Saveurs By Vonjy

Directions

Saveurs By Vonjy 🍔🍟🍦 Saveurs by Vonjy
Simplement bon !!! Fast-food gourmand, pâtisseries maison, petits fours sucrés & salés.

Burgers, poulet-frites, ice cream… pour le quotidien 🍽️

🎉 Service traiteur pour vos événements

📩 Commandes & devis : message privé

🍰🧁Mandray commande mignardises izahay aContact : 034 87 738 13Na mp
04/02/2026

🍰🧁Mandray commande mignardises izahay a

Contact : 034 87 738 13
Na mp






✨️Ho avy izao ny weekend, dia mba mikarakara sakafo ao antrano✨️Iza indray ary no mila recette pizza, karakaraina ao ant...
30/01/2026

✨️Ho avy izao ny weekend, dia mba mikarakara sakafo ao antrano✨️

Iza indray ary no mila recette pizza, karakaraina ao antrano?

Soraty ao amin’ny commentaire ato amin’ny page hoe

PIZZA

Ho alefanay MP ny recette

Aza adinoina ny manaraka ny pejy 🙂

🥞 Ny crêpe no nosafidianareo !!!Koa indro ary ny recette-ny, ao amin’ny 1er commentaire 👇👇
07/01/2026

🥞 Ny crêpe no nosafidianareo !!!

Koa indro ary ny recette-ny, ao amin’ny 1er commentaire 👇👇

🥞🧇 Hizara recette ho anao izahay ☺️Ka iza no tianao ?                   👍 Crêpe                              Sa         ...
04/01/2026

🥞🧇 Hizara recette ho anao izahay ☺️

Ka iza no tianao ?

👍 Crêpe

Sa

❤️ Gauffre

Alefaso ary ny réaction 😀😀

🍔 CROQUEZ 2026 À PLEINES DENTS ! 🍦Toute l’équipe de Saveurs By Vonjy vous souhaite une année 2026 savoureuse, colorée et...
01/01/2026

🍔 CROQUEZ 2026 À PLEINES DENTS ! 🍦

Toute l’équipe de Saveurs By Vonjy vous souhaite une année 2026 savoureuse, colorée et remplie de bonheur !

Que votre année soit :

🔥 Aussi chaude que nos frites

🍰 Aussi douce que nos pâtisseries

🍦 Et aussi rafraîchissante que nos glaces !

Merci de faire partie de notre aventure gourmande. On a hâte de vous régaler encore et encore ces 365 prochains jours ! 🍕🍰

✨ Bonne et heureuse année 2026 ! ✨”

́e

" Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe ...
25/12/2025

" Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana." — Isaia 9 : 5

’Ndao hanamboatra Bûche de Noël e 😊Zavatra ilaina : 🔸️Farine 100g🔸️Levure chimique 11g🔸️Chocolat 250g🔸️Beurre 200g🔸️Atod...
23/12/2025

’Ndao hanamboatra Bûche de Noël e 😊

Zavatra ilaina :

🔸️Farine 100g
🔸️Levure chimique 11g
🔸️Chocolat 250g
🔸️Beurre 200g
🔸️Atody 4
🔸️Siramamy 140g

👇Ao amin’ny commentaire ny fanamboarana azy

Araho hatrany ny pejy


🍔🍟Parce que bien manger, c’est aussi se faire plaisir 😄
22/12/2025

🍔🍟Parce que bien manger, c’est aussi se faire plaisir 😄

🍨🍧Matsiro nge hoa ny glace ato aminay e 😋🎉🎄Atao dessert amin’izao fety izao, na ireo lanonana karakarainao👨‍👩‍👧‍👦 Hifamp...
19/12/2025

🍨🍧Matsiro nge hoa ny glace ato aminay e 😋

🎉🎄Atao dessert amin’izao fety izao, na ireo lanonana karakarainao

👨‍👩‍👧‍👦 Hifampizaran’ny mpianakavy, mpinamana na ny mpiara-miasa

😀 Na ianao irery koa 😉

Iza avy no efa nanandrana ? Inona ny parfum tinao indrindra tamin’izay?

Araho tsy tapaka ny pejy ahalalanao ny tolotra ataonay

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saveurs By Vonjy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category