Ato Cuisine du monde
Cuisine chinoise
Viennoiseries
Service traiteur

🎶 LIVE ACOUSTIC AU RESTO ATO AMBATOROKA! 🎶Maro no efa afa-po tamin'ny ambiance sy ny mozika niainana teto... 😊Ianao koa ...
12/08/2026

🎶 LIVE ACOUSTIC AU RESTO ATO AMBATOROKA! 🎶

Maro no efa afa-po tamin'ny ambiance sy ny mozika niainana teto... 😊
Ianao koa tsy ho latsa-danja amin'izany!

Tongava ary hiaina mozika ranoray, hiara-hifaly amin'ireo tapaka sy namana, ary hankafy fotoana tsy hay hadinoina🥰

🎸 Live Acoustic — accompagnée par nos musiciens
🎤 Open Mic — Sehatra misokatra ho an'izay te haneho ny talentany

🍽️ Sakafo • 🍹 Boissons • 🍢 Tsakitsaky

📅 Isaky ny zoma
🕕 Manomboka amin'ny 6 ora hariva — hatramin'ny 9 ora alina

📍 Resto Ato Ambatoroka
Ampitan'ny Clinique St Paul, akaiky ny Ex-Vatel

🎟️ Entrée libre — consommation obligatoire

✨ Resto Ato Ambatoroka — Mozika sy tsiro, toerana milamina😊

Ry mpanjifa hajaina,Noho ny toe-draharaha misy eto amin'ny firenena, sy ho fanajana ny androm-pisaonam-pirenena ary ho f...
24/07/2026

Ry mpanjifa hajaina,

Noho ny toe-draharaha misy eto amin'ny firenena, sy ho fanajana ny androm-pisaonam-pirenena ary ho fanehoana ny firaisankina, dia nofohanana ny Live Acoustique sy Open Mic anio Zoma 24 Juillet 2026 ato amin'ny Resto Ato Ambatoroka.

Misaotra indrindra !

🇲🇬🎶 SOIRÉE DE L'INDÉPENDANCE 🎶🇲🇬Andao hiara-hankalaza ny fetin'ny fahaleovantena ao anatin'ny mozika, ambiance tsy manam...
23/06/2026

🇲🇬🎶 SOIRÉE DE L'INDÉPENDANCE 🎶🇲🇬

Andao hiara-hankalaza ny fetin'ny fahaleovantena ao anatin'ny mozika, ambiance tsy manam-paharoa ao amin'ny Resto Ato.

🎸 Live Acoustic_accompagnée par nos musiciens

🎤 Open Mic_Sehatra misokatra ho an'ny rehetra

🍻 Offre spéciale Happy Hour :
🕕 Entre 18h et 20h
👉 2 bières achetées, la 3ème offerte !

🍹 Boissons variées 🍢 Tsakitsaky 🍴 Sakafo matsiro

🕕 Dès 18h jusqu'à minuit
🎟️ Entrée libre — consommation obligatoire

📍 Resto Ato Ambatoroka
En face de la Clinique St Paul, à côté de l'Ex-Vatel

Tongava hiaraka hianoka mozika ranoray, hiara-hifety amin'ny tapaka sy namana, ary hankafy ny alin'ny fahaleovantena ao anatin'ny hafaliana sy ny firaisankina

Ato Ambatoroka ! sakaizan'ny tsiro sy ny mozika 🇲🇬🎶

🎶🔥 MOZIKA BE TSISY OHATR’IZANY AO @ RESTO ATO ISAKY NY ZOMA 🔥🎶Ianao koa ve mba te hianoka izany mozika ranoray izany ?To...
26/05/2026

🎶🔥 MOZIKA BE TSISY OHATR’IZANY AO @ RESTO ATO ISAKY NY ZOMA 🔥🎶

Ianao koa ve mba te hianoka izany mozika ranoray izany ?

Tongava ary hiaina ambiance mahafinaritra miaraka @’ireo tapaka sy namana 😊
🎸 Live Acoustic — accompagnée par nos musiciens
🎤 Open Mic — sehatra misokatra ho an’izay te haneho ny talentany

🍴 Cuisine, snacks ary boissons disponibles sur place

📅 Isaky ny zoma
🕕 Manomboka amin’ny 6 ora hariva — hatramin’ny 12 alina

📍 Resto Ato Ambatoroka — Ampitan’ny Clinique St Paul, akaiky ny ex-Vatel

🎟️ Entrée libre — consommation obligatoire

Ato Ambatoroka! sakaizan’ny tsiro sy ny mozika 🍽️🎶

⚠️MITADY AMBIANCE FENO MOZIKA VE IANAO❓🎶 LIVE ACOUSTIC & OPEN MIC CHEZ ATO 🎶Tongava hiaina ambiance mahafinaritra miarak...
28/04/2026

⚠️MITADY AMBIANCE FENO MOZIKA VE IANAO❓
🎶 LIVE ACOUSTIC & OPEN MIC CHEZ ATO 🎶

Tongava hiaina ambiance mahafinaritra miaraka @’ireo tapaka sy namana ao amin’ny Resto Ato 😊

🎸 Live acoustic accompagné par nos musiciens
🎤 Open Mic — sehatra misokatra ho an’izay te-haneho ny talentany

