Anat'sah

Anat'sah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anat'sah, Beer garden, Art malagasy, Antananarivo.

Anio ny fotoanantsika hanomezana izay sitraky ny fontsika ho an'ireo ankizy kamboty ao amin'ny Felana Maitso.Ho ravahana...
24/08/2024

Anio ny fotoanantsika hanomezana izay sitraky ny fontsika ho an'ireo ankizy kamboty ao amin'ny Felana Maitso.
Ho ravahana sy entanin'ireto mpanankanto kalaza ireto ny andro anio. Misy manao hatsikana eny atsefatsefan'ny mozika eny.

Tongava maro ary o

Amin'ny heriny anio toy izao eto anat'saha.Mozika milamina, toerana mahafinaritra. Tsakitsaky sy boissons isan-karazany ...
29/06/2024

Amin'ny heriny anio toy izao eto anat'saha.
Mozika milamina, toerana mahafinaritra. Tsakitsaky sy boissons isan-karazany amin'ny vidiny mirary loatra.
Tsisy fidirana mazava ho azy.

Asabotsy androany a, aza adino toy ny mahazatra Dia afaka mihira sy mitendry isika ary afaka mandihy ihany koa.Ny tanjon...
22/06/2024

Asabotsy androany a, aza adino toy ny mahazatra Dia afaka mihira sy mitendry isika ary afaka mandihy ihany koa.
Ny tanjona Dia afapo n'y maso, afapo anaty natiora miaraka amin'ny mozika tianareo amin'ny vidin'ny zavapisotro sy tsakitsaky mirary aok'izany 🥰.

Tongava ary o.

  01 jionaAmin'ny 2 Ora folakandro mandrapahaleo anareo 🤩Ndao hiverina hivazovazo indray isika miaraka amin'izy 3 mianad...
30/05/2024

01 jiona
Amin'ny 2 Ora folakandro mandrapahaleo anareo 🤩

Ndao hiverina hivazovazo indray isika miaraka amin'izy 3 mianadahy ireto.
Tsisy hoe mangatsiaka fa asiantsika afondasy raha tsy hoe mafana ho azy tampoka ianareo hanaovanay azy 🥰.

Toerana mamikely no andraisana anareo 🥰.

Maromaro ny châlet efa vitan'i Echo Razafine soratsoratra ato an-toerana, mamaraparana izy sisa fa chalet miisa 2 no amb...
22/02/2024

Maromaro ny châlet efa vitan'i Echo Razafine soratsoratra ato an-toerana, mamaraparana izy sisa fa chalet miisa 2 no ambiny.
Manasa anareo hisotrosotro sy hihinana ilay akoho matsiro bé tsy ahafoizanareo anay iny mihitsy.
Afapo daholo na ny kibo na ny vavony na ny maso mijery ny tontolo manodidina, miampy rivotra madio 🤗.

Tratry ny faran'ny taona 2023 oooElaela isika tsy tato...Taom-panavaozana ny Anat'sah ny 2023Ary atokantsika ho taonan'n...
31/12/2023

Tratry ny faran'ny taona 2023 ooo
Elaela isika tsy tato...
Taom-panavaozana ny Anat'sah ny 2023
Ary atokantsika ho taonan'ny hetsika indray ny taona 2024 satria efa tsarakely ny toerana amin'izany 🥰
Miomana Ary fa ho avy daholo indray ny mpanakanto ato ho ato...

Aza adino ny fotoanatsika @ 1 octobre ho avy izao. 😍😍😍
13/09/2022

Aza adino ny fotoanatsika @ 1 octobre ho avy izao. 😍😍😍

Ny fotoana manaraka
07/08/2022

Ny fotoana manaraka

Andray ireto mpankafy alika ireto indray isika ny alahady ho avy izao....
05/08/2022

Andray ireto mpankafy alika ireto indray isika ny alahady ho avy izao....

Ndao indray ho antsika mpakafy ny ato anat'saha amin'ny asabotsy ho avy izao.Izay efa nahita azy ireto dia nankafy ny fe...
26/05/2022

Ndao indray ho antsika mpakafy ny ato anat'saha amin'ny asabotsy ho avy izao.
Izay efa nahita azy ireto dia nankafy ny feo sy ny fitendriny zay tena niavaka kely.
Tongava maro ary e.

Address

Art Malagasy
Antananarivo
101

Telephone

+261348568115

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anat'sah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category