Clicky

MANDA Seafood Le Restaurant

MANDA Seafood Le Restaurant Restaurant spécialisé en fruits de mer issue d'une usine d'exportation aux normes européennes.

Operating as usual

Buffet 01 Janv. Vonona tanteraka izahay
30/12/2022

Buffet 01 Janv. Vonona tanteraka izahay

Kamo hietsika ao an-trano ? Mbola hivavaka dia tsy hahavita sakafo? Te hihinana fruits de mer? Ito misy solution tsara b...
20/12/2022

Kamo hietsika ao an-trano ? Mbola hivavaka dia tsy hahavita sakafo? Te hihinana fruits de mer? Ito misy solution tsara be amin'ny fety ary ee. Aterinay fa aza misahirana. Afaka alaina ato amin'ny Akoor'Digue ihany koa. Mahampy hatramin'ny olona 6 na mihaotra. 0346458029 ny commande. 🥳🥳🥳

HANAPARANAY NY MAHA-TOMPONY ANAY NY NAHANDRO HAZAN-DRANOMASINA AMIN'ITY "NOELY 2022" ITY... BUFFET A  VOLONTÉ,  DES FRUI...
20/12/2022

HANAPARANAY NY MAHA-TOMPONY ANAY NY NAHANDRO HAZAN-DRANOMASINA AMIN'ITY "NOELY 2022" ITY...
BUFFET A VOLONTÉ, DES FRUITS DE MER À DÉGUSTER SANS MODERATION....
MANDA SEAFOOD ANDRAHARO... FANDRIHO NY TOERANA SATRIA VOAFETRA IHANY...
75000 ariary par personne an. 40000 ariary ny zazakely moins de 12 ans.
0346295345...

Carte vaovao aloha ato amin'ny Akoor'Digue mandrampiandry ny enseigne vaovao ani' RAFAELÖ.TONGAVA MARO 🔥🔥🔥Hisy promo foa...
03/11/2022

Carte vaovao aloha ato amin'ny Akoor'Digue mandrampiandry ny enseigne vaovao ani' RAFAELÖ.
TONGAVA MARO 🔥🔥🔥
Hisy promo foana koa isan-kerinandro ❤️🚨

Allô allô 🚨🚨🚨Leo mividy jus sy bex lafo be rehefa mikaly?? Maimaimpoana izy amin'ity Weekend Halloween ity. Mividy sakaf...
25/10/2022

Allô allô 🚨🚨🚨
Leo mividy jus sy bex lafo be rehefa mikaly??
Maimaimpoana izy amin'ity Weekend Halloween ity.
Mividy sakafo 1 dia mahazo boisson 1 (valeur ana 5000 ariary an).
Dia tongava daholo ato amin'ny Akoor'Digue
Box Manda Seafood. ❤️❤️❤️

Ndao ary ee... Amin Sabotsy 06 Août mifankahita....
29/07/2022

Ndao ary ee... Amin Sabotsy 06 Août mifankahita....

29/07/2022

Le Restaurant Andraharo sera fermé le samedi 06 Août. Venez nous joindre à La Gare Soarano avec "OLOMBELO RICKY"

UNE IDEE GENIALE POUR LES GOURMANDS DEMAIN 26 JUIN... JUSQU' A MIDI ."LE BIG GRILLED  SEAFOODÀ 140.000 Ar. (au lieu de 1...
25/06/2022

UNE IDEE GENIALE POUR LES GOURMANDS DEMAIN 26 JUIN... JUSQU' A MIDI .
"LE BIG GRILLED SEAFOOD
À 140.000 Ar. (au lieu de 150.000 Ar.)
Afaka alaina na Aterina ...
Alefaso dieny izao ny commande 03462 95345...

Miarahaba sahady ny ray rehetra. J-2 Rendez-vous au Restaurant 𝙈𝙖𝙣𝙙𝙖 𝙎𝙚𝙖𝙛𝙤𝙤𝙙 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙤 🦀😋👨‍👦Réservation : 034 62 953 45
17/06/2022

Miarahaba sahady ny ray rehetra. J-2 Rendez-vous au Restaurant 𝙈𝙖𝙣𝙙𝙖 𝙎𝙚𝙖𝙛𝙤𝙤𝙙 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙤 🦀😋👨‍👦

Réservation : 034 62 953 45

Eeeeeeh .. Araky ny fangatahanareo maro beee. Buffet demain... Natao tsy lafo beeee. Afaka atao cadeau raha sendra alavi...
28/05/2022

