Mii-régal

Mii-régal Crêpes salées & sucrées 🥞
Livraison possible le jour même à partir de 14 crêpes.

Coucou daholo 🤗 Iza no anaovana crêpes ohatran'izao ?Crêpe salé matsiro bé an ...afaka hikarakaran'i Mii-régal ianao 💗Mi...
30/03/2026

Coucou daholo 🤗
Iza no anaovana crêpes ohatran'izao ?
Crêpe salé matsiro bé an ...afaka hikarakaran'i Mii-régal ianao 💗
Mii-régal 🥞

25/03/2026

Coucou🤗 aiza daoly ilay mankafy ny crêpes an'i Mii-régal ato oh!!!
Aza adino fa izay mi-commande 10 anie ka mahazo cadeau e 🥰

La bonne crêpe 🥞 de Mii-régal faites votre commande et régalez vous 🤤🫠Mii-régal 🥞
16/03/2026

La bonne crêpe 🥞 de Mii-régal
faites votre commande et régalez vous 🤤🫠
Mii-régal 🥞

Coucou daholo 🤗Inty ilay crêpe matsiro an'i Mii-régal anie e 🥞🤤Na ilay nature fotsiny de efa mampite hihinana fona 😍🤤Man...
09/03/2026

Coucou daholo 🤗
Inty ilay crêpe matsiro an'i Mii-régal anie e 🥞🤤
Na ilay nature fotsiny de efa mampite hihinana fona 😍🤤
Manaova commande izay Mbola tsy nihinana an 🤗
Mii-régal

04/03/2026

Coucouuu 🤗
Saody adinonareo ary fa mbola eto foana anie i Mii-régal e!!! 🥰
Ho an'izay mbola tsy nanandrana hatramin'izao dia aza misalasala manao commande.
Mbola dispo foana ilay offre an'i Mii-régal an!!
Raha mi-commande plus de 10 crêpes dia mahazo 1 kadoa 😍
Ataovy ara ny commande-nao fa miandry anao i Mii-régal 😉

02/03/2026

Coucou les gens 😊🤗
Envie d’une petite douceur pour bien commencer la semaine ? 🤤
Mii-régal vous offre toujours la satisfaction avec ses délicieuses crêpes 🥞✨
Qu’est-ce que vous attendez ? 😜
Faites votre commande 🤗
Et si vous commandez plus de 10 crêpes... Mii-régal vous en offre 1 en cadeau 😍🎁
N’hésitez pas à nous contacter 😘

01/03/2026

Coucou daholo 🤗
Raha te anao gouter amin'izao dimanche Zao dia Mbola ETO i Mii-régal an 😉
Mandefasa mp na afaka miantso ihany koa 😊
☎️+261 32 49 599 74
☎️+261 34 06 839 06

27/02/2026

Salama harivariva oh!!! 🤗
Tonga ndray anay miaraka amin'ny crêpe matsiro Kely 😍🥞😂
Iza no Mbola tsy nihinana??
Aza misalasala fona mandefa commande fa i Mii-régal vonona hanome fahafam-po anareo hatrany 🤤
Mandefasa mp Ary ohhhh😝😝
Mii-régal

Coucou daholo ndray !!😊Ito indray ara ny retour avy amin'ny cliente fidèle an'i Mii-régal 😍💗Merci pour le retour mamy Ke...
26/02/2026

Coucou daholo ndray !!😊
Ito indray ara ny retour avy amin'ny cliente fidèle an'i Mii-régal 😍💗
Merci pour le retour mamy Kely 💗
** Aza adino fa afaka manampy suppléments amle ao anatiny an 😅🥞
Mii-régal

25/02/2026

Bonjour 😊 Iza avy no mbola tsy nanandrana ilay crêpes ato -régal ??
🥞✨ Crêpes faites maison, préparées uniquement avec des ingrédients frais… et c’est ça qui leur donne ce goût exceptionnel 🤤
Quand on y goûte une fois, on a toujours envie d’en reprendre 😍
Alors je vous invite à venir découvrir nos délicieuses crêpes !
Envie d'en prendre ? Nous sommes toujours disponibles 💌
*** Commande 24h à l'avance an😜
N'hésitez pas à nous envoyer des messages
Mii-régal

Tsy adino koa ilay mamy mahasalama. Tantely 1 litre sy 0,5 litre.
11/04/2024

Tsy adino koa ilay mamy mahasalama.

Tantely 1 litre sy 0,5 litre.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mii-régal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category