18/05/2026
Hello tout le monde !! 🥰🥰
Elaela tsy hita fa nototofan’ny volana Mey tao😭🥹
Nifankahita tamin’ireto mpanjifa ireto aho dia tena faly fa afa-po tanteraka izy ireo amin’ny kalitaon’ny asa vita🙏🙏✨
Happy B-day princesse Yonah❤️❤️ Sois bénie manjakelinay✨🙏
✨ Forêt noire - diplomate choco noir de chez Robert ✨
Mankasitraka foana izahay fa matoky anay ianareo🙏🥰
✨✨
🇲🇬🇲🇬
❤️❤️
❤️❤️