BC GRILL

BC GRILL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BC GRILL, Bar & Grill, Soanierana, Antananarivo.

🔥 BC GRILL 🔥"La magie des rencontres"🎉🥂
Spécialités FRUIT DE MER & FOIE GRAS
Grillades, SAUCES SIGNATURE, ambiance afterwork & clubbing, produits à partager et expériences authentiques autour du feu, du goût et de la convivialité. 😍- Soanierana RN7

🥰😘 MISAOTRA BETSAKA ANAREO TONGA MARO BE OMALY! 😘🥰Tena faly izahay tamin'ny fiarahana sy ny ambiance nahafinaritra! 🔥Fa ...
29/08/2026

🥰😘 MISAOTRA BETSAKA ANAREO TONGA MARO BE OMALY! 😘🥰

Tena faly izahay tamin'ny fiarahana sy ny ambiance nahafinaritra! 🔥

Fa mbola mitohy androany ny hafaliana! 💃🕺
✨ SOIRÉE SAMEDI MILAY ao amin'ny BC GRILL ✨

Miaraka amin'ny BC ANGEL'S 🔥

🍽️ Sakafo isankarazany
🍹 Zava-pisotro maro safidy
🎶 Ambiance tena tsara
💃 Fialamboly sy fiarahana tsy hay hadinoina

⚠️ Tongava mialoha fa voafetra ny toerana!

📍 BC GRILL – toerana iray hiarahana mifaly!

📶❤️ FANTATRAO VE FA MISY WI-FI MAIMAIM-POANA ATO AMINAY ? 😊🔥Tongava ary misakafo, mifaly ary miconnecte miaraka aminay! ...
28/08/2026

📶❤️ FANTATRAO VE FA MISY WI-FI MAIMAIM-POANA ATO AMINAY ? 😊🔥

Tongava ary misakafo, mifaly ary miconnecte miaraka aminay! 🍽️🎶📱

Nataonay ho an’ny rehetra izay tonga ao amin’ny BC GRILL ny Wi-Fi maimaim-poana. ❤️

🕗 Manomboka amin’ny 20h00 ka hatramin’ny maraina 🌙✨

👉 Tonga ianao, misakafo ianao, mifaly ianao… ary miconnecte maimaim-poana koa! 😍📶

Miandry anareo izahay ao amin’ny BC GRILL ! ❤️🔥

🔥🎉 ZOMA MIAVAKA KELY AO AMIN’NY BC GRILL! 🎉🔥Androany Zoma, aza mipetraka ao an-trano! 😍Tongava mankafy ambiance sy show ...
28/08/2026

🔥🎉 ZOMA MIAVAKA KELY AO AMIN’NY BC GRILL! 🎉🔥

Androany Zoma, aza mipetraka ao an-trano! 😍
Tongava mankafy ambiance sy show miaraka amin’ny BC ANGEL’S 💃✨

🦐 Plateau de Fruits de Mer – spécialité anay!
🍕 Pizza
🍟 Frite
🥤 Boissons amin’ny vidiny tena mirary ho an’ny rehetra!

🍽️ Tsiro matsiro + Ambiance + Fialamboly = BC GRILL! 🔥

📍 BC GRILL
👉 Tongava maro ary e! 😍🔥

🔥 ALAKAMISY MAMIKELY ATO AMIN’NY BC GRILL ! 🔥Tongava maro fa hafana indray ny fety anio ! 🎉❤️💃🎶 Ambiance garantie miarak...
27/08/2026

🔥 ALAKAMISY MAMIKELY ATO AMIN’NY BC GRILL ! 🔥

Tongava maro fa hafana indray ny fety anio ! 🎉❤️

💃🎶 Ambiance garantie miaraka amin’ny BC ANGELS
🍽️ Sakafo matsiro isan-karazany
💰 Tarif mora, natao ho an’ny rehetra hatrany ❤️😊

👗 Tenue semi-correcte no tsara indrindra anio 😉✨

Aza miandry ela fa farito dieny izao ny table anao ! ❤️😊

📍 BC GRILL — Toerana iray, ambiance iray, fahafinaretana tsy hay hadinoina !

