WRAPS F4K

WRAPS F4K Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from WRAPS F4K, Restaurant, Lot II I 129 ter Alarobia Amboniloha, Antananarivo.

Faly miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny ❤️Taom-baovao Malagasy❤️ ny WRAPS F4K.Ary faly manolotra ho ...
11/03/2024

Faly miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny ❤️Taom-baovao Malagasy❤️ ny WRAPS F4K.
Ary faly manolotra ho anareo vokatra vaovao ihany koa.

Que vous passiez une excellente journée, Wraps F4K
02/03/2024

Que vous passiez une excellente journée, Wraps F4K

01/03/2024
💥 Spraw Exotiques 💥Vous aimez  la confiture? 🤔Venez déguster notre Wraps sucré😀 📌 4 portions de Wraps 🌮🌮🌮🌮 📌 4 saveurs 👌...
19/02/2024

💥 Spraw Exotiques 💥
Vous aimez la confiture? 🤔
Venez déguster notre Wraps sucré😀
📌 4 portions de Wraps 🌮🌮🌮🌮
📌 4 saveurs 👌
📌 4 variétés de fruits de saison 🍇🍑🍎🍌
📌 Salade de fruits + crème F4K 🥗🍱

Maro ve nareo no mankafy Jambon ?🤔Jambon-Fromage indray ary no ao anatin'ny wraps atolotry ny F4K an-tsika androany.🥰
18/02/2024

Maro ve nareo no mankafy Jambon ?🤔
Jambon-Fromage indray ary no ao anatin'ny wraps atolotry ny F4K an-tsika androany.🥰

🌮Wraps Madame by WRAPS F4K 🥰🌮
15/02/2024

🌮Wraps Madame by WRAPS F4K 🥰🌮

⚠️🥪Ity indray ary ny Wraps Madame  😱 ⏱️Mandray COMMANDE androany izahay livraison rahampitsoAza misahirana intsony  rehe...
15/02/2024

⚠️🥪Ity indray ary ny Wraps Madame 😱

⏱️Mandray COMMANDE androany izahay livraison rahampitso

Aza misahirana intsony rehefa hitady sakafo atoandro na goûter fa aleo aterinay any aminao! 🚲🤝🏻📦

LIVRAISON à partir de 2.000 Ar 📦

☎️ 0329233306/0387459584
📍 Derrière la Station Galanà Alarobia

Faly anie izahay manome fitavana ho anareo e! 🥰Livraison maraina 😀Mirary tontolo andro feno fitiavana ho an-tsika rehetr...
14/02/2024

Faly anie izahay manome fitavana ho anareo e! 🥰
Livraison maraina 😀
Mirary tontolo andro feno fitiavana ho an-tsika rehetra ☺️
Mankasitraka anareo rehetra nanjifa ny Pack Love You🙏

A tous nos , ne manquez pas notre promotion spéciale Saint Valentin 🥰N'oubliez pas de passer votre commande un jour avan...
12/02/2024

A tous nos , ne manquez pas notre promotion spéciale Saint Valentin 🥰

N'oubliez pas de passer votre commande un jour avant le 14 Février 🙏

Faly miarahaba antsika indray ary e!!Mitohy hatrany ny fandraisana commande "Pack Love You"  amin'ny date Saint Valentin...
06/02/2024

Faly miarahaba antsika indray ary e!!

Mitohy hatrany ny fandraisana commande "Pack Love You" amin'ny date Saint Valentin.

Ianao ve tsy mba te hanome Wraps matsiro sy ❤️ ho an'io malalanao io?
Nefa miaraka mihinana ihany satria 2 Wraps ilay izy😅

Aza tara ary mandefa commande fa somary voafetra ihany ny livraison antsika .🙏

Faly miarahaba antsika rehetra ❤️Efa vonona ny offre spéciale Saint Valentin ato  F4K.Miaraha mihinana goûter niangalian...
03/02/2024

Faly miarahaba antsika rehetra ❤️

Efa vonona ny offre spéciale Saint Valentin ato F4K.

Miaraha mihinana goûter niangalianay manokana na eo amin'ny lafiny tsiro na endrika, hummm

Misy fahatsiarovana kely omenay anareo miaraka aminy 🤍🩶

2WRAPS : 10.000Ar

Tolotra manankery hatramin'ny 14 febroary.

Afaka mi-commande WRAPS amin'ireo karazany hafa ihany koa.

Commande 1 andro mialoha.

Livraison gratuite aux alentours d'Alarobia
☎️ 0387459584
0329233306

Address

Lot II I 129 Ter Alarobia Amboniloha
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261329233306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WRAPS F4K posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category