24/08/2026
๐ฅ๐ฅ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ : ๐๐ฬ๐ฅ๐ฬ๐๐ซ๐๐ณ ๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ ๐ซ๐๐ง๐ ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ ๐๐ก๐๐ณ ๐๐ ๐๐ฎ๐๐ซ๐ญ๐๐ญ ๐๐ฒ๐ฉ๐๐ฌ๐ฌ ! ๐
Azo ankalazaina soa aman-tsara ato aminโny Le Quartet Bypass ny fetinareo eee! โค๏ธ
Manomboka aminโny ๐ฌ๐๐ฅ๐ฅ๐, ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ, ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ข๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง, azonay karakaraina tsara daholo, mba tsy hisy zavatra hampanahy anareo ka hahafahanareo mankafy tanteraka ny fotoana. โจ
๐ Misy tolotra manokana ho anโireo maka Pack, fa ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ 20 ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐! 20 Septembre ihany! โณ๐ฅ
๐ Koa aza miandry ela fa miantsoa raha te hahalala bebe kokoa momba ireo Pack sy ny tolotra misy!