Andoharanofotsy La Gastronomie Pizza

Call Directions

Andoharanofotsy La Gastronomie Pizza LA GASTRONOMIE PIZZA:
-Pizza
-Fast food:tacos,burger,frites,assiette kebab,Biglove
-Glace,milk shake

Service de livraison :0320735156 / 0320736003

Ao no milaza fa ilay : ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐‘๐„๐†๐ˆ๐๐€ tena hafa mihitsy, ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐‚๐Ž๐Œ๐๐€๐†๐๐Ž๐‹๐€ tiana hoanina foana, ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐๐”๐€๐“๐“๐‘๐Ž ๐…๐‘๐Ž๐Œ๐€๐†๐†๐ˆ ko d...
14/08/2026

Ao no milaza fa ilay : ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐‘๐„๐†๐ˆ๐๐€ tena hafa mihitsy, ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐‚๐Ž๐Œ๐๐€๐†๐๐Ž๐‹๐€ tiana hoanina foana, ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐๐”๐€๐“๐“๐‘๐Ž ๐…๐‘๐Ž๐Œ๐€๐†๐†๐ˆ ko dia top, ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐๐€๐๐Ž๐‹๐ˆ๐“๐€๐ˆ๐๐„ tena coup de coeur, sns.

Ary ianao, mba lazao anay hoe : ๐ˆ๐™๐€ ๐๐Ž ๐“๐„๐๐€ ๐“๐ˆ๐€๐๐€๐Ž ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐๐ˆ๐™๐™๐€ ๐ˆ๐“๐€๐‹๐ˆ๐„๐๐๐„ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ? ๐Ÿค”

Vonjeo aingana fa mandalo fotsiny ity tolotra ity, ary ny point de vente La Gastronomie Pizza rehetra eto Antananarivo irery ihany no ahitana azy โ—

Vidiny : 30.000ar

01/08/2026

๐Ÿ”ฅ **๐“๐Ž๐๐†๐€๐•๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐€ ๐„ !** โณ **๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ซ๐ž ๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข๐ญ๐žฬ๐ž, ๐ฏ๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ฑ๐œ๐ฅ๐ฎ๐ฌ๐ข๐ฏ๐ž ! ๐๐ข๐ณ๐ณ๐š ๐๐ฎ ๐ฆ๐จ๐ข๐ฌ***

๐Ÿ• Tena Pizza Italienne vita avy amin'ny lafarinina "๐‚๐€๐๐”๐“๐Ž ๐“๐ฒ๐ฉ๐ž ๐ŸŽ๐ŸŽ" ๐ฆ๐ž๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ๐ž ๐š๐ฎ ๐ฆ๐จ๐ง๐๐ž ! ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡นโœจ

Ankafizo ny tsiro tena miavaka, vita amin'ny akora voafantina.

๐Ÿ“ **Azonao jifaina eny amin'ny point de vente La Gastronomie Pizza rehetra eto Antananarivo.**

Aza tara fa **voafetra ny tolotra !**

30/06/2026
Tonga ny fialan-tsasatra, ary izao no fotoana tsara indrindra entina hampifaliana ny ankizy ety amin'ny La Gastronomie P...
30/06/2026

Tonga ny fialan-tsasatra, ary izao no fotoana tsara indrindra entina hampifaliana ny ankizy ety amin'ny La Gastronomie Pizza. ๐Ÿคฉ

Koa satria fantatray fa ny fahatsiarovana tsara indrindra dia miorina manodidina ny latabatra feno hanina matsiro, dia izany no nahatonga anay manolotra ny "Menu Kids" โœจ

Raha mbola tsy nanandrana an'ity Menu Kids ity ny zanakao, dia ento mivantana izy fa sady hampifalianay no misakafo.

๐Ÿ›ต LIVRAISON DISPONIBLE

Fialan-tsasatra finaritra, Tsiky ho an'ny ankizy ato amin'ny La Gastronomie Pizza!

26/06/2026
Nahafinaritra ny fiarahantsika tamin'ny fankalazana ny fetin'ny reny, fa tsy ho ataontsika latsa-danja kosa anefa ny fet...
19/06/2026

Nahafinaritra ny fiarahantsika tamin'ny fankalazana ny fetin'ny reny, fa tsy ho ataontsika latsa-danja kosa anefa ny fetin'ny ray... Dada indray no mpanjaka amin'ity! ๐Ÿ‘‘

Ho an'i Dada be fitiavana, mba hampifaliana azy dia nidina ho ๐Ÿ–๐ŸŽ.๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ ๐€๐ซ ๐ง๐ฒ ๐†รข๐ญ๐ž๐š๐ฎ ๐๐จ๐ง๐ง๐ž ๐…รช๐ญ๐ž ๐๐š๐ฉ๐š ato amin'ny La Gastronomie Pizza ! ๐ŸŽ‚
Tena mendrika ny tsara indrindra izy amin'izao fetiny izao !

๐Ÿ“ฅ Mba ahatonga an'i dada tsy ho tara dia azonao atao ny mi-commande mialoha.

Mbola aminโ€™ny alahady ny Fetin'ny Ray, saingy misy vaovao lehibe ho anao te hampifaly an'i Dada mialoha ny fotoana ! โ˜บ๏ธA...
19/06/2026

Mbola aminโ€™ny alahady ny Fetin'ny Ray, saingy misy vaovao lehibe ho anao te hampifaly an'i Dada mialoha ny fotoana ! โ˜บ๏ธ

Azonao jifaina MIVANTANA manomboka androany izany !

TSARA HO FANTATRA :
๐Ÿ“ La Gastronomie Pizza ANALAKELY IHANY no ahitana azy io amin'izao fotoana izao (Exclusivitรฉ)
๐Ÿ“… Ny Zoma izao vao hivoaka ofisialy eran'ny point de vente rehetra ity gรขteau ity.

Aza tara fa voafetra ny stock ho an'ity avant-premiรจre ity โ—๏ธ

PRIX : 80.000Ar (Gรขteau pour 10pers)

Manatona mivantana ao Analakely na miantsoa haingana :
๐Ÿ“ž 032 07 351 05 / 032 07 351 81 / 032 07 350 92 / 032 07 350 13

Mba hankalazana sy hanehoana fitiavana an'ireo Dada mahery fontsika, ny La Gastronomie Pizza dia manolotra anao ity tsir...
19/06/2026

Mba hankalazana sy hanehoana fitiavana an'ireo Dada mahery fontsika, ny La Gastronomie Pizza dia manolotra anao ity tsiro vaovao tsy manam-paharoa ity. ๐Ÿ˜

Natao ho anโ€™i dada tokoa satria mendrika ny tsara indrindra izy.

Aza avela ho tara i Dada! Ento izy hanandrana mivantana na azonao atao ihany koa ny mi-commande azy โ—๏ธ

VIDINY : 30.000ar

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Telephone

+261320735156

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andoharanofotsy La Gastronomie Pizza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category