Be Tsara MART

Be Tsara MART Supermarché chinois sise à Behoririka ,specialisé en produits chinois🇨🇳

🌟 MARMITES PREMIUM – LOT DE 5 PIÈCES 🌟💰 Prix : 440.000 Ar🍳 Vita amin'ny aluminium avo lenta misy revêtement antiadhésif ...
11/06/2026

🌟 MARMITES PREMIUM – LOT DE 5 PIÈCES 🌟

💰 Prix : 440.000 Ar

🍳 Vita amin'ny aluminium avo lenta misy revêtement antiadhésif effet granit.

✅ Tombontsoa

✔️ Tsy miraikitra ny sakafo (Antiadhésif)

✔️ Mitsitsy menaka rehefa mahandro

✔️ Mizara hafanana mitovy ka mahandro haingana sy tsara

✔️ Mety amin'ny gaz, induction, électrique ary vitrocéramique

✔️ Sarony vera matanjaka sy maharitra

✔️ Mora diovina ary tsy mitahiry loto

✔️ Mahatohitra hafanana avo

✔️ Mahatohitra harafesina sy fahasimbana

✔️ Endrika maoderina sy kanto manatsara ny lakozia

✔️ Mety anaovana vary, laoka, lasopy, ron-kena ary rano mafana

✔️ Kalitao avo lenta sady maharitra ampiasaina isan'andro

📦 Lot de 5 pièces miaraka amin'ny sarony

📞 Manaova commande dieny izao!

💰 440.000 Ar monja 💰

✨ Kalitao • Faharetana • Hakanto ✨

🔥 CASSEROLE ANTIADHÉSIVE – 20 CM 🔥💰 Vidiny : 45.000 Ar✅ Antiadhésive – Tsy miraikitra ny sakafo✅ Mety amin'ny fatana ind...
09/06/2026

🔥 CASSEROLE ANTIADHÉSIVE – 20 CM 🔥

💰 Vidiny : 45.000 Ar

✅ Antiadhésive – Tsy miraikitra ny sakafo
✅ Mety amin'ny fatana induction
✅ Mety amin'ny fatana gaz
✅ Tahony hazo tsara kalitao
✅ Mafana haingana ary mitahiry hafanana tsara
✅ Matanjaka sy maharitra ampiasaina
✅ Mora diovina aorian'ny fampiasana
✅ Endrika tsara sy manara-penitra

🍲 Azo ampiasaina hanaovana : • Rano mafana
• Vary
• Laoka isan-karazany
• Lasopy
• Paty
• Hena sy legioma
• Sakafo mila endasina na andrahoina

📏 Habe : 20 CM

📦 Stock voafetra!

📩 Manaova commande dieny izao. 🚚 Misy livraison.

✨ Kalitao • Faharetana • Fahamoran'ny fampiasana ✨

👋bonjour !!!, ireto indray ny arrivages 🥰✅ ilay veilleuses mbola misy : karazany maro ✅pose téléphone ✅ écouteurs ✅ bloo...
08/06/2026

👋bonjour !!!, ireto indray ny arrivages 🥰
✅ ilay veilleuses mbola misy : karazany maro
✅pose téléphone
✅ écouteurs
✅ blootouth
✅ Thermos
✅ gourdes Thermos
✅ gourdes
✅ cup stylé
👇 jereo ato Amin’ ny Commentaire ny prix Sy détail
🚛 manao livraison Sy mandefa faritra

🥰 ndao hatao miavaka be ny kilalao ho an’ny ankizy amin’ity volana jona ty 🚗 Efa tonga ato Amin’ ny Be tsara Mart daholo...
06/06/2026

🥰 ndao hatao miavaka be ny kilalao ho an’ny ankizy amin’ity volana jona ty
🚗 Efa tonga ato Amin’ ny Be tsara Mart daholo Ireo kazana kilalao kely toy ny
🚗 voiture kely misy model Bedebe : Afaka mivoa ny varavarana , pneus gomme
🚗 voiture guider
🔫 basy mirehitra sady maneno
✅ réglette magique de styles nouveaux
💶 10.000Ar dia Efa mahazo kilalao ianao ato aminao
🚛 manao livraison Sy mandefa any Amin’ny faritra

👋bonjour !! Arrivages manaraka indray Ireto 🥰 Efa Tonga ato Amin’ ny Be Tsara MART Ireo fanaovana sushis 🍣 rehetra ✅ alg...
01/06/2026

