Fritoria

Fritoria Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fritoria, Fast food restaurant, Tsiadana, Antananarivo.

Retrouver notre local Fritoria à Tsiadana 🤩
Des frites 🍟 , des Hamburgers 🍔, des croquettes de poulet 🍗... à vous de choisir 😎
✌️Tsiadana entre arrêt bus akondro et terminus 119 🏁

Stay safe guys 💕
21/02/2023

Stay safe guys 💕

👌 perfect match 👌Dia tsy nifankafoy intsony ny frites sy ny fromage raha vao nampiarahanay kely 😜Efa nihinana Fritofroma...
15/02/2023

👌 perfect match 👌
Dia tsy nifankafoy intsony ny frites sy ny fromage raha vao nampiarahanay kely 😜
Efa nihinana Fritofromage an'ny Fritoria ve ianao? Raha tsy nahatratra androany dia tomorrow koa day 😝😝

Fa izany eo ihany,
Sao ary dia asiana jeu kely amin'izay izy ity, inona no tinareo atao cadeau ho an'izay milalao sy mandresy? 😋😋

🚨 Alert promotionnnn!! ✨🤣🤣Iza ilay akama be akaikin'ny fo iny? Délaissé kely ve izy omaly 😝😝 sa efa elaela fotsiny ianar...
15/02/2023

🚨 Alert promotionnnn!! ✨🤣🤣
Iza ilay akama be akaikin'ny fo iny? Délaissé kely ve izy omaly 😝😝 sa efa elaela fotsiny ianareo tsy nihaona, sa tena tsisy anzany fa akama be fotsiny dia te hiaraka foana?
Identifieo eto izy dia mahazoa gratuitement nuggets 2 isaky ny mividy fritofromage GM iray ianareo ☝️😌

Ilay commentaire anareo eto fotsiny no aseho anay mandritra ny fandalovanareo ety amin'ny Fritoria ✨👌

Asio like ny page dia tsy tara isaky ny misy promotion fa ho fenoitsika ity Février ity ♥️😋

😍😍 Nuggets + Sauce = couple parfait 👌🥺Bonne journée 😍
15/02/2023

😍😍 Nuggets + Sauce = couple parfait 👌🥺

Bonne journée 😍

Iza ary ooo!? 🥺💕Masiso kely foana na dia sosotra kely aza 🥺✨Identifieo eto izy dia mahazo kadoa nuggets 2 rehefa mividy ...
14/02/2023

Iza ary ooo!? 🥺💕
Masiso kely foana na dia sosotra kely aza 🥺✨

Identifieo eto izy dia mahazo kadoa nuggets 2 rehefa mividy fritofromage GM iray 😍
Androany ihany annn!!!

Asehoy anay fotsiny ilay tag rehefa tonga ety Tsiadana ianareo dia mahazo NUGGETS 🤤🤤

🤧🤧🤣🤣
14/02/2023

🤧🤧🤣🤣

Arahabaina ny mpifankatia rehetra eee 💕💕Arahabaina koa ireo manana olontiana imaginaire 💕💕 isainay koa ianareo☝️😌Indro a...
14/02/2023

Arahabaina ny mpifankatia rehetra eee 💕💕
Arahabaina koa ireo manana olontiana imaginaire 💕💕 isainay koa ianareo☝️😌

Indro ary ny promotion antsika ho an'ny andro androany!!!

Aza adino mandalo ato aminay ary, faly be izahay mandray anareo sy mikarakara ho anareo 😍
Hatramin'ny 19h00 isika androany mbola misokatra foana 👌

Hummmm, babo avy hatrany 🤤🤧Aza adino mandalo fa rahampitso tontolo ny promotion SVT 💕💕😝Fifaliana ho anay ny mikarakara h...
13/02/2023

Hummmm, babo avy hatrany 🤤🤧
Aza adino mandalo fa rahampitso tontolo ny promotion SVT 💕💕😝

Fifaliana ho anay ny mikarakara ho anareo ♥️

Disponible à Ankatso, à 20m avant le croisement terminus-université 😍
08/02/2023

Disponible à Ankatso, à 20m avant le croisement terminus-université 😍

🚨Androany no farany 🚨Amin'izao zoma izao!!😍😍 Pro à trois mety be mihitsy 😍😍🤣Fritofromage GM à 5000Ar seulementLe prix de...
13/01/2023

🚨Androany no farany 🚨
Amin'izao zoma izao!!
😍😍 Pro à trois mety be mihitsy 😍😍🤣
Fritofromage GM à 5000Ar seulement
Le prix de la troisième sera réduit à 50% 🥳🥳😍

2023 s'annonce bien les zamiiis 😍Voici notre première promotion de l'année 🤭😋Offre seulement disponible du lundi 09 au v...
08/01/2023

2023 s'annonce bien les zamiiis 😍
Voici notre première promotion de l'année 🤭😋
Offre seulement disponible du lundi 09 au vendredi 13 janvier ✨
Hâte de vous accueillir à notre local à Tsiadana 😉♥️

La GM en frites et en sauces 😋😋✨
08/01/2023

La GM en frites et en sauces 😋😋✨

Address

Tsiadana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fritoria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fritoria:

Share