Ts'kou'n

Ts'kou'n • Atelier de viennoiseries / boulangerie / pâtisserie
• Pâte prête à l'emploi
• Cocktail de bienvenue - Pause-café - et événements

Inona daholo ary no ianarana amin'ilay atelier pâte feuilletée? 🤔Atelier ianaranao anatin'iray andro ny teknika rehetra ...
10/08/2026

Inona daholo ary no ianarana amin'ilay atelier pâte feuilletée? 🤔

Atelier ianaranao anatin'iray andro ny teknika rehetra momban'ny fanaovana feuilletage isan'karazany izay ahitana :

📍 Petit pâté
📍 Vol au vent
📍 Escargot feuilleté
📍 Palmier
📍 Chausson aux pommes
📍 Flan parisien

Lieu : Mahamasina côté Bazar du Quartier
Date : 9, 11 et 12 septembre
Frais : 120.000ar
Inclus : Ingrédients, matériels, goûters hoentina mody any an-trano 😉

Inona daholo ary no ianarana amin'ilay atelier Viennoiseries Formation ianaranao ny teknika rehetra ( pétrissage- tourag...
10/08/2026

Inona daholo ary no ianarana amin'ilay atelier Viennoiseries

Formation ianaranao ny teknika rehetra ( pétrissage- tourage - façonnage) momban'ny fanaovana viennoiseries isan'karazany izay ahitana :

📍 Croissant
📍 Croissant bi-colore
📍 Brioche
📍 Pain au chocolat
📍 Bi-colore
📍 Pain au raisin
📍 Pain suisse strié
📍 Danish

Lieu : Mahamasina côté Bazar du Quartier
Date : 2, 4 et 5 septembre
Frais : 120.000Ar
Inclus : Ingrédients, matériels, goûters hoentina mody any an-trano 😉

MP ho an'izay liana 😉 aza adino fa limités ny places

Vita indray andro ve ny atelier ?Betsaka ianareo no nanontany hoe vita indray ve ilay atelier. Eny tompoko, vita indray ...
05/08/2026

Vita indray andro ve ny atelier ?

Betsaka ianareo no nanontany hoe vita indray ve ilay atelier. Eny tompoko, vita indray andro ny Atelier Viennoiseries ary vita indray andro ko ny Atelier Pâte feuilletée.

Manomboka amina partie théorique izay ahitana ny recette sy technique, avy hatrany ny partie pratique rehetra ( samy mandray daholo 😉 )

Limités ny places fa aza misalasala manao confirmation 😉

Nenyyy inona ny goûter androany ??Miaraka amin'ny atelier Viennoiseries na ny atelier Pâte feuilletée dia ianao indray n...
04/08/2026

Nenyyy inona ny goûter androany ??

Miaraka amin'ny atelier Viennoiseries na ny atelier Pâte feuilletée dia ianao indray no manao ny goûter na ho an'ny ankizy na ho an'ny fianakaviana 😉

MP ho an'izay liana fa omena anareo ny détails rehetra😁

📣 Tonga ary ny dates !! Tongava MP ianareo efa niandry date sy ianareo tia hanatrika ny Atelier Viennoiseries na ny Atel...
02/08/2026

📣 Tonga ary ny dates !!

Tongava MP ianareo efa niandry date sy ianareo tia hanatrika ny Atelier Viennoiseries na ny Atelier Pâte feuilletée fa ireto ary ny dates :

✅️ Mercredi 2 Septembre: Viennoiseries
✅️ Vendredi 4 septembre: Viennoiseries
✅️ Samedi 5 Septembre: Viennoiseries

✅️ Mercredi 9 septembre: Pâte feuilletée
✅️ Vendredi 11 septembre: Pâte feuilletée
✅️ Samedi 12 septembre :Pâte feuilletée

Manasa anareo amzay ary hisafidy izay date mety anareo 😉 ( aza adino fa limités ny places)

Tel : 0349978029
WhatsApp : 0348706386

Ity ary misy secret 😉🤫Efa nieritreritra ve ianao hoe "Aona ary ny anaovan'ireto olona ireto an ty croissant ty ?" rehefa...
31/07/2026

Ity ary misy secret 😉🤫

Efa nieritreritra ve ianao hoe "Aona ary ny anaovan'ireto olona ireto an ty croissant ty ?" rehefa mandalo boulangerie andeha hividy sakafo maraina na goûter ho anao na ho an'ny zanakao.

Avy ary fa ho tantarainay aminao ny secret an'ny fanaovana azy ireo 🤫 tsy croissant fotsiny fa ireo karazana viennoiseries rehetra heritreretinao.

Araho ary ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny date rehetra. 😉

Inona moa zany ilay formation Pâte feuilletée ? 🤔Ny formation Pâte feuilletée dia andro iray ianaranao ny mahakasika ny ...
30/07/2026

Inona moa zany ilay formation Pâte feuilletée ? 🤔

Ny formation Pâte feuilletée dia andro iray ianaranao ny mahakasika ny :

📍Fomba fanavoana ireo karazana sakafo avy amin'ny pâte feuilletée (petit pâté, chausson aux pommes, vol au vent, palmier, ...)

Afahanao mamoka izay tinao rehetra amin'ny resaka feuilletée sy ny karazany, miaraka amina Chef izay manana traikefa aman-taonany.
(Attention : Photo réelles ireo !!)

Inona moa zany ilay formation viennoiseries ? 🤔Ny formation Viennoiseries dia andro iray ianaranao ny mahakasika ny :📍 F...
30/07/2026

Inona moa zany ilay formation viennoiseries ? 🤔

Ny formation Viennoiseries dia andro iray ianaranao ny mahakasika ny :

📍 Fomba fanaovana étape par étape ny viennoiseries isan-karazany (croissant, pain au chocolat, pain au raisin, ...)

Afahanao mamoka izay tinao rehetra amin'ny resaka viennoiseries sy ny karazany, miaraka amina Chef izay manana traikefa aman-taonany.
( ⚠️ Attention : Photo réelles ireo !!)

📣 Retour des formations !!! 📣Miverina indray ary ity ny formation Viennoiseries sy Pâte feuilletée miaraka amin'i Ts'kou...
29/07/2026

📣 Retour des formations !!! 📣

Miverina indray ary ity ny formation Viennoiseries sy Pâte feuilletée miaraka amin'i Ts'kou'n.

Ho anao izay :

✅️ Liana amin'ny fanamboarana croissant, pain au chocolat, pain au raisin sy maro karazany.

✅️ Tia ampiseho fahaizana amin'ny ankohonana sy fianakaviana.

✅️ Ampirevy ankizy amin'ny leran'ny goûter.

✅️ Manana tanjona hivarotra sy hanokatra point de vente.

Dia natokana ho anao ity formation ity ka dia araho ary ny pejy e !!!

🤍 Reprise des commandes dès le 02 juin. Hâte de préparer vos prochaines commandes ✨
28/05/2026

🤍 Reprise des commandes dès le 02 juin. Hâte de préparer vos prochaines commandes ✨

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 10:00 - 18:00
Tuesday 10:00 - 18:00
Wednesday 10:00 - 18:00
Thursday 10:00 - 18:00
Friday 10:00 - 18:00
Saturday 10:00 - 18:00
Sunday 10:00 - 18:00

Telephone

+261349978029

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'kou'n posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category