La Gastronomie Pizza - Ofisialy

La Gastronomie Pizza - Ofisialy LA GASTRONOMIE PIZZA

Le plaisir de vous régaler au quotidien. Nous livrons de 10h à 18h

Découvrez notre univers gourmand :
🍕 Pizza | 🍔 Fast-Food | 🍦 Glaces | 🍹 Jus
🛵 Commande & Livraison par téléphone (9h-18h) — Sauf Arcade

Appelez-nous et on s'occupe du reste !

⚠️ TANDREMO : Tsy haharitra ela ity tolotra ity fa mandritra ny fotoana voafetra ihany !𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 𝘃𝗲 𝗳𝗮 𝗻𝘆 "𝗖𝗮𝗽𝘂𝘁𝗼 𝗳𝗮𝗿𝗶𝗻...
05/08/2026

⚠️ TANDREMO : Tsy haharitra ela ity tolotra ity fa mandritra ny fotoana voafetra ihany !

𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 𝘃𝗲 𝗳𝗮 𝗻𝘆 "𝗖𝗮𝗽𝘂𝘁𝗼 𝗳𝗮𝗿𝗶𝗻𝗲 𝘁𝘆𝗽𝗲 𝟬𝟬" 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗳𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘃𝗼 𝗹𝗲𝗻𝘁𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗸𝗮𝗹𝗶𝘁𝗮𝗼 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆?
Nampiasainay izany amin'ireto PIZZA ITALIENNE ireto, hitondranay anao amin'ny tsiro vaovao tsy manam-paharoa, tsara sy mendrika ho anao 🍕

Raha te-hanandrana ny tena kanto sy ny fahaiza-manao matihanina ianao dia anio ihany no fotoana ❗

PRIX : 30.000AR

PS : Tolotra manokana eto Antananarivo irery ihany
🛵 Livraison disponible

🔥 **𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐄 !** ⏳ **𝐎𝐟𝐟𝐫𝐞 𝐥𝐢𝐦𝐢𝐭𝐞́𝐞, 𝐯𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐞𝐱𝐜𝐥𝐮𝐬𝐢𝐯𝐞 ! 𝐏𝐢𝐳𝐳𝐚 𝐝𝐮 𝐦𝐨𝐢𝐬***🍕 Tena Pizza Italienne vita avy amin'...
31/07/2026

🔥 **𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐄 !** ⏳ **𝐎𝐟𝐟𝐫𝐞 𝐥𝐢𝐦𝐢𝐭𝐞́𝐞, 𝐯𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐞𝐱𝐜𝐥𝐮𝐬𝐢𝐯𝐞 ! 𝐏𝐢𝐳𝐳𝐚 𝐝𝐮 𝐦𝐨𝐢𝐬***

🍕 Tena Pizza Italienne vita avy amin'ny lafarinina "𝐂𝐀𝐏𝐔𝐓𝐎 𝐓𝐲𝐩𝐞 𝟎𝟎" 𝐦𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞𝐮𝐫𝐞 𝐚𝐮 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐞 ! 🇮🇹✨

Ankafizo ny tsiro tena miavaka, vita amin'ny akora voafantina.

📍 **Azonao jifaina eny amin'ny point de vente La Gastronomie Pizza rehetra eto Antananarivo.**

Aza tara fa **voafetra ny tolotra !**

Amin'izao vacance izao dia mety haka rivotra vaovao any amin'ny faritra ivelan'Antananarivo ianao ka mitady toeram-pisak...
29/07/2026

Amin'izao vacance izao dia mety haka rivotra vaovao any amin'ny faritra ivelan'Antananarivo ianao ka mitady toeram-pisakafoanana ⁉

Ity misy bon plan milay be. Manakaiky anao izahay La Gastronomie Pizza, koa sady azonao atao ny miala-sasatra no sady mihinana ny sakafo avy ato aminay 🤩

Adino tanteraka ny sorisory, ny ekipa matihanina, ny toerana mahafinaritra, ny sakafo matsiro, ny rivotra vaovao; aiza indray no ahita !?

🛵 Livraison disponible

23/07/2026

IANAO MI-CHILL DIA IZAHAY NO MIKARAKARA ANAO ANDROANY !

Ny sorisory adino, ny adin-tsaina miala rehefa manoloana ny sakafo mafilotra sy tena woooow be ! Satria ato amin'ny La Gastronomie Pizza, ianao mahatsiaro feno fahasambarana sy hafaham-po no tena tanjonay. 🤩

📌 Afaka tonga mivantana ianao eny amin'ny La Gastronomie Pizza izay akaiky anao, ny toerana koa malalaka na en famille, na miaraka amin'ny namana, na solo mety foana.
🛵 Nefa raha hoe ilay livrer-na mihitsy no tianao, tsy maninona fa vonona izahay

Aza tara, androany ny fotoana tsara indrindra.

Tsy ireo tia galette (fa tsy tia galety) irery ihany no hasainay ho tonga isaky ny maraina eto amin'ny Voky Maraina , fa...
22/07/2026

Tsy ireo tia galette (fa tsy tia galety) irery ihany no hasainay ho tonga isaky ny maraina eto amin'ny Voky Maraina , fa izay rehetra tia : 𝗕𝗼𝘂𝗹𝗮𝗻𝗴𝗲𝗿𝗶𝗲, 𝗩𝗶𝗲𝗻𝗻𝗼𝗶𝘀𝗲𝗿𝗶𝗲, 𝗣â𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲𝗿𝗶𝗲, 𝗮𝗿𝘆 𝗩𝗮𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮. 😋

📆 ALATSINAINY HATRAMIN'NY ALAHADY
🕕 6h HATRAMIN'NY 10h MARAINA
📌 LA GASTRONOMIE BYPASS DRIVE / ANALAKELY

Amin'ny vidiny tena mirary sy sahaza ho an'ny rehetra.

