo dia aza misalasala manantona anay.
Izahay dia orinasa manana tanjona hamokatra zava-baovao maro isan-karazany amin'ny vidiny mirary dia mirary. Zavatra vita amin'ny akora natoraly vokarin'ny tantsaha sy mpamboly ary mpiompy Malagasy.
Mazoto izahay hiara-hiasa amin'ireo olona rehetra izay manana tanjona iraisana aminay. Na olon-tsotra mitady asa ianao, na tsena, na koa manana akora amidy dia ho ezahinay avadika vokatra azo amidy eny an-tsena sy manaraka ny fenitra ara-pahasalamana rehetra. Marihina fa orinasa mitsangana ara-dalana izahay.
👨🌾🥕🍅🧅🐖🐄🐓
Ankehitriny izahay dia efa miara-miasa amin'olona maro ka nahafanay namokatra "Tacos" sy ity "Chariot Fast Food" ity.
✅ Ho an'ireo izay mitady asa ka mahita toerana hivarotana sy mazoto hivarotra ireo sakafo vokarinay, dia afaka hampindraminay Chariot, ka karamanay isam-bolana hivarotra, Ary arak'izay isa lafonao ny karamanao.
✅ Izahay ihany koa dia mivarotra Chariot équipé, efa misy Grill à Panini, Vitrine GM, brûleur à Gaz, détendeur, tuyau, bouteille à gaz 12kg ary porte coulissante, . Ary mba hisorohana amin'ny fahadisoam-panantenana dia tsy misy ny chariot sur commande fa izay zavatra hitanao maso eo no alohanao vola. Amin'ny vidiny 1.890.000 Ar.
✅ Farany, ho an'ireo rehetra izay te hisehatra ao anatin'ny fandraharahana ka te hivarotra ny vokatrareo manokana dia afaka mampanofa chariot ihany koa izahay mba afahanareo manandrana ka ra mety aminareo ilay chariot avy eo dia afaka vidinareo. Tsy misy caution. Ny hofany dia 49.000 Ar / semaine
Aza misalasala mandefa hafatra miafina aminay ra toa ka mila fanazavana fanampiny ianao. Na miantso avy atrany ny 038 95 030 43.
🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Mankasitraka indrindra