IK'Fet

IK'Fet Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IK'Fet, Cafeteria, Tour SAHAVOLA 2ème étage Antsahavola, Antananarivo.

17/06/2026

Izaho sy ny fitiavako fety aloha dia tsy maintsy ho any ee

Ndao hifety🥰
15/06/2026

Ndao hifety🥰

Ndao hifety miaraka aminay 🥰ho any Ankazomalaza isika hankafy ny hakanton’ny natiora fandriho ny toerana: 0383522245
19/05/2026

Ndao hifety miaraka aminay 🥰
ho any Ankazomalaza isika hankafy ny hakanton’ny natiora

fandriho ny toerana: 0383522245

.
05/05/2026

.

😍 Sabotsin'ny mpikambana 😍

Raha toa ka tokony hihaona isika amin’io asabotsy io dia ataontsika amin’ny endriny hafa kely izy amin’ity.
Vonona ve ianao hitsapa ny fahalalanao ny tantara? 🤔

Ndao hilalao fa misy fanomezana milay bé azonao raha toa ka mivoka mpandresy ianao. 🥰 Tongava mandray anjara amin’ny "ROYAL QUIZ IKM" — lalao an-tserasera mandritra ny 5 andro
Fanontaniana momba an’i Ralambo sy Ranavalona 👑
Hisy fanontaniana maro hifanesy eto amin’ny pejy isan’andro, Valio ao amin’ny commentaire ny fanontaniana fa arakaraky ny fandraisanao anjara sy ny fahamarinan'ny valiny no mampiakatra ny isa.
Antsoy ny namana hiara-milalao.🤼‍♂️👯‍♂️
Asehoy ny fahaizanao! 🤷

LOKA MIANDRY:
📔📔Boky
✉️✉️Tapakila 2 maimaim-poana ho an’ny 30 May




📢 Andao hilalao ô ! 👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
26/05/2021

📢 Andao hilalao ô !
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇

- Neny tiako Fifaliako | Varotra Fampirantiana IKM -

📢 Andao hilalao ô !

🙋‍♀️ Fitsipika :
1. Araho ny pejin'nIKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasysy sNeny tiako Fifaliakoko
2. Zarao ao anaty "groupe" misy anao ity sary ity
3. Alefaso amin'ny hafatra miafina ao amin'ny pejy Neny Tiako Fifaliako ny "capture d'écran" ny fizarana nataonao.
4. Manononà namana eo amin'ny fanehoan-kevitra hampitombona ny vintanao ;)

👉Fifaranan'ny lalao :
Zoma 28 Mey 2021 amin'ny 04 ora hariva.

👉 Loka ho an'ny voasarika :
Harona Neny tiako Fifaliako + sokola + porte clé + boules Coco + boky + baume à lèvre ...

Miaro sy manjifa ny isika !
📢 Jouons ensemble !

🙋‍♀️Règles :
1. Suivre laIKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina MalagasylagaNeny tiako Fifaliakoaliako
2. Partager cette publication dans un "groupe" où tu es membre
3. Envoyer la "capture d'écran" du partage à la page Neny Tiako, Fifaliako
4. Identifier vos amis pour augmenter vos chances de gagner.

👉Fin du jeu : Vendredi 28 Mai à 16h

👉 Lot du gagnant tiré au sort :
Panier Neny tiako fifaliako + chocolat + + porte clé + boules Coco + livre + baume à lèvre ...

Bonne chance à tous et soutenons le !

20/11/2020

- Slam Session | Before After work IKM -
Fotonan-tsika rehefa Zoma ;)

" SLAM SESSION " miaraka Madagaslam Section Tananarive indray ny miandry anareo amin'ny Zoma koa tongava maro ô !

Sady manala ny herinandro lasa no manomboka ny faran'ny herinandro amin'ny fomba manara-penitra :) .................................
L' IKM vous invite à son Before After work.
On se retrouve ce Vendredi 20 Novembre 2020 !
Une session de SLAM avec Madagaslam Section Tananarive se prépare pour vous mettre bien :)

Les festivités commencent à 17h.
1 texte dit = 1 verre offert
Scène ouverte sur inscription

Entrée libre & Consommation obligatoire

A vendredi les amis !

🎶 Zoma Finaritra : Vazo Miteny | Before after work IKM 🎶🤩Miaraka amin'i     Randria Ofisialy Tongava maro rahampitso e !...
29/10/2020

🎶 Zoma Finaritra : Vazo Miteny | Before after work IKM 🎶🤩

Miaraka amin'i Randria Ofisialy

Tongava maro rahampitso e !
Before after work Ikm Malagasy
16h | 19h
Happy hour : 16h30 | 17h30
Entrée libre & Consommation obligatoire
Antsahavola - Tour Sahavola 2ème étage

🎶Zoma Finaritra : Vazo Miteny | Before after work IKM 🎶🤩

Miaraka amin'i Randria Ofisialy

Tongava maro rahampitso e !
Before after work Ikm Malagasy
16h | 19h
Happy hour : 16h30 | 17h30
Entrée libre & Consommation obligatoire
Antsahavola - Tour Sahavola 2ème étage

23/09/2020

Araho ny pejy vaovao e : BoutiK'M ;)

Tour Sahavola Antsahavola - 2ème étage

14/06/2020



Toy ny isan-taona ny IKM dia mizara fanomezana toy ny harendrina sy vatomamy ary fanampiana an-davan'andro ho an'ireo ankizy sahirana. Izany moa no atao mba ho fampiroboroboana ny Kolontsaina ary koa hanamafisana ny fihavanana Malagasy.

Na dia eo aza ny valan'aretina Covid-19 dia tianay ny hiara-hientana aminao hanohizana izany ho an'ireo Malagasy havantsika.
Manomeza ho:
-famerenena ny tsikin'ireo ankizy sy fianankaviana sahirana
-ho fanohanana ny VITA MALAGASY sy ireo olona mivelona ny harendrina taratasy.

Andao hankalazaina miavaka ny faha-60 taona nahazoan 'i Madagasikara ny fahaleovan-tena....
Ndao hifanome tanana Malagasy.

5000ar = Harendrina + vatomamy + PPN
--> MVola : 034 88 413 39 MVola : 034 88 413 39

Address

Tour SAHAVOLA 2ème étage Antsahavola
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IK'Fet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category