Chez Miam’Kaly

Chez Miam’Kaly 🍽️ Resto · 🥪 Snack · 🔥 Grill

Mangatsiatsiaka izao ny andro. 5000Ar dia mahazo soupe garnie ato amin'ny MIAM KALY Ampefiloha akaiky superette !
09/09/2026

Mangatsiatsiaka izao ny andro.
5000Ar dia mahazo soupe garnie ato amin'ny MIAM KALY Ampefiloha akaiky superette !

😱 "MAHAVOKY"😱Tena tsara ho an'ireo tena noana Sady te hihinana zavatra tsara!!Chez MIAM KALY Ampefiloha (Akaiky superett...
10/07/2026

😱 "MAHAVOKY"😱
Tena tsara ho an'ireo tena noana Sady te hihinana zavatra tsara!!

Chez MIAM KALY Ampefiloha (Akaiky superette)

05/07/2026
➡️ Bon Plan Week-End ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha🍚 Ahoana fahitanareo ity Bol renversé spécial by Chez Miam'kal...
28/03/2026

➡️ Bon Plan Week-End ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha

🍚 Ahoana fahitanareo ity Bol renversé spécial by Chez Miam'kaly ity ? 😋

Anisan'ny mapiavaka anay izy ity an 😎

✅ Manao livraison hatrany izahay
☎️ 034 21 463 39

🍛 Plat du jour Chez Miam’Kaly ooo Riz fotsy miaraka amin’ny tsaramaso sy henakisoa 🤤  Tsiro nentim-paharazana mampafana ...
26/03/2026

🍛 Plat du jour Chez Miam’Kaly ooo

Riz fotsy miaraka amin’ny tsaramaso sy henakisoa 🤤
Tsiro nentim-paharazana mampafana ny fo sy mampahatsiahy ny sakafo gasy tena izy 🌿🇲🇬

👉 Tongava eto Ampefiloha akaikin'ny Superette ee
✅ Livraison disponible hatrany
☎️ 034 21 463 39

✨ Ity indray no atolotray anareo anio Alatsinainy ✨  🍝 Spaghetti Carbonara 🍝     👉 Tongava ato amin'ny Chez Miam’Kaly Am...
23/03/2026

✨ Ity indray no atolotray anareo anio Alatsinainy ✨

🍝 Spaghetti Carbonara 🍝


👉 Tongava ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha fa vonona hanome tsiro sy fahafahampo anareo izahay
☎️ 034 21 463 39
✅ Manao livraiso hatrany izahay

🍽️ Plat du jour tsika anio ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha akekin'ny Superette ➡️ Riz sy cuisse de poulet voahosot...
21/03/2026

🍽️ Plat du jour tsika anio ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha akekin'ny Superette

➡️ Riz sy cuisse de poulet voahosotra amin’ny sauce aigre-douce 😋🔥

✅ Livraison disponible hatrany
☎️ 034 21 463 39

🍗✨ Cuisse de poulet sy Pâtes ato amin'ny Chez Miam’Kaly ✨🍝  🛵 Livraison disponible hatrany ☎️ 034 21 463 39✅ Toerana Che...
18/03/2026

🍗✨ Cuisse de poulet sy Pâtes ato amin'ny Chez Miam’Kaly ✨🍝

🛵 Livraison disponible hatrany
☎️ 034 21 463 39
✅ Toerana Chez Miam'kaly Ampefiloha akaikin'ny Superette

✨ Alatsinainy mamy kokoa miaraka amin’ny Chez Miam’Kaly  ✨➡️ Vao manomboka ny herinandro dia tsenainay amin'ny sakafo fe...
16/03/2026

✨ Alatsinainy mamy kokoa miaraka amin’ny Chez Miam’Kaly ✨

➡️ Vao manomboka ny herinandro dia tsenainay amin'ny sakafo feno tsiro ianareo 😋

🍝 SPAGHETTI BOLOGNAISE ✅

👉 Chez Miam'kaly Ampefiloha akaikin'ny Superette toerana misy anay
🛵 Manao livraison ihany koa
📞 034 21 463 39

➡️ Efa miandry anareo ato ny brochette ho an'izay ty mihinana tsakitsaky 🍢🔥Tongava ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha...
14/03/2026

➡️ Efa miandry anareo ato ny brochette ho an'izay ty mihinana tsakitsaky 🍢🔥

Tongava ato amin'ny Chez Miam’Kaly Ampefiloha akaikin'ny Superette 😋
🛵 Livraison disponible hatrany
☎️ 034 21 463 39

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 19:00
Tuesday 10:00 - 19:00
Wednesday 10:00 - 19:00
Thursday 10:00 - 19:00
Friday 10:00 - 19:00
Saturday 10:00 - 19:00

Telephone

+261342146339

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Miam’Kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category