LounaH

LounaH Ao anatin'ny tontolon'ny nahandro

Salama daholo o 🤗🥰 Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊🤗 Aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra miha...
01/06/2025

Salama daholo o 🤗🥰
Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊🤗
Aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra mihafina ary e 😍😊

Mazotoa homana ary o 😍🥰

Salama daholo o 🤗🥰 Nivoaka aloha ny menu'antsika amin'ny erinandro mba ho fahafampo anareo mpanjifa 🥰Fa kosa ny Alakamis...
23/05/2025

Salama daholo o 🤗🥰

Nivoaka aloha ny menu'antsika amin'ny erinandro mba ho fahafampo anareo mpanjifa 🥰
Fa kosa ny Alakamisy tsy misy nohon'ny andro tsy fiasana an ☺️🤗
Toy ny mahazatra hatrany n'y fanaovana commande,, izany hoe ray andro mialoha hatrany 🥰

Mazotoa homana o 🤗🥰

Salama daholo o 🤗🥰 Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary no atolotray ho anareo 🥰  Mazotoa homana o 🤗🥰
18/05/2025

Salama daholo o 🤗🥰
Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary no atolotray ho anareo 🥰
Mazotoa homana o 🤗🥰

Salama daholo o 🤗🥰 Indro ary ny menu'antsika amin'ity erinandro ity 🥰Tsy miova ny prix an'ny plat antsika fa 6.000ar hat...
11/05/2025

Salama daholo o 🤗🥰

Indro ary ny menu'antsika amin'ity erinandro ity 🥰
Tsy miova ny prix an'ny plat antsika fa 6.000ar hatrany ary livraison gratuite hatrany koa nefa an 🥰🚴

Ray andro mialoha ny fandraisana commande ka aza misalasala ary miditra hafatra mihafina 🤗

Mazotoa homana o 🤗 🥰

Salama daholo o 🤗🥰 Aza adino fa mbola misy hatrany ny sakafo atoandro ato aminay an ☺️😍Raha hanao commande ary dia midir...
05/05/2025

Salama daholo o 🤗🥰
Aza adino fa mbola misy hatrany ny sakafo atoandro ato aminay an ☺️😍
Raha hanao commande ary dia midira hafatra mihafina fa omenay fahafampo ianareo 🥰😍

* Ny vidin'ny sakafo atoandro dia 6.000ar ,, ary livraison gratuite hatrany izany 🚴🚴

Salama daholo o 🤗🥰 Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary no atolotray ho anareo 🥰
14/04/2025

Salama daholo o 🤗🥰
Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary no atolotray ho anareo 🥰

Salama daholo o 🤗🥰 Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary eMazotoa homana o 🤗🥰Mirary Soa 🥰❤️
16/03/2025

Salama daholo o 🤗🥰
Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e

Mazotoa homana o 🤗🥰
Mirary Soa 🥰❤️

Salama daholo o 🤗🥰Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊Sakafo arapahasalamana tsara no atolotray ho anar...
02/03/2025

Salama daholo o 🤗🥰

Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊
Sakafo arapahasalamana tsara no atolotray ho anareo isan'andro
Aza misalasala ary mandefa hafatra mihafina MP na miantsoa mivantana amin'ny laharana 0346647979

Mazotoa homana daholo o 🤗🥰
Mirary Soa 🥰❤️

Salama daholo o 🤗🥰Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊🤗Midira MP na miantsoa mivantana amin'ny laharana...
16/02/2025

Salama daholo o 🤗🥰
Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊🤗
Midira MP na miantsoa mivantana amin'ny laharana 0346647979/ 0337022858 amin'ny fanaovana commande
Mazotoa homana o 🤗🥰
Mirary Soa 🥰❤️

Salama daholo o 🤗🥰Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊🤗Livraison gratuite hatrany izy raha centre ville...
01/02/2025

Salama daholo o 🤗🥰

Ny menu'antsika amin'ity erinandro ity indray ary e 😊🤗
Livraison gratuite hatrany izy raha centre ville ary 3.000ar kosa izy raha périphérique
Midira MP 📩✉️ na miantsoa mivantana amin'ny laharana 0346647979 / 0337022858 raha anao commande 🤗
Ny commande dia ray andro mialoha hatrany ann 😊

Mazotoa homana daholo o 🤗🥰
Mirary Soa 🥰❤️

Salama daholo o 🤗🥰Sakafo atoandro rahampitso 29 janvier :     Henakisoa sy tsaramaso+ lasary Na     Akoho sauce curry+ l...
28/01/2025

Salama daholo o 🤗🥰

Sakafo atoandro rahampitso 29 janvier :
Henakisoa sy tsaramaso+ lasary
Na
Akoho sauce curry+ lasary
Ny vidiny dia tsy miova fa 6.000ar hatrany
Zao izahay dia efa afaka mandray ny commande ho an'ny rahampitso
Livraison gratuite izy raha centre ville ary 3.000ar kosa raha périphérique 🚲🚲
Aza misalasala ary mandefa hafatra mihafina MP 📩✉️

Mazotoa homana o 🤗🥰
Mirary Soa 🥰

Salama daholo o 🤗🥰Sakafo atoandro rahampitso 28 janvier :    Saucisse sy carotte + lasary Na    Henabaolina sy ovy + las...
27/01/2025

Salama daholo o 🤗🥰

Sakafo atoandro rahampitso 28 janvier :
Saucisse sy carotte + lasary
Na
Henabaolina sy ovy + lasary
Amin'ny vidiny 6.000ar hatrany
Livraison gratuite izy raha centre ville ary 3.000ar kosa izy périphérique
Midira ary ao amin'ny hafatra mihafina MP 📩✉️ na miantsoa mivantana amin'ny laharana 0346647979 / 0337022858

Mazotoa homana daholo o 🤗🥰
Mirary Soa 🥰❤️

Address

Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LounaH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share