Eeeeeeh .. Araky ny fangatahanareo maro beee. Buffet demain... Natao tsy lafo beeee. Afaka atao cadeau raha sendra alavitra ianareo 😍
Reserveo dieny zao fa tsy dia ngeza ny trano.
0346458029 - MP ❤️❤️❤️❤️

Venez nombreux 🥰
08/04/2022

Venez nombreux 🥰

QUI DIT MIEUUUX ??? Langoustes grillés 20 000 ariary... Averiko ihany 20 000 ariary ny plat. Manda Seafood Akoor' digue uniquement... Hatramin'ny alahady. Tongava daholo 🔥🔥🔥🔥

Photos from Meizah's post
27/03/2022

Photos from Meizah's post

08/03/2022
Ilazana isika mpanjifa fa misy arrivage Huîtres isika amin'izao fotoana izao. Ary hiezahana hisy isaky ny weekend. Tonga...
25/01/2022

Ilazana isika mpanjifa fa misy arrivage Huîtres isika amin'izao fotoana izao. Ary hiezahana hisy isaky ny weekend. Tongava maro

HO ANTSIKA TSY AFAKA MIFETY MIARAKA AMIN'NY FIANAKAVIANA, NAMANA, OLONA AKAIKY. OMEO FANOMEZANA MIAVAKA IZY IREO AMIN'IZ...
23/12/2021

HO ANTSIKA TSY AFAKA MIFETY MIARAKA AMIN'NY FIANAKAVIANA, NAMANA, OLONA AKAIKY.

OMEO FANOMEZANA MIAVAKA IZY IREO AMIN'IZAO FETY IZAO.
VONONA IZAHAY HANOME FAHAFAMPO KA AZA MISALASALA TOMPOKO.

MIRARY FETY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA🥰🥰🥰

02/11/2021

Ho antsika any antsirabe. Haveriko hazavaina ilay lalao
Partageo ity affiche ity
Mentionneo ny namanao tinao hahazo billet.
Olona 10 no hahazo billets gratuit.
Rdv biraaa

Tongava maro ato amin'ny Manda seafood Akoor' digue anio hatramin'ny 03 ora tolakandro fa misy Promotion beeee. 10000 AR...
10/10/2021

Tongava maro ato amin'ny Manda seafood Akoor' digue anio hatramin'ny 03 ora tolakandro fa misy Promotion beeee.

10000 ARIARY NY CAMARONS GRILLÉS 🥳🥳🥳

Sady zoma manifika ♍️✅✅✅✅
10/06/2021

Sady zoma manifika ♍️✅✅✅✅

Faly manome ny tolotra ho antsika indray ny Manda seafood Akoor' digue amin'ity faran'ny herinandro handraisantsika ny E...
10/06/2021

Faly manome ny tolotra ho antsika indray ny Manda seafood Akoor' digue amin'ity faran'ny herinandro handraisantsika ny EURO 2021 ity. ❗❗⚽⚽📢

GRILLADES MIXTE 15 000 Ariary FOTSINY RAHA
25 000 Ariary NY VIDINY TENA IZY.🦀🦀

SALADE EXOTIQUE DE FRUITS DE MER 🌡️🌡️🌡️
(CALMARS - CREVETTES - POISSONS)
15 000 Ariary. 😍😍😍

LANGOUSTE GRILLÉE MANOMBOKA 30 000 Ariary.

MIVAROTRA SURGELÉS IHANY KOA IZAHAY.

GAMBAS 30000 Ariary/kg
FILET DE CALMARS 35000 Ariary/kg

TONGAVA DAHOLO FA HO AFA PO DAHOLO IANAREO 🥳🥳🥳🥳🥳

Tongava daholo ary ee
21/05/2021

Tongava daholo ary ee

Salama daholo tompoko. Anaty ady mafy amin'ny aretina covid-19 i ramatoa RAHERIMANANA Bakoly tompon'ny orinasa manda sea...
25/04/2021
Soutien à Neny (Madame Bakoly) - Leetchi.com

Salama daholo tompoko. Anaty ady mafy amin'ny aretina covid-19 i ramatoa RAHERIMANANA Bakoly tompon'ny orinasa manda seafood sy Manda S.A ka mangataka tolo-tanana izahay tompoko.
Mankasitraka indrindra tompoko.
Misy laharana mvola ihany koa
0345027500 (koloina)

https://www.leetchi.com/c/soutien-a-neny-madame-bakoly?utm_source=copylink&utm_medium=social_sharing

Madame Bakoly est une femme qui se bat au quotidien contre la vie. Elle a toujours eu pour vocation d'aider son pays à travers son entreprise Mandaseafood depuis 27

Dernière ligne droite pour les BAREA. Venez supportez notre équipe chez Manda Seafood ankorondrano. MIARA MIRONA!!! BARE...
29/03/2021

Dernière ligne droite pour les BAREA.
Venez supportez notre équipe chez Manda Seafood ankorondrano.