Tongava androany ao amin’ny BC Grill! 🎉🔥Mbola misy foana ireo animations manokana nomaninay ho anareo, mba hiarahana mia...
26/08/2026

Tongava androany ao amin’ny BC Grill! 🎉🔥
Mbola misy foana ireo animations manokana nomaninay ho anareo, mba hiarahana miala voly sy hifalifaly! 🥳🎶
Ary mazava ho azy, sakafo maro isan-karazany no miandry anareo 🍽️😋
👉 Tongava maro, ary ankafizo miaraka aminay ny ambiance ao amin’ny BC Grill! 🔥🍻

Mañana événements ve ianao?Mitady salle anaovana izany ?Mañana izahay ato BC GRILL Soanierana.Efa misy sonorisation - Éc...
26/08/2026

Mañana événements ve ianao?
Mitady salle anaovana izany ?
Mañana izahay ato BC GRILL Soanierana.
Efa misy sonorisation - Écran anaovana Karaoké.
Efa misy table et Chaise
Coin Bar ihany koa
Fandrio dieny izao ireo datinao.
Ampifaliana hatrany no andraisanay anareo
0343403355

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rado Razanadahy, Randrianarisandy Tiana, MIHARISOA Andriniaina Joël, Rtm Andri...
26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rado Razanadahy, Randrianarisandy Tiana, MIHARISOA Andriniaina Joël, Rtm Andria, Gaelle Rabeherison, Doda Razafindratsimba, Quetin Fields Razafindrabera, Francanamar Franco, Yrina Créa, Nambinintso Rak, Gemyn Fenomanana, Ricardo Telfort, James Franck-Randrianaivo, Namby Randriamalala, Irina Rayden, Tolojanahary Randrianaimasy, Toavina Razanajatovo, Avana Toojo Rajaonarison, Rian'ts Randriamanantena, Vicksen Balnac, Bary-tiana Rabarison, Anjara Hasina, Yogesh Bhungy, Faly Harinjaka, Benny Randrianarison, Harden Giovanni Ydalas, Notahina Nota Rktnrn, Andrian Randrianatoandro, Ely Razafimanantsoa, Rey Vangout, Mathias Diagne SK, Arnaud Raharijaona, Nary Na Randria, Landry Fandeferantsoa, Hugues Bryan Rasolofoarimanana, Fabrice Thony Ampy, Jemimalala Ranaivosoa, Zandry Kely ZK, Isaak Olisé, Manda Herman, Heriniaina Jules Randrianaivo, Eric Randrianaivohaja, Keydi, Dadan'i Sarobidy, Axel Bototsara, Fetraniaina Aimé, Tolotra Randriamanatany, Mamy Rabetoandro, ÃnOu Rakotondrasoa, Evah Manjatiana

❤️BC GRILL ❤️Misokatra izahay androany ah☺️Noho ny fangatahan'ny maro dia misy Soirée Show BC ANGEL'S androany hariva à ...
25/08/2026

❤️BC GRILL ❤️

Misokatra izahay androany ah☺️
Noho ny fangatahan'ny maro dia misy Soirée Show BC ANGEL'S androany hariva à partir de 20 H .

Réservez vos tables ary o☺️☺️
WIFI GRATUIT ato aminay anie e Sady milalalala tsara ny connexion❤️ ❤️❤️
Tongava maro ary e
Ny fruits de Mer koa tena spécialité anay an ,aza adino fa misy n'y sakafo rehetra ianao.

Tia mandihy ve ianao?Ampy taona ?Mitady ekipa ny BC ANGELS ho an'ireo manan-talenta avy ETO Antananarivo sy avy any amin...
24/08/2026

Tia mandihy ve ianao?
Ampy taona ?
Mitady ekipa ny BC ANGELS ho an'ireo manan-talenta avy ETO Antananarivo sy avy any amin'ny faritra .
Manomana Video kely 1m30 alefa mp aty aminay.
Ho an'ireo Soirée an'ny faritra izay karakarain'ny BC GRILL
Mp Raha Mila fanazavana fanampiny

☺️HELLO,HELLO 😊 Lundi vaovao indray e😚Pozy Kely izahay ekipa androany ah,manomana ireo soirée isan-karazany ho antsika a...
24/08/2026

☺️HELLO,HELLO 😊

Lundi vaovao indray e😚

Pozy Kely izahay ekipa androany ah,manomana ireo soirée isan-karazany ho antsika amin'ity semaine ity.

BC GRILL manana terasse afaka privatisena miaraka amin'ny Bar afaka anaovana anniversaire,reunion,fête familiale 😊

Afaka manao réservation dieny izao ary e 0376376657

Soanierana no misy anay.
Bon Lundi à Tous ☺️☺️☺️

Address

Soanierana
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 02:00
Friday 09:00 - 02:00
Saturday 09:00 - 02:00
Sunday 09:00 - 02:00

Telephone

+261345581601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BC GRILL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BC GRILL:

Shortcuts

Share