Chez Bel'Amount

Chez Bel'Amount Chez Bel'Amount !

Charcuterie Locca, charcuterie Nel extra ary Salaison et charcuterie d'Ampitatafika no vokatra atoManomboka amin'ny 1.30...
27/07/2024

Charcuterie Locca, charcuterie Nel extra ary Salaison et charcuterie d'Ampitatafika no vokatra ato
Manomboka amin'ny 1.300ar dia efa mahazo 🤤
Andranomena Terminus 194, ampitan'ny assurance MAMA

Misy masoandro fa ilay hatsiaka mamely ihany 🥶1.700ar dia efa mihinana pain choco tena misy chocolat sy ronono velona ma...
16/07/2024

Misy masoandro fa ilay hatsiaka mamely ihany 🥶
1.700ar dia efa mihinana pain choco tena misy chocolat sy ronono velona mafana tsara.
Andranomena Terminus 194, ampitan'ny assurance MAMA

Raha sady te hihinana m**o no sady te hihinana mortadelle sy fromage dia mety BE ity sandwich ity 🤤 Kanefa 1.500ar fotsi...
11/07/2024

Raha sady te hihinana m**o no sady te hihinana mortadelle sy fromage dia mety BE ity sandwich ity 🤤
Kanefa 1.500ar fotsiny ny vidiny 😱
Andranomena Terminus 194, ampitan'ny assurance MAMA

Noana ve? Te hikarakara sakafo ve? Tongava ety amin'ny "Chez Bel'Amount" Andranomena 🥰 Terminus 194, ampitan'ny assuranc...
06/07/2024

Noana ve? Te hikarakara sakafo ve?
Tongava ety amin'ny "Chez Bel'Amount" Andranomena 🥰
Terminus 194, ampitan'ny assurance MAMA

15/11/2023

Salama daholo!
Hizara recette ho antsika ato amin'ny pejy 🥰
Tsotra, tsy mandany fotoana sy vola be kanefa matsiro 😉
Mazotoa mikarakara

Address

Andranomena
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Bel'Amount posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category