MIARA MIRONA!!! BAREA!!!!

29/03/2021

Nohon'ny fangatahanareo maromaro dia misokatra ny Manda seafood rehetra anio 29 martsa 2021.
Afaka mamandrika toerana. 0349745654

Ndao daholo indray aza rahampitso ee. Vonjivonjeo ny toerana 🥳🥳🥳
23/03/2021

Ndao daholo indray aza rahampitso ee.
Vonjivonjeo ny toerana 🥳🥳🥳

Tongava maro aza ooo 🎶🎶🎶Manda seafood no hanao ny sakafo amin'io an 🥳🥳
12/03/2021

Tongava maro aza ooo 🎶🎶🎶
Manda seafood no hanao ny sakafo amin'io an 🥳🥳

Tolotra feno fitiavana ho anareo mpifankatia ny alahady faha 14 ny volana febroary ho avy izao. ❤️❤️❤️❤️❤️❤️
07/02/2021

Tolotra feno fitiavana ho anareo mpifankatia ny alahady faha 14 ny volana febroary ho avy izao.
❤️❤️❤️❤️❤️❤️

Inty aza ilay nangatahanareo eee. Fandrio dieny izao ny toerana. 03450275000349745654
19/12/2020

Inty aza ilay nangatahanareo eee.
Fandrio dieny izao ny toerana.
0345027500
0349745654

Aza adino miantso ny 0349745654
10/12/2020

Aza adino miantso ny 0349745654

Nohon'ny fangatahanareo mpankafy dia natao 10000 ar ny fidirana. Tongava maro fa efa kely sisa ny toerana 😍😍

Ndao indray aza eee 😍
09/12/2020

Ndao indray aza eee 😍

Rahampisto zany ny fotoana eeee 😍😍
11/11/2020

Rahampisto zany ny fotoana eeee 😍😍

Tongava daholo aza eeee 🥳🥳🥳🥳
22/10/2020

Tongava daholo aza eeee 🥳🥳🥳🥳

Fotoana manaraka aza e 😁😁
18/10/2020

Fotoana manaraka aza e 😁😁

Ireto ny artistes hanafana ny Manda seafood rahampitso manomboka amin'ny 5 ora hariva.Aza adino ny mamandrika toerana.
17/09/2020

Ireto ny artistes hanafana ny Manda seafood rahampitso manomboka amin'ny 5 ora hariva.
Aza adino ny mamandrika toerana.

Salama daholo ny mpankafy hazandrano.Fety be 3 andro misesy miaraka amin'ny Manda seafood sy ny Thb. Fandrio dieny izao ...
15/09/2020

Salama daholo ny mpankafy hazandrano.
Fety be 3 andro misesy miaraka amin'ny Manda seafood sy ny Thb.
Fandrio dieny izao ny toerana fa vitsivitsy.
Manakasitraka tompoko.

Aza misalasala miantso aza eee034502750003401460310321204806
07/07/2020

Aza misalasala miantso aza eee
0345027500
0340146031
0321204806

Inty ary ilay tolotra ho an'i dada ee. Aza adino mamandrika mialoha
18/06/2020

Inty ary ilay tolotra ho an'i dada ee.
Aza adino mamandrika mialoha

Inty aza ny carte anay ho an'ireo izay nangataka
31/05/2020

Inty aza ny carte anay ho an'ireo izay nangataka

24/12/2019

Ry mpanjifa hajaina, nohon'ny fangatahana maro be avy aminareo dia hisy ny buffet anio hariva ka tapitra ny sasak'alina. Misaotra tompoko.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MANDA Seafood Le Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MANDA Seafood Le Restaurant:

Nearby restaurants


Other Seafood Restaurants in Antananarivo

Show All

Comments

Merci Meizah Razaka fa tonga ilay kôpôzé mafilotra 🥗🍤
Tena matsiro 😋🤤
Alefao ilay commande nareo fa manao livraison zareo @ izay sakafo rehetra misy ao @ MANDA Seafood Le Restaurant ✌🏽
Mirary zoma bômba beuh 👊🏾
🚜 𝐅𝐨𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐌𝐞́𝐜𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐀𝐠𝐫𝐢𝐜𝐨𝐥𝐞 ❤️‍🔥

