SISTA Service de nourriture sur place et Γ  emporter

TEAM SOUP 🍜 Mahatsiaro reredreraka nefa te hihinan-kanina ve ianao ? Aza misahirana fa efa etoSISTA hanampy anao indrind...
26/07/2026

TEAM SOUP 🍜

Mahatsiaro reredreraka nefa te hihinan-kanina ve ianao ? Aza misahirana fa efa etoSISTA hanampy anao indrindra amizao andro mbola somary mangatsika izao

πŸ‘‰ BEEF SOUP 🍲 SOUPE CARNIVORE ?

Amin'ny vidiny 20 000ar monja nefa sady matsiro no be hena araky ny anarany sy ny tsiro efa nankafizanareo azy hatrizayπŸ˜‹

Antsoy haingana ary ny πŸ“ž 034 40 352 85 na MP raha hanaterana iaSISTASISTA

Coucou les amisπŸ™‚πŸ”Š Tonga ary izahay arak'ilay efa nolazaina teto ka ho atombotsika amin'ny zava-baovao izany😍 Ho anao soc...
20/07/2026

Coucou les amisπŸ™‚

πŸ”Š Tonga ary izahay arak'ilay efa nolazaina teto ka ho atombotsika amin'ny zava-baovao izany😍

Ho anao société na olon-tsotra sahirana mitady sakafo atoandro, ity ary no vahaolana hanamora ny fiananao‡️

πŸ‘‰ πŸ‘‰ SERVICE CANTINE / SERVICE DE LIVRAISON DE REPAS AMIN'NY VIDINY 5 000AR MONJAπŸ‘ˆπŸ‘ˆ

ENYπŸ˜ŠπŸ˜‹
5 000AR monja dia mihinana sakafo πŸ’― madio sy ara-pahasalamana ary amin'ny tsiro miavaka hatrany ianao

🍽️ Vary 🍚 + laoka πŸ—πŸ² + lasary πŸ₯—
Misy laoka 2 isafidianana isanandro (avec porc et sans porc)

Koa aza misalasala ary manoratra na miantso avy hatrany raha mahaliana anao

πŸ“ž 034 40 352 85 ou MP

πŸ›΅ Frais de livraison manomboka amin'ny 3 000ar ary gratuite raha mSISTAran'ny 10

SISTA βœ…

🚨 ALERTE COMEBACK 🚨SISTA est de retour !!  Inona no plat SISTA tena nankafizinareo indrindra ? πŸ€”  Pizza πŸ•  Cote de porc ...
06/07/2026

🚨 ALERTE COMEBACK 🚨

SISTA est de retour !!

Inona no plat SISTA tena nankafizinareo indrindra ? πŸ€”
Pizza πŸ• Cote de porc 🐷 Cuisse de poulet πŸ— Mine sao 🍝 Sa ireo soupe 🍲 nampiavaka anay ?

Commenteo eto πŸ‘‡ Ary partageo mba ho fantatry ny rehetra fa hiverina tsy ho ela izahay !

Hiverina miaraka amin'ny tsiro fahiny sy surprise vaovao 🎁
Aza miala alavitra ary πŸ˜‰πŸ½οΈ

πŸ“ž 034 40 352 85

Address

Service En Ligne
Antananarivo
101

Telephone

+261344035285

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SISTA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share