26/06/2026
🇲🇬Mankasitraka indrindra tompoko ❤️🙏
🍕Mankasitraka antsika rehetra tonga nanjifa teny Amin’ny EXTRA PIZZA nandritra izao Asaramanitra izao 🎉🥳 🙏🙏🍕
👉Miala tsiny raha nisy tsy fahatomombanana niseho🙏 Efa raisinay an-tanana avokoa ny fanatsarana sy fanamarihana avy aminareo mpanjifa mba hanomezana Fahafaham-po antsika rehetra hatrany 🙏❤️
🍕Rahampitso izahay dia Misokatra avokoa ny EXTRA PIZZA rehetra ❤️