Dia tena tsy nanaiky mihitsy moa izany ianao ry Lamine Yamal miaraka amin'ity PIZZA SPICY misahondrahondra be ity... 🤣🍕N...
21/07/2026

Dia tena tsy nanaiky mihitsy moa izany ianao ry Lamine Yamal miaraka amin'ity PIZZA SPICY misahondrahondra be ity... 🤣🍕

Naleony mihitsy niala-sasatra kely fa hoe tsy maintsy mandalo eny amin'ny La Gastronomie Pizza ihinana ity pizza vaovao ity.

Na i Lamine Yamal aza babo, maika fa ianao. Tongava dieny izao amin'ny point de vente akaiky anao indrindra ❗

TAIRO ARY FA ZAHAY NO MANAO NY LIVRAISON NY SAKAFONAREO ANDROANY EH ❗️Amboary ny programme anareo, afaka sady misakafo n...
14/07/2026

TAIRO ARY FA ZAHAY NO MANAO NY LIVRAISON NY SAKAFONAREO ANDROANY EH ❗️

Amboary ny programme anareo, afaka sady misakafo no mijery baolina am-pilaminana tsisy bedy fa izahay no miandraikitra ny livraison hatrany an-tranonareo 😎

SERVICE DE LIVRAISON MANOMBOKA AMIN'NY 19H HATRAMIN'NY 00H ALINA.

Tsy mila mivoaka ny trano intsony, tsy misy hoe : andeha ho any amin'ny akama aloha za, fa ao antrano ihany dia efa ok (amin'izay koa nareo hendry tsara ao an-trano hahaha) 😂

Contact : 032 07 350 92 / 032 07 351 52

10/07/2026

TARA ZA, MAIKA BE ZA, MIALA MARAINA BE ZA FA ALEO ALOHA TSY HISAKAFO FA REHEFA ATOANDRO VAO MIHINANA. 🤔

He! Izany mihitsy ny antony nisian'ny Voky Maraina mba hialanao amin'ny rotoroto, sy hanomezana anao hery vao maraina amin'ny sakafo maraina tsara sy azo antoka nefa amin'ny vidiny mirary (sahaza ho an'ny rehetra) 🤩

Alohan'ny hidiranao miasa, dia efa miandry anao ny sakafo mafana, mba ahatonga anao havitrika sy hazoto ny tontolo andro.

⏰ 06h maraina - 10h maraina

Hisaorana ny fandalovan'i Christian Ratovonony ✨

Adinoy any aloha ny tantara, sy ny matematika! Tapitra ny fanadinana ka MODE NO STRESS ACTIVÉ ! 😎Misokatra ho anao izaha...
09/07/2026

Adinoy any aloha ny tantara, sy ny matematika! Tapitra ny fanadinana ka MODE NO STRESS ACTIVÉ ! 😎

Misokatra ho anao izahay 𝗟𝗔 𝗚𝗔𝗦𝗧𝗥𝗢𝗡𝗢𝗠𝗜𝗘 𝗣𝗜𝗭𝗭𝗔 satria mendrika valisoa tsara sy tsiro mafana miavaka ianao rehefa avy nisasatra mafy! 🍕🔥

Ento ny Team iray manontolo na ny fianakaviana hiara-mifety sy hisakafo androany.

𝐒𝐀𝐇𝐘 '𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐄 𝐒𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐒𝐀𝐇𝐘 ? 🔥🌶️Tsy tahaka ilay mahazatra, 𝗳𝗮 𝗳𝗶𝗽𝗼𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘁𝘆.Ho anao izay milaza hoe 𝐭𝐬𝐲 𝐦...
07/07/2026

𝐒𝐀𝐇𝐘 '𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐄 𝐒𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐒𝐀𝐇𝐘 ? 🔥🌶️
Tsy tahaka ilay mahazatra, 𝗳𝗮 𝗳𝗶𝗽𝗼𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘁𝘆.

Ho anao izay milaza hoe 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐬𝐢𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲... Ity ary ny 𝗣𝗜𝗭𝗭𝗔 𝗦𝗣𝗜𝗖𝗬, ka tandremo sao may ko hoee mama ah mama !!! 😒

𝗖𝗛𝗔𝗟𝗟𝗘𝗡𝗚𝗘 : Raha tena milaza ho mahatanty sakay ianao sy ny namanao, mankanesa eny amin'ny point de vente 𝗟𝗔 𝗚𝗔𝗦𝗧𝗥𝗢𝗡𝗢𝗠𝗜𝗘 𝗣𝗜𝗭𝗭𝗔 akaiky anao indrindra, ka izay tsy mahazaka dia : 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗰𝘁𝘂𝗿𝗲 no sady 𝗮𝗻𝗴𝗮𝗿𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 ( fa tsy daroka + dina 10.000ar 𝗵𝗮𝗵𝗮𝗵𝗮), mentionner-o eto izy 🤣

𝗩𝗶𝗱𝗶𝗻𝘆 : 𝟯𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗮𝗿

Address

Antananarivo
261

Opening Hours

Monday 10:00 - 21:00
Tuesday 10:00 - 21:00
Wednesday 10:00 - 21:00
Thursday 10:00 - 21:00
Friday 10:00 - 21:00
Saturday 10:00 - 21:00
Sunday 10:00 - 21:00

Telephone

+261320735026

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Gastronomie Pizza - Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La Gastronomie Pizza - Ofisialy:

Shortcuts

Share

Category