Cuisine de Ma Maman

Cuisine de Ma Maman Service livraison de nourriture

Salama o, Inona ny zavatra mety hilainao,resaka sakafo , pâtisserie ve sa snack sa sakafo hanaovana fety,na opération,en...
03/02/2026

Salama o, Inona ny zavatra mety hilainao,resaka sakafo , pâtisserie ve sa snack sa sakafo hanaovana fety,na opération,eny fa na dia hoe goûter sy sakafo maraina aza,afaka manantateraka izay sakafo hilainao izahay.
📞 0332300135, 0380902911
fait maison fait avec amour ❤️

03/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Sani Raza

🍰 Andao hihinana!Goûté ara-pahasalamana, tsy misy chimique 😋🥐 Viennoiseries Pack 15pieces – 15.000 Ar🥧 Aime la Galette P...
31/01/2026

🍰 Andao hihinana!
Goûté ara-pahasalamana, tsy misy chimique 😋
🥐 Viennoiseries Pack 15pieces – 15.000 Ar
🥧 Aime la Galette Pack 15pieces – 15.000 Ar
🎂 Cakes Choco / Frais / Raisin – 30.000 Ar
💛 Fitiavana sy tsiro ao anatin’ny vokatra tsirairay!

Livraison partout Madagascar
Contact 0332300135

21/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Janine Scarfone, Numçia Andrimalala, ʚɸɞ Nomena ʚɸɞ

Salama e, aty indray ary aloha,izahay dia mpanao sakafo,na inona na inona ilainao dia ataonay ampitiavana sy tsara avoko...
15/01/2026

Salama e, aty indray ary aloha,izahay dia mpanao sakafo,na inona na inona ilainao dia ataonay ampitiavana sy tsara avokoa, ity misy tolotra mety @ izay hilainao azy,ohatra opération, na zavatra zaraina isan' olona raha tsy tia hisahirana rehefa misy fanasana atao.
📞0332300135/ 0380902911

Salama e👋🏾,raikitra ny fanaovana cake ato,misy au chocolat de misy au raisin tena malefaka sy tsara tsiro.fait maison,fa...
14/01/2026

Salama e👋🏾,raikitra ny fanaovana cake ato,misy au chocolat de misy au raisin tena malefaka sy tsara tsiro.
fait maison,fait avec amour ❤️
📞 0332300135, 0380902911
Mandray commandes, manao livraisons.

12/01/2026

Inona no zavatra tinareo ho ahy fa ampianariko eto,resaka sakafo ,izay mbe mangataka no ataotsika,andao ary e🍩🥧🍰🧁🥠

Bonne année 🎉🎉🎉Iza avy no tia cake matsiro be, inona no fotoana tinao hinana azy,sakafo maraina sa goûter ? Harao ity pe...
12/01/2026

Bonne année 🎉🎉🎉
Iza avy no tia cake matsiro be, inona no fotoana tinao hinana azy,sakafo maraina sa goûter ? Harao ity pejy ity fa hisy kilalao ataotsika ,azahona cake 15000ar ny iray,vao mihinana ianao dia ho tsaronao fona ny tsirony.

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261344310000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cuisine de Ma Maman posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cuisine de Ma Maman:

Shortcuts

Share

Category