Bookafé

Bookafé Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bookafé, Coffee shop, enceinte mikoja, Antananarivo.

Bienvenue au "Book'afé" - votre oasis de sérénité et de saveurs ! 📚☕
Nous sommes à Ampasapito à 200m de la gare routière vers la RN2, près de Tafita class, à 5mn d’Ankorondrano
Notre service de livraison est toujours disponible pour vous servir.

20/08/2026

https://www.facebook.com/reel/1046036530469438

🍕 Le vrai goût de la pizza se reconnaît au feu ! 🔥�Chez Bookafé, nos pizzas cuites au feu de bois sont croustillantes, généreuses et pleines de saveurs.Une bouchée… et vous êtes conquis ! 😋

Venez partager un bon moment autour d'une chez BOOKAFE Ampasapito!

27/07/2026

NDAO HILALAO EEEEE!!!!
BOOKAFE EN FAMILLE!!!!
VAOVAO BEEEEEEE : GLACE MATCHA BOOKAFE!!!!!

Vacances tsarakely iarahan'ny mpianakavy ato amin'ny BOOK'AFE Ampasapito.

GLACE BOOKAFE OFFERTE ho antsika rehetra tonga en famille mandritra ity vacances ity

Sady hilalao isika,
1) raha mbola tsy manaraka ny page ianao dia fotoana izao hanarahanao ny pejintsika
2) Partageo na tagueo amin'ny namanao 5 ity publication ity.
3) Alefaso Mp ny sarinareo en famille nisakafo tato amin'ny Bookafe, raha alefa eto amin'ny commentaire ny sary dia mikaonty indroa.

Bon d'achat 100 000Ar be izao no ho azon'izay famille nandalo im-betsaka indrindra mandritra ny vacances.

Bienvenue au "Book'afé" - votre oasis de sérénité et de saveurs ! 📚☕
Nous sommes à Ampasapito à 200m de la gare routière vers la RN2, près de Tafita class, à 5mn d’Ankorondrano
Notre service de livraison est toujours disponible pour vous servir.

Fotoana manokana hanononantsika vavaka ho an’ireo zanatsika hanala BEPC indray ity herinandro vaovao ity. Teny avy amin’...
06/07/2026

Fotoana manokana hanononantsika vavaka ho an’ireo zanatsika hanala BEPC indray ity herinandro vaovao ity.

Teny avy amin’i Jesoa ho anareo zanaka rehetra hanala BEPC oooo!

Hanome saina anao sy hampianatra anao izay làlan-kalehanao Aho;
Hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.
- Salamo 32:8

Aza matahotra!

Raha maheno antso ianao hanatevin-daharana ny ekipa Bookafé, fotoana izao, apetraho ny CV sy ny taratasy fangatahanao as...
04/07/2026

Raha maheno antso ianao hanatevin-daharana ny ekipa Bookafé, fotoana izao, apetraho ny CV sy ny taratasy fangatahanao asa.

Apetraho alohan’ny Zoma 10 jolay izao izany!

❄️🍲 L’hiver est bien là… et on a ce qu’il vous faut pour vous réchauffer ! 🍲❄️Chez Book’afé, savourez nos deux incontour...
02/07/2026

❄️🍲 L’hiver est bien là… et on a ce qu’il vous faut pour vous réchauffer ! 🍲❄️

Chez Book’afé, savourez nos deux incontournables pour cette saison :

✨ Soupe Tongotr'omby – généreuse, savoureuse et parfaite pour se réchauffer
✨ Soupe Garnie – chaude, réconfortante et pleine de goût

Un bon bol de chaleur à petit prix, pour se sentir bien tout l’hiver. Venez vite goûter !

📍 Book’afé Ampasapito | Ouvert de 8h à 19h 30
Tongotr'omby

1. Zanahary ô, tahio Ny tanindrazanayHandroso lalandava, Handry fahizay !Enga anie hanjaka ao Ny saina mahay miray ;Dia ...
26/06/2026

1. Zanahary ô, tahio Ny tanindrazanay
Handroso lalandava, Handry fahizay !
Enga anie hanjaka ao Ny saina mahay miray ;
Dia ho tany sambatra lay Madagasikaranay !

2. Ireo mpitondra anay Arovy lalandava koa,
Tolory saina hendry, Kinga sy mahay
Ka ny marina anie No mba hanjaka ao tokoa ;
Dia ho tany sambatra lay Madagasikaranay !

3. Ny taranakay tahio Ho vanona tokoa :
Ireo no solofo, Dimby rahatrizay !
Mba ho tena mahatoky, Feno fahendrena koa ;
Dia ho tany sambatra lay Madagasikaranay !

Hanome saina anao sy hampianatra anao izay làlan-kalehanao Aho;  Hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho. - Sa...
16/06/2026

Hanome saina anao sy hampianatra anao izay làlan-kalehanao Aho;
Hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.
- Salamo 32:8

Na aiza na aiza misy anao meteza hivavaka ho an’ireo zaza rehetra manala CEPE anio. 🙏🙏🙏

Ny ekipa eto amin’ny Bookafe dia hivavaka ho an’ireo zanatsika manala CEPE anio.
Efa manomana sakafo ho antsika izay ety akaiky ety izahay.