Amin'ny 𝟑-𝟒-𝟓-𝟔 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟐 izao ny fotoana eo amin'ny Làlan'ny Fahaleovan-tena Antsirabe 🥳

Ho hitanao ao:
👉 𝑺𝒕𝒂𝒏𝒅𝒔 maro samihafa manodidina ny tontolon'ny Fitaovam-pambolena, ny Fambolena, ny Fiompiana, ny Fanodinana sakafo, ny mpiantsehatra ara-bola tsy miankina sns.
👉 𝑯𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒓𝒂 𝒌𝒐𝒍𝒕𝒐𝒓𝒂𝒍𝒚 : mpanakanto fanta-daza ( Tarika LÖLA officiel, Naël officiel ) mpanakanto avy eto an-toerana sns.
👉 𝐅𝐚𝐦𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 ireo mpianatra L3, Conducteurs d'engins agricoles, Mécaniciens agricoles
👉 "𝑫𝒆́𝒎𝒐𝒏𝒔𝒕𝒓𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏" ny fanaovana ny 𝑹𝒊𝒛 𝒆́𝒕𝒖𝒗𝒆́ "Varinakà"
👉"𝑪𝒐𝒏𝒇𝒆́𝒓𝒆𝒏𝒄𝒆" sns.

Sponsor officiel : Batimax Madagascar
Partenaires : Fonds de Développement Agricole - Madagascar - Formaprod - Programme DEFIS - BEMACO - MANDA Seafood Le Restaurant - Sono Exact Antsirabe - Africa Rice Center - JICA Papriz Madagascar - Dream'in

👉 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐯𝐢𝐝𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 🎊
40ème anniversaire Cffamma miaraka amin'ny Batimax Madagascar 🥰🥰🥰 Fantatrareo ve fa ry zareo koa dia mivarotra fitaovam-pambolena? Tongava amin'ny Foire dia ho hitanao mivantana ry zareo 😁

Foire de la Mécanisation Agricole !!!
Ahitànao stands maro mahakasika ny fambolena sy ny fiompiana, ny asa tanana, ireo mpiantsehatra lehibe amin'ny fivarotana fitaovam-pambolena, ireo mpamatsy vola sns.

Amin'ny 3-4-5-6 Novambra 2022 izao àry ny fotoana eo amin'ny Làlan'ny Fahaleovan-tena Antsirabe 🥳

Sponsor officiel : Batimax Madagascar
Partenaires : Fonds de Développement Agricole - Madagascar - Formaprod - Programme DEFIS - BEMACO - MANDA Seafood - Sono Exact Antsirabe - Africa Rice Center - JICA Papriz Madagascar - Dream'in
📸 1ÈRE ÉDITION DEVANT LA COMMUNE URBAINE ANTSIRABE
MANDA Seafood Le Restaurant

Hay ve misy MANDA Seafood Le Restaurant ihany koa eny Andraharo e 😅
Dia hay ve ity artista ity tsotra be eee 😅😅

Ny Sakafon'ny zareo aloha iny efa fihinako, efa haiko hoe frais be ny fruits de mer satria iny moa no maha seafood ny spécialités any 😍
Fa izy tompony amin'ny maha olo-malaza azy tsy nampoiziko hoe tena tsotraaa 🥰.. Izy mihitsy no manontany hoe nanao ahoana ny sakafo etc ❤️

Io calmar io foana moa matetika no fihinako any amin'ny Akoor digue dia io ihany no nalaiko... 25k ar.... Dia miala tsiny aloha fa tena efa mba te haka légumes sautés ihany amin'ilay accompagnement fa paty foana no voatenin'ny vavako 😂😭
Io crevettes fakan'i mamanay io ihany koa be nofony be... Frais tsara e..Voafehin'ny zareo ilay art an'ny fruits de mer
Ho an'izay miasa Andraharo sy ny manodidina dia tsy mahafaty antoka sady mihaja kely lay toerana ampitan'ny batimax akaikin'ny galaxy eo. Misy parking ngôda beuuu HeinekenHeineken an'ny zareo marina en promotion 5000ar. Mora noho ny an'ny amin'ny mpivarotra hafa 😉
𝗢𝗹𝗼𝗺𝗯𝗲𝗹𝗼 𝗥𝗶𝗰𝗸𝘆 - 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐀𝐙𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐙𝐎𝐊𝐈𝐍𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟐 an-tsary *****

Izahay 𝘖𝘳𝘪𝘨𝘪𝘯𝘢𝘭 𝘌𝘷𝘦𝘯𝘵𝘴 𝘔𝘎 dia maneho fisaorana ny tarika Olombelo Ricky Ofisialy, Miritsoka izay nanafana ny fampisehoana, ianareo mpankafy tonga maro namaly ny antso , MANDA Seafood Le Restaurant sy ireo mpanohana anay rehetra ...

