Ka & Je SPORT

Ka & Je SPORT Bonjour à tous,membres et futurs adhérents,1- Cette page vous permet d'échanger des informations conc

25/09/2026

Bonjour
MISOKATRA TOY NY MAHAZATRA NY KA&JE SPORT ANDROANY ZOMA 25 SEPT. 2026
TONGAVA MIKOTRANA Ô

Bonjour,MISOKATRA TOY NY MAHAZATRA NY KA&JE SPORT NY ZOMA 25 SEPT 2026 IZAO.TONGAVA DAOLO MIKOTRANA E
23/09/2026

Bonjour,
MISOKATRA TOY NY MAHAZATRA NY KA&JE SPORT NY ZOMA 25 SEPT 2026 IZAO.
TONGAVA DAOLO MIKOTRANA E

❌❌❌PROMOTION SPECIALE RENTREE❌❌❌👉🏿👉🏿👉🏿Ho avy ity ny fidiran'ny mpianatra 🖍️🖍️🖊️🖊️nefa ny kotrana koa  mila tohizana fona...
30/08/2026

❌❌❌PROMOTION SPECIALE RENTREE❌❌❌

👉🏿👉🏿👉🏿Ho avy ity ny fidiran'ny mpianatra 🖍️🖍️🖊️🖊️nefa ny kotrana koa mila tohizana fona, ary satria tinay be koa nareo♥️♥️♥️,ka ho fanomezana fahafaham-po anareo, de mahafaly anay ny manolotra ity 💢💢 PROMOTION SPECIALE RENTREE 💢💢 ity, mandritra ny iray volana be izao.

💥💥. 31 Août jusqu'au 30 Septembre 2026 💥💥

Toy izao ny tarifs :

👉🏿 Abonnement : 40.000Ar
👉🏿 Étudiant(e) : 35.000Ar
👉🏿Séance : 5000Ar
👉🏿 Massage avec fauteuil électrique : 5000Ar

Koa tongava mikotrana🏋🏿‍♀️🏋🏿‍♀️ hanala ny tavy rehetra tany amin'ny vacances tany
,ny andro koa efa hafana rahateo.

❌❌ Ka&Je SPORT vonona hanatratra ny tanjonao hatrany.

🔥🔥No pain no gain ‼️‼️💪🏿💪🏿

18/08/2026

Address

102 Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 05:30 - 20:30
Tuesday 05:30 - 20:30
Wednesday 05:30 - 20:30
Thursday 05:30 - 20:30
Friday 05:30 - 20:30
Saturday 05:30 - 20:30

Telephone

+261341033108

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ka & Je SPORT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ka & Je SPORT:

Shortcuts

Share