Kaoatry gasy

Kaoatry gasy ☕ Kaoatry Gasy
Découverte café & bon plan
Toerana tsara • Vidiny mirary
Araho fa hitondra anao hiaina sy haka fafiny ny fitiavanao café izahay.

3eme plan tsy maka Lagy 👍☕Bon plan kafé eny Avaradrano ndray☕📍 Toerana: Analamahitsy Antananarivo☕ Naka: Café au lait ta...
18/07/2026

3eme plan tsy maka Lagy 👍☕

Bon plan kafé eny Avaradrano ndray☕

📍 Toerana: Analamahitsy Antananarivo
☕ Naka: Café au lait tapany + m**oakondro
💰 Prix: 2.000Ar
🌿 Cadre: 6/10 ( kafé mitsangana 🫣)
⭐ Bon plan: tsara ho an’ny ireo maika hianatra, hiasa.

𝑵𝒚 𝑻𝒔𝒊𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝑴𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 ☕🤎☕

Bon pour la santé ndray!Rano no sotroina vo mifoha Zay vo kafé ! zany an! Mirary alatsinaina feno fahombiazana daholo Ar...
06/07/2026

Bon pour la santé ndray!

Rano no sotroina vo mifoha Zay vo kafé !
zany an!
Mirary alatsinaina feno fahombiazana daholo Ary e!

Frizy frizy 🥶 plan tsy maka Lagy 👍☕Bon plan kafé eo Anosy  ☕📍 Toerana: Tsena Soamanatombo Anosy Antananarivo☕ Naka: Café...
29/06/2026

Frizy frizy 🥶 plan tsy maka Lagy 👍☕

Bon plan kafé eo Anosy ☕

📍 Toerana: Tsena Soamanatombo Anosy Antananarivo
☕ Naka: Café au lait tapany + menakely
💰 Prix: 900 Ar
🌿 Cadre: 6/10 ( kafé mitsangana 🫣)
⭐ Bon plan: tsara ho an’ny ireo maika hianatra, hiasa.

𝑵𝒚 𝑻𝒔𝒊𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝑴𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 ☕🤎☕

26/06/2026
Bon plan café ANTSIRABE ☕📍 Toerana: chez Jeannette ☕ Naka: Café latté + pain chocolat au beurre 💰 Prix: 9.500 Ar🌿 Cadre:...
17/06/2026

Bon plan café ANTSIRABE ☕

📍 Toerana: chez Jeannette
☕ Naka: Café latté + pain chocolat au beurre
💰 Prix: 9.500 Ar
🌿 Cadre: 10/10 ( Calme, plein centre ville, tsara hakana sary 📷)
⭐ Bon plan: tsara ho an’ny ireo couple, amies, eny hoan'ny Mpiasa indrindra ireo missionnaire.

𝑵𝒚 𝑻𝒔𝒊𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝑴𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 ☕🤎☕

Bon plan café Fianarantsoa ☕📍 Toerana: Pietra hotel☕ Naka: Café au lait + pain au raisin/ croissant 🥐 💰 Prix: 12.000Ar🌿 ...
13/06/2026

Bon plan café Fianarantsoa ☕

📍 Toerana: Pietra hotel
☕ Naka: Café au lait + pain au raisin/ croissant 🥐
💰 Prix: 12.000Ar
🌿 Cadre: 10/10 ( misy Wifi, misy piscine, tsara sary Instagramable krkrkr le goût du luxe e! 🤪🥰)
⭐ Bon plan: tsara ho an’ny ireo couple, amies, eny hoan'ny Mpiasa.

𝑵𝒚 𝑻𝒔𝒊𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝑴𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 ☕🤎☕

Bon plan café Mahamasina ☕📍 Toerana: arrêt bus 184 Mahamasina Antananarivo☕ Naka: Café au lait tapany + m**o Gasy sy ram...
06/06/2026

Bon plan café Mahamasina ☕

📍 Toerana: arrêt bus 184 Mahamasina Antananarivo
☕ Naka: Café au lait tapany + m**o Gasy sy ramanonaka
💰 Prix: 2.700Ar
🌿 Cadre: 6/10 ( kafé mitsangana 🫣)
⭐ Bon plan: tsara ho an’ny ireo maika hianatra, hiasa.

𝑵𝒚 𝑻𝒔𝒊𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝑴𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 ☕🤎☕

Mirary volana JONA mahafinaritra doly e!Efa manomboka mangatsiaka ny Andro! Café Fon Fon e! ☕☕☕
01/06/2026

Mirary volana JONA mahafinaritra doly e!
Efa manomboka mangatsiaka ny Andro!

Café Fon Fon e! ☕☕☕

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261325027330

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaoatry gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category