Maxi Pizza Bypass

Maxi Pizza Bypass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maxi Pizza Bypass, Fast food restaurant, Bypass vers RN7, Antananarivo.
(1)

28/05/2026

Ary kay nisy serveuse vaovao tao nanao renfort ny ekipa 😍😍😍

Vao manomboka resaka izahay dia ohatr'izao 😍😍
23/05/2026

Vao manomboka resaka izahay dia ohatr'izao 😍😍

AMIN'IZAO ANDRON'NY PANTECÔTE IZAO DIA MISOKATRA HO AN-TSIKA HATRANY NY TOERAM-PIVAROTANA MAXIPIZZA BYPASS NY ALAHADY SY...
23/05/2026

AMIN'IZAO ANDRON'NY PANTECÔTE IZAO DIA MISOKATRA HO AN-TSIKA HATRANY NY TOERAM-PIVAROTANA MAXIPIZZA BYPASS NY ALAHADY SY ALATSINAININ NY PENTECÔTE IZAO ,

KOA TONGAVA ARY MARO FA HO AFA-PO FOANA FOANA IANAO E !!

05/04/2026

Lundi de paque ve? mbola anisan ny be mpitsangatsangana sy mpiala voly raha ny ety amoron i by pass .

Koa tongava maro ary hoento ny namana aman-tsakaiza ny fianakam's fa ny MAXI PIZZA by pass dia efa vonona tsara daholo handray anareo sy hanome anareo ny lafatra indrindra : PIZZZA au choix , SANDWICH , GLACES ,JUS NATUREL, HUMBURGER,SOUPE,MINE SAO ,BOISSON MARO ISAN KARAZANY ,ESCALOPE DE POULET PANNÉ ,CORDON BLEU sns sns...
Ety daholo no fotoana ê !

Fast food restaurant

27/01/2026

Telo taona sahady izay , aza hadino fa izahay dia mbola eto foana hatrany hanome fahafaham-po ho an-tsika rehetra ê !

Address

Bypass Vers RN7
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 10:00 - 21:00
Tuesday 10:00 - 21:00
Wednesday 10:00 - 21:00
Thursday 10:00 - 21:00
Friday 10:00 - 21:00
Saturday 10:00 - 21:00
Sunday 14:00 - 21:00

Telephone

+261349432495

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maxi Pizza Bypass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share