Manome fotoana anareo tsy hoe ela izahay ....
Nashiro eeeee 🥰😅😌👌👌👌👌👌
Karibooooooo
MANDA Seafood Le Restaurant
Mankasitraka an'i zoky be Njakatiana nisafidy ny MANDA Seafood Le Restaurant amin'izao fitsingerenen'ny taonany izao.
Hoy i Kalameizah mpankafy be anao ❤️
Alefaso ny firarintsoa aza eee. Posteo ao amin'ny coms raha manana sary miaraka aminy ianareo 😍😍
Miarahaba Antsika rehetra
Ry mpanjifa hajaina hilazana isika fa hiova manomboka rahampitso ny carte ato amin'ny MANDA Seafood Le Restaurant Akoor' Digue.
Manomboka rahampitso ihany koa dia afaka mandray commande pour livraison izahay.
Ps : misaotra tamin'ilay nikopaka afo 🥰🙏
✨🤞🏻Find reason of sacceed 💪🏻❤not excuse of give up👎🏻😍🤚🏻

MANDA Seafood Le Restaurant
Merci Meizah pour ce cadeau 🎁 surprise de Noël pour TiteVaniah 🥰
Mialatsiny fa tsy afaka nanantona teny MANDA Seafood Le Restaurant Vaniah androany fa mbola nianatra. 😊
🎵 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙡𝙚𝙤 - 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗘𝗥𝗧 ⓋⒾⓅ

Misaotra antsika mpankafy tonga maro nanafana ny fampisehoana, Ny tarika mahaleo,ireo taranaka, ireo vahiny nasaina [email protected] seho nahafinaritra natolotrareo, ireo mpanohana : Rotary Club Antananarivo Ambohitsorohitra - L'Etendart - Ketrika.com - MANDA Seafood Le Restaurant - Kabisa Drinks - Madagascar

Misaotra [email protected] fahatokisana , manome fotoana anareo tsy ho ela izahay ....

Miarahaba antsika rehetra.
Volohan-teny dia miala tsiny indrindra nohon'ny fahatarana amin'nu fizarana ny loka fa bloqué ny compteko ka izao aho vao tafiditra ato.
Ireto ny nahazo ny loka tamin'ny
Izy ireo no be vues indrindra,be réactions indrindra ary be partage indrindra. Mahazo 100 000 ariary avy.
Ireto kosa no mahazo ilay bon d'achat 50 000 ariary avy ao amin'ny MANDA Seafood Le Restaurant
- Ramarosandratana Fenomalala Tokiniaina
- Antsa Batsoa
- Mihary Andriantsoa
- Eugénie Mamitiana
Afaka mandefa mp ihany koa ianareo manamarina ny compte nareo.
Afaka miditra mp amin'ny compte Meizah Razaka
Mankasitraka indrindra tompoko.
Misaotra ireo nandray anjara rehetra❤❤

https://youtu.be/MjZCbo-eLAU
*** Mahaleo Grand Concert Vip ( Seho farany 2021 Tana ) ***

▷▷▷ Sombitsombiny @ ireo vahiny hasaina

Sary nandritry ny répétition ny @ Asabotsy 27 Novambra ho avy izao

⚠️ Mbola misy ny tapakila ho an'ny mbola tsy nahazo

📞 034 79 687 97 - 033 74 885 27

Kabisa Drinks - Madagascar • Rotary Club Antananarivo Ambohitsorohitra • L' Etendard • Ketrika.com • MANDA Seafood Le Restaurant
Tongava daholo fa androany ihany no 10000 ar ny camarons grillés 🥳🥳🥳❤️
x

Other Seafood Restaurants in Antananarivo (show all)

Snack California O'fruit dlamer Lakozia O'Happy Restaurant Orion Antsahavola Antananarivo Snack-Resto 65 Maka'Ai Restaurant Tana 101 La Marée Fruits de Mer - Chez Nari Traiteur Latipha Sarangbang Mer'Sea