19/03/2019
Plat du jour tsika anio, sofin kisoa sy kabaro
Aza adino fa ny trondron Itasy sy ny akoho gasy endasina dia isan andro.
Mila mi réservé raha toa ka matahotra ny tsy hahatratra ianao
Manantena ano hitsidika anay ary e.
Qualité prix ny antsika