30/04/2026
Tahaka an’izao amin’ny sary izao ny « chaises royales rouges » rehefa velarina ato amin’ny Akany Vatosoa Ambohimalaza.
Raha hamandrika daty ianao na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny laharana:
📞 032 63 350 85.
📞 034 05 080 71.