🍴 Cuisine, snacks ary zava-pisotro maro azo hankafizina eo an-toerana

📅 Isaky ny zoma
🕕 Manomboka amin’ny 6 ora hariva — hatramin’ny 12 ora alina

📍 Resto Ato Ambatoroka — Ampitan’ny Clinique St Paul, akaiky ny ex-Vatel

🎟️ Entrée libre — consommation obligatoire

Miandry anareo izahay 🎶

Misaotra nizara ny talentanao   tamin'ireo fotoana nandalovanao tato amin'ny Restaurant AtoMandria am-piadananaNy ekipa ...
18/04/2026

Misaotra nizara ny talentanao tamin'ireo fotoana nandalovanao tato amin'ny Restaurant Ato
Mandria am-piadanana
Ny ekipa rehetra ato amin'ny Restaurant Ato dia maneho fiaraha-miory amin'ny fianakaviany manontolo

🎶 LIVE ACOUSTIC & OPEN MIC 🎶Raikitra indray ny Live Acoustic & Open Mic ao amin’ny Resto Ato.Raha mitady toerana milamin...
10/03/2026

🎶 LIVE ACOUSTIC & OPEN MIC 🎶

Raikitra indray ny Live Acoustic & Open Mic ao amin’ny Resto Ato.

Raha mitady toerana milamina feno mozika ianao, dia tongava hiaina ambiance mahafinaritra miaraka @’ireo tapaka sy namana 😊

🎸 Live acoustic accompagné par nos musiciens
🎤 Open Mic — sehatra misokatra ho an’izay te-haneho ny talentany

🍴 Cuisine, snacks ary zava-pisotro maro azo hankafizina eo an-toerana

📅 Isaky ny zoma
🕕 Manomboka amin’ny 6 ora hariva — hatramin’ny 12 alina

📍 Resto Ato Ambatoroka — Ampitan’ny Clinique St Paul, akaiky ny ex-Vatel

🎟️ Entrée libre — consommation obligatoire

Miandry anareo izahay 🎶

🎶 DUO LALUNA & NAMBÏ 🎶Cabaret Live au Resto AtoSamedi 07 Mars — à partir de 17h30Laluna sy Nambï miara-tsehatra indray n...
02/03/2026

🎶 DUO LALUNA & NAMBÏ 🎶

Cabaret Live au Resto Ato
Samedi 07 Mars — à partir de 17h30

Laluna sy Nambï miara-tsehatra indray no hizara sy hanome ambiance ho antsika ny sabotsy hoavy izao😊

Fotoana iray hiarahana mihanoka mozika ranoray, taomy ny namana sy tapaka rehetra😉

🍹 Boissons, 🍢 brochettes, tsakitsaky ary sakafo matsiro amidy eo an-toerana
🎟️ PAF : 5.000 Ar
📍 Resto Ato Ambatoroka — Ampitan’ny Clinique St Paul, akaiky ny Ex-Vatel

🎟️ Billets en vente sur place – réservation recommandée via ce lien : https://wa.me/261388060919?text=Bonjour,%20je%20souhaite%20réserver%20des%20billets%20pour%20le%20cabaret%20Duo%20Laluna%20et%20Nambï%20du%2007%20mars%20au%20Resto%20Ato.

Miandry anareo izahay 🎶

💘 SOIRÉE SAINT-VALENTIN 💘Samedi 14 février 2026 — à partir de 18h - au Resto AtoAmbiance douce et romantique jusqu’à min...
06/02/2026

💘 SOIRÉE SAINT-VALENTIN 💘

Samedi 14 février 2026 — à partir de 18h - au Resto Ato
Ambiance douce et romantique jusqu’à minuit ✨

🎶 Live acoustique accompagné d’Open Mic
💑 Venez chanter en duo avec votre moitié — fotoana hiarahana mizara hira sy fitiavana ❤️

Te hanome fotoana mamy ho an’ilay olona manokana ve ianao ?
Avia hankafy alina feno fihetseham-po — hifampitantana, hifampijery am-pitiavana, ary hamorona fahatsiarovana tsy hohadinoina ✨

Entrée libre — consommation obligatoire

📍 Siège : Ambatoroka (à côté de l'Ex Vatel, en face de la Clinique St Paul)

Miandry anareo izahay… satria ny fitiavana tsara kokoa rehefa zaraina 💫

🎼ZOMA MIANA MOZIKA @ RESTO ATO 🎶Raikitra indray ny Live Acoustic & Open Mic ao amin’ny Resto Ato.Raha mitady toerana mil...
06/01/2026

🎼ZOMA MIANA MOZIKA @ RESTO ATO 🎶

Raikitra indray ny Live Acoustic & Open Mic ao amin’ny Resto Ato.
Raha mitady toerana milamina sy feno mozika ianao, dia Ato no toerana mety aminao.
Ambiance chaleureuse, ary tena ahafahana mi-relax miaraka amin’ny tapaka, namana na fianakaviana.

🎸 Live acoustic toute la soirée
🎤 Open Mic – sehatra misokatra ho an’izay te-hizara talentany
🍴 Cuisine gourmande, snacks et boissons disponibles sur place
✨ Moment convivial et chaleureux jusqu’à minuit

📅 Isaky ny zoma
🕕 Manomboka amin’ny 6 ora hariva
📍 Resto Ato Ambatoroka – Ampitan’ny Clinique St Paul, akaiky ny ex-Vatel
🎟️ Entrée libre – consommation obligatoire

Zoma tsotra… fa lasa zoma miavaka rehefa ao 🎶

Address

Ambatoroka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category