La Base Ankorondrano

La Base Ankorondrano Bar@Bbq sur place, à emporter ou en prestation à domicile. Ouvert du Lundi ou Samedi de 11h à 23h59. Face Immeuble Atmosphère

05/06/2025

Animation THB rampitso 🚨🚨🚨🚨

Fatatrao ve fa anisan'ny BAR MILAY ny LA BASE☺️💯 tongava fa animation THB RAHAMPITSO AN😉.
16/05/2025

Fatatrao ve fa anisan'ny BAR MILAY ny LA BASE☺️💯 tongava fa animation THB RAHAMPITSO AN😉.

Akoryyy aby e👋👋🤩😍!! Fa hoe andeha ho aiza hono aminy Week-end ny vahoaka malagasy??🤪🤪😝😝😝. Io bon plan bé ann!!!🥳🥳💯💯. STA...
10/04/2025

Akoryyy aby e👋👋🤩😍!! Fa hoe andeha ho aiza hono aminy Week-end ny vahoaka malagasy??🤪🤪😝😝😝. Io bon plan bé ann!!!🥳🥳💯💯. STAND D ny misy an'i LA BASE🤩🤩🔥🔥. Izay Tonga aloha omenay bonbon 😝🤣🤣.

Tongava maro 🍻🍻🍖🍖🍢🍡🍗🍗

Mankasitraka foana amin'ny fahatongavana Dia ialana tsiny hoan'ireo tsy nahatratra intsony🥹 💯🥳🥳, araho hatrany ny pejy f...
04/04/2025

Mankasitraka foana amin'ny fahatongavana Dia ialana tsiny hoan'ireo tsy nahatratra intsony🥹 💯🥳🥳, araho hatrany ny pejy fa hisy foana ny animation ann🥳💯☺️🥳. Ze Tonga aloha nô mahazo 🤣

Oyé oyé matelot 🤣🤣🤣😝!!! Animation androany aza tara fa tongava !! Mividy firy mahazo firy moaaa🥳🥳🥳😝💯💯🤪, aingana fa Sady ...
03/04/2025

Oyé oyé matelot 🤣🤣🤣😝!!! Animation androany aza tara fa tongava !! Mividy firy mahazo firy moaaa🥳🥳🥳😝💯💯🤪, aingana fa Sady mafana bé ao ivelany ao nenay efa glacé bé ao ann 🥶🥶🥶😁😁👊.

25/03/2025
Manomboka androany ny fotoana 🎶🍻🍻    🐴🐴🐴
25/03/2025

Manomboka androany ny fotoana 🎶🍻🍻
🐴🐴🐴

13/02/2025

Akory ee!! Faly izahay milaza aminareo fa efa misokatra izahay ny rahampitso annn👊✨☺️, tongava daholo fa mahazo ny anjarany avokoa ny rehetra😚. Izay couple Tonga ao aminay rahampitso omenay kadoa Kely ann😜😜💃🕺.
Zayyy oooo😍😍😍

21/01/2025

Pour une raison de rénovation, La base sera fermée pour une courte durée. Merci pour votre fidélité 🙏🙏🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261342052686

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Base Ankorondrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share