Pizza'Nay

Pizza'Nay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pizza'Nay, Pizza Place, Ambohimangakely, Antananarivo.

Tongava e 🙏🍕🍕🌮🌮
14/01/2025

Tongava e 🙏🍕🍕🌮🌮

⛈️ Ny Anao ilay Aviavy Orana Mangatsiatsika toy izao + Bodofotsy ilay Fanaovana inona moa??! 🙄
‼️Ny Ahy aloha Propreté Maximale du Drapeau foana donc ... Fi-Commandiana Pizza sy Kalikaly ao amin' ny Pizza'Nay fa ny Anareo no tsy Haiko izany Fanararaotanareo Orana izany ... 🙌🍽️🍔

👉Misokatra isanandro ny ato amin’ny Pizza’nay🍕👉 7/7  9h à 21h👉Efa ahitana sakafo akoatrany Pizza ,Soupe,Mine-Sao 🍜🍝🍕🍕👉Ak...
10/12/2024

👉Misokatra isanandro ny ato amin’ny Pizza’nay🍕
👉 7/7 9h à 21h
👉Efa ahitana sakafo akoatrany Pizza ,Soupe,Mine-Sao 🍜🍝🍕🍕
👉Akaikin pharmacie Ankadilalana Ambohimangakely misy anay🌮🍕🍜🍝

👉Ho anao izay mikarakara lalonana 🙏👉Izahay dia mampanofa couvert complet (vilia , vera, sotro , carafe, sns) 👉Ka aza mis...
14/10/2024

👉Ho anao izay mikarakara lalonana 🙏
👉Izahay dia mampanofa couvert complet (vilia , vera, sotro , carafe, sns)
👉Ka aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny 0340841840 - 0345505970
👉Toerana Ambohimangakely eto amin’ny Pizza'Nay

Aleo mba hisy sarin Gérant dray alo e 😂😂👉Misokatra isanandro ny ato amin’ny Pizza’nay🍕👉Mardi - Dimanche 9h à 21h👉Efa ahi...
10/09/2024

Aleo mba hisy sarin Gérant dray alo e 😂😂

👉Misokatra isanandro ny ato amin’ny Pizza’nay🍕
👉Mardi - Dimanche 9h à 21h
👉Efa ahitana sakafo akoatrany Pizza ,Soupe,Mine-Sao 🍜🍝🍕🍕
👉Akaikin pharmacie Ankadilalana Ambohimangakely misy anay🌮🍕🍜🍝

👉Misokatra isanandro ny ato amin’ny Pizza’nay🍕👉Mardi - Dimanche 9h à 21h👉Efa ahitana sakafo akoatrany Pizza ,Soupe,Mine-...
14/08/2024

👉Misokatra isanandro ny ato amin’ny Pizza’nay🍕
👉Mardi - Dimanche 9h à 21h
👉Efa ahitana sakafo akoatrany Pizza ,Soupe,Mine-Sao 🍜🍝🍕🍕
👉Akaikin pharmacie Ankadilalana Ambohimangakely misy anay🌮🍕🍜🍝

13/06/2024

Mitady olona mahafehy momban Pizza
Toerana hiasana Ambohimangakely
Contact 0340841840- 0345505970

Ho avy ny Fetin’i Neny na Reny na Mama  🥰🥰Alefao commande ary e 😁Prix mora 😊☺️Toerana 67h eto akaiky ny vatobe 🥰👍🏻
24/05/2024

Ho avy ny Fetin’i Neny na Reny na Mama 🥰🥰
Alefao commande ary e 😁
Prix mora 😊☺️
Toerana 67h eto akaiky ny vatobe 🥰👍🏻

🥐🥖🥪🌭 efa misy zava baovao mafinaritra be ange ato e ☺️ 🥐🥖🥪🌭👉67h ety amin Vatobe miala 50m vers route ampasika iny fotsin...
21/05/2024

🥐🥖🥪🌭 efa misy zava baovao mafinaritra be ange ato e ☺️ 🥐🥖🥪🌭
👉67h ety amin Vatobe miala 50m vers route ampasika iny fotsiny dia tonga ☺️👍🏻

Efa misokatra ihany koa ny Pizza’nay eny Ambohimangakely akaikin pharmacie✌️👌Fa ito alo zao plat du jour androany 67h 😊☺...
02/05/2024

Efa misokatra ihany koa ny Pizza’nay eny Ambohimangakely akaikin pharmacie✌️👌
Fa ito alo zao plat du jour androany 67h 😊☺️

Plat du jour 😊😁😁Restaurant - Snack - Pizzeria.🍜🍝🥗🍹🍕🍟🍗🥙
16/04/2024

Plat du jour 😊😁😁
Restaurant - Snack - Pizzeria.
🍜🍝🥗🍹🍕🍟🍗🥙

Ireto avy ireo nahazo anilay loka crédit 5000ar + minesaoErica HNPinou NounousRi ThandyMisaotra anareo nandray anjara re...
15/04/2024

Ireto avy ireo nahazo anilay loka crédit 5000ar + minesao
Erica HN
Pinou Nounous
Ri Thandy
Misaotra anareo nandray anjara rehetra 👍👍
Aza adino le 27avril Live Tann faya 😊👏👍

Tann faya ato amin Resto Pizza'Nay27 Avril 2024 réservation Mp Tann FayaAndao ary
12/04/2024

Tann faya ato amin Resto Pizza'Nay
27 Avril 2024 réservation Mp Tann Faya
Andao ary

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pizza'Nay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category