🔻BOOK'AFÉ Ampasapito🧑‍🍳, Un espace unique chaleureux où la foi, la convivialité et la gastronomie se rencontrent🍕😍. Chez...
30/05/2026

🔻BOOK'AFÉ Ampasapito🧑‍🍳,
Un espace unique chaleureux où la foi, la convivialité et la gastronomie se rencontrent🍕😍.
Chez nous, chaque repas est une occasion de se rassembler entre famille, amis, entre les personnes qui vous sont chères et de partager des moments précieux tout en savourant des plats incroyablement délicieux, préparés avec amour et passion ❤

Vous pouvez surtout profiter d'un coin paisible pour prier ou méditer avant ou après votre repas dans notre salle de prière🙏🏻, gratuite et disponible pour vous durant toute la semaine. Des livres inspirants 📖 sont également à votre disposition pour enrichir votre foi et votre réflexion 😊

🔘 Nous sommes aussi là pour vous aider à organiser vos repas de famille🥂, vos rencontres entre amis ou même des groupes de prière tout en garantissant une ambiance chaleureuse et accueillante🥰🤗.

Alors , qu' attendez-vous 😊❓
Venez vous ressourcer !

Faites de chaque repas une célébration de la vie, de l'amitié et de la foi.
📩 Écrivez-nous en Message Privé [MP] ou
✅ Réservez directement votre table dès maintenant au
☎️ 034 96 551 29 / 032 05 231 15

🔻 𝗕𝗼𝗼𝗞'𝗮𝗳é, 𝒆𝒏𝒄𝒆𝒊𝒏𝒕𝒆 𝑴𝒊𝒌𝒐𝒋𝒂 𝑨𝒎𝒑𝒂𝒔𝒂𝒑𝒊𝒕𝒐

🔸TIANAO VE i NENY? ❤🔹Zava-dehibe aminao ve ny fisian'i neny eo amin'ny fiainanao?🔸Inona ilay zavatra eo amin'ny fiainana...
30/05/2026

🔸TIANAO VE i NENY? ❤
🔹Zava-dehibe aminao ve ny fisian'i neny eo amin'ny fiainanao?
🔸Inona ilay zavatra eo amin'ny fiainanao tsy misy mahavita raha tsy i neny irery ihany?
🔹Irinao ve izany manana neny ela velona izany?

❤️C'est la fête des mères ❤️
Tsarovy am-bavaka i neny FA indrindra indrindra tolory cadeau, ary ny cadeau tsara indrindra dia ilay manampy azy ho sitrana sy hahery amin'ny fianany 🙏

Bookafé dia misaina ampitiavana manokana ny reny rehetra amin'ity FETE DES MERES ity, ka izay mividy ilay JAR D'ENCOURAGEMENT rehetra ao aminy; mety isika no hanolotra azy ho cadeau, na mety i neny mihitsy no te hividy azy ho an'ny tennay....dia mahazo FIENAM-BIDY ✨

JAR D'ENCOURAGEMENT: BOCAL feno andinin-tsoratra masina voafantina, mampahery, mampifaly, azo atao tonom-bavaka ary mampiakatra ny fanantenany an'Andriamanitra isan'andro

Neny ô! Mendrika tolorana fampaherezana loatra ianao ❤️

misy karazany 3
1/ JAR PM 25.000 ar au lieu de 30.000 ar
2/ JAR MM 45.000 ar au lieu de 50.0000 ar
3/ JAR GM 65.000 ar au lieu de 70.000 ar

"Fa aina ho an'izay mahazo azy ary fahasalamana ho an'ny nofo rehetra ny teninao"

Bonne fete à toutes les mamans dia mirary faherezana, fahasalamana, fahamanjana 😀, fifaliana ho an'ny neny rehetra

🟢Ho fifanohanantsika Kristiana dia Ndao MBA partagéna au maximum ity vidéo ity, mametrà commentaire MBA hanohananay anao ihany koa rehefa ny vidéo anao no avoaka eto ❤️❤️❤️

📩 Mandefasa ary Hafatra miafina (MP) na antsoy avy hatrany ny
☎️ 034 96 551 29 na 032 05 231 15

27/05/2026

🔸Tinao ve i neny?
🔹Zava-dehibe aminao ve ny fisian'i neny eo amin'ny fiainanao?
🔸Inona ilay zavatra eo amin'ny fiainanao tsy misy mahavita raha tsy i neny irery ihany?
🔹Irinao ve izany manana neny ela velona izany?

❤️C'est la fete des mères ❤️
Tsarovy am-bavaka i neny FA indrindra indrindra tolory cadeau, ary ny cadeau tsara indrindra dia ilay manampy azy ho sitrana sy hahery amin'ny fianany 🙏

Bookafé dia misaina ampitiavana manokana ny reny rehetra amin'ity FETE DES MERES ity, ka izay mividy ilay JAR D'ENCOURAGEMENT rehetra ao aminy; mety isika no hanolotra azy ho cadeau, na mety i neny mihitsy no te hividy azy ho an'ny tennay....dia mahazo FIENAM-BIDY ✨

JAR D'ENCOURAGEMENT: BOCAL feno andinin-tsoratra masina voafantina, mampahery, mampifaly, azo atao tonom-bavaka ary mampiakatra ny fanantenany an'Andriamanitra isan'andro

Neny ô! Mendrika tolorana fampaherezana loatra ianao ❤️

misy karazany 3
1/ JAR PM 25.000 ar au lieu de 30.000 ar
2/ JAR MM 45.000 ar au lieu de 50.0000 ar
3/ JAR GM 65.000 ar au lieu de 70.000 ar

"Fa aina ho an'izay mahazo azy ary fahasalamana ho an'ny nofo rehetra ny teninao"

Bonne fete à toutes les mamans dia mirary faherezana, fahasalamana, fahamanjana 😀, fifaliana ho an'ny neny rehetra

🟢Ho fifanohanantsika Kristiana dia Ndao MBA partagéna au maximum ity vidéo ity, mametrà commentaire MBA hanohananay anao ihany koa rehefa ny vidéo anao no avoaka eto ❤️❤️❤️

Address

Enceinte Mikoja
Antananarivo
101

Telephone

+261320523115

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bookafé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bookafé:

Shortcuts

Share

Category