👋bonjour !! Arrivages manaraka indray Ireto
🥰 Efa Tonga ato Amin’ ny Be Tsara MART Ireo fanaovana sushis 🍣 rehetra
✅ algues à sushis : 15.000Ar
✅ riz à sushis : 9000Ar
Wasabie : 7000Ar
✅ sucre pour les diabétiques : 7000Ar
✉️ Afaka miditra MP mivantana ianao raha hanao commande
🚛 manao livraison manao an’ny Madagascar izahay

👋bonjours ! Ato indray ianao raha hijery fitaovana-dakozia tsara kalitao ✅ karazana poêle  misy abehan’ny maro arak’izay...
30/05/2026

👋bonjours ! Ato indray ianao raha hijery fitaovana-dakozia tsara kalitao
✅ karazana poêle misy abehan’ny maro arak’izay ilainao 🍳
✅ ny casserole arak’ izay abehany ilainao ihany koa 🥘
✅ marmite 5 séries ilay kalitao tsara indray
❌ NB :
🔴 anti-adhésif daholo
🔴 mitsitsy menaka
👇 jereo ato Amin’ ny commentaire daholo ny détails rehetra
🚛 manao livraison Sy mandefa faritra

28/05/2026

✅live poêle anti-adhésif Mora be avec promotion 1 acheté et un offert

🔥🔥 LIVE ARRIVAGES ANIO 🔥🔥🕑 Amin’ny 2 ORA tolakandroTongava mijery ireo arrivages vaovao :🍳 Poêle🥘 Marmite🍲 Casserole🍴 Us...
28/05/2026

🔥🔥 LIVE ARRIVAGES ANIO 🔥🔥

🕑 Amin’ny 2 ORA tolakandro
Tongava mijery ireo arrivages vaovao :
🍳 Poêle
🥘 Marmite
🍲 Casserole
🍴 Ustensiles de cuisine maro karazana

🎁 PROMOTION SPÉCIALE : 🛍️ MIVIDY IRAY ➜ MAHAZO IRAY 🎉
✅ Karazana assaisonnement sy sakafo maro be

✨ Tsara kalitao
✨ Modern sy élégant
✨ Mety tsara ho an’ny an-trano na cadeau

📍Aza tara fa voafetra ny stock ! 💬 Miandry anareo amin’ny LIVE amin’ny 2 ORA izahay 😍

⭐ PROMOTIONS BE MIVIDY IRAY MAHAZO IRAY ANIO ⭐✅ izay mividy iray amin'ireto amin'ny sary ireto anio dia mahazo iray 😍🤩✅ ...
28/05/2026

⭐ PROMOTIONS BE MIVIDY IRAY MAHAZO IRAY ANIO ⭐
✅ izay mividy iray amin'ireto amin'ny sary ireto anio dia mahazo iray 😍🤩
✅ Androany ihany io an
👉 Alefaso MP aingana ny commande na Tana ianao na province
⭐ Izay vidinao Amin ireo amin'ny sary ireo de ahazoanao iray ihany koa
👉 Be Tsara MART abonné-o ny pejy de partager-o afahanao maharaka isan Andro ny vaovao ato Amin 'ny be tsara Mart Behoririka
📦 Manao livraison sy mandefa faritra

👋 ARRIVAGES ARRIVAGE ! 🥰 🥰 nitondra karazan- tsakafo miavaka sy tena mifilotra ho anareo indray izahay Amin’ Izao fety I...
23/05/2026

👋 ARRIVAGES ARRIVAGE ! 🥰
🥰 nitondra karazan- tsakafo miavaka sy tena mifilotra ho anareo indray izahay Amin’ Izao fety Izao
✅ Efa Tonga ato Amin’ ny Be Tsara MART avokoa ny nouilles Sy vary voafantina Sy TSARA indrindra ho antsika mpajika rehetra
😃 aza tara fa ataovy izao ny commede-nao
👇 jereo ato Amin ´ ny commentaire ny prix sy détails ilaina mikasika ny arrivage
🚛 manao livraisons manerana ny Madagascar izahay
📦 Afaka manao réservation ihany raha ho récupéré-na
❌ NB : ny Be tsara Mart rehetra dia misokatra foana mandritr’ Ity fety Ity

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30
Sunday 08:00 - 12:00

Telephone

+261345885678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be Tsara MART posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share