Pizza Matsiro

Pizza Matsiro Tsara sady vita malagasy

Pizza au feu de bois Pizza Gm anakiroa anie oa no 32.000ar monja ee livraison gratuite... Aza misalasala mandefa message...
27/06/2025

Pizza au feu de bois
Pizza Gm anakiroa anie oa no 32.000ar monja ee livraison gratuite... Aza misalasala mandefa messages ao na 034 76 730 18.

Pizza sans porc au feu de bois Aza adino ilay tolotra pizza Gm 2 ato @ Pizza Matsiro 32.000ar monja ny pizza Gm anakiroa...
29/11/2024

Pizza sans porc au feu de bois
Aza adino ilay tolotra pizza Gm 2 ato @ Pizza
Matsiro 32.000ar monja ny pizza Gm anakiroa be izao livraison gratuite... Ao mandefa commande na 034 76 730 18.

30/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Frédéric Fock, Lyonel Princy, Haingotiana Rinah

Pizza au feu de bois sans porcMbola ato indray izahay hanome pizza  mahazatra anareo 32.000ar monja dia mahazo 2 pizza G...
05/04/2024

Pizza au feu de bois sans porc
Mbola ato indray izahay hanome pizza mahazatra anareo 32.000ar monja dia mahazo 2 pizza Gm livraison gratuit pizza anakiroa io... Azo hisafidianana ilay pizza 2.
034 76 730 18 Rendez-vous sur mp.

09/11/2023

Iza avy ilay mila pizza mora sady matsiro mbola gratuite koa ny livraison 2 pizza Gm 33cm amin'ny vidiny 33.000ar .. Aza misalasala miantso na mandefa mp. 034 76 730 18.

Send a message to learn more

Pizza au feu de bois sans porc.Tsy mbola miova ny tolotra nahafataranareo anay: 32.000ar dia efa mahazo 2 pizza Gm 33cm ...
17/08/2023

Pizza au feu de bois sans porc.
Tsy mbola miova ny tolotra nahafataranareo anay: 32.000ar dia efa mahazo 2 pizza Gm 33cm livraison gratuite ary misy choix... Aza misalasala manao commande ao .
' 034 76 730 18' na Mp .

"PIZZA CUITE AU FEU DE BOIS SANS PORC"  * Tolotra foana no homenay anareo mpanjifa: 32.000ar dia efa mahazo ( 2 pizza GM...
22/06/2023

"PIZZA CUITE AU FEU DE BOIS SANS PORC"
* Tolotra foana no homenay anareo mpanjifa: 32.000ar dia efa mahazo ( 2 pizza GM 33centimètres choix ilay anakiroa) livraison gratuite amin'ilay tianareo indrindra.
"0347673018"
Rendez-vous sur messenger.

Mifarana indray ny volana ato  matsiro... Pizza au feu de bois sans porc Manome tolotra ho anareo izahay raha mividy 2 p...
31/05/2023

Mifarana indray ny volana ato matsiro... Pizza au feu de bois sans porc
Manome tolotra ho anareo izahay raha mividy 2 pizza gm 33cm dia mahazo 32.000ar monja livraison gratuite.
"034 76 730 18" Na mandefa mp avy hatrany.

Pizza  Au feu de bois "Sans porc" na tsy misy kisoa.Tsy mbola niova ny Tolotra nahafataranareo anay ahafahanay manome fa...
12/05/2023

Pizza Au feu de bois "Sans porc" na tsy misy kisoa.
Tsy mbola niova ny Tolotra nahafataranareo anay ahafahanay manome fahafahampo ho anareo mpanjifa rehetra:32.000ar dia efa mahazo 2 pizza Gm 33cm de diamètre livraison gratuite... Misy choix ny pizza.
"0347673018"
Rendez-vous sur messenger.

Pizza cuite au feu de bois sans porc na tsisy kisoa.Ato aminay ny pizza anakiroa(2pizza) dia vidanareo mpanjifa 32.000ar...
27/04/2023

Pizza cuite au feu de bois sans porc na tsisy kisoa.
Ato aminay ny pizza anakiroa(2pizza) dia vidanareo mpanjifa 32.000ar monja...Pizza Gm 33cm de diamètre livraison mbola gratuite ihany... Misy choix ny pizza ato koa aza misalasala mandefa mp.
"034 76 730 18" Livraison
Rendez-vous sur messenger.

Salama e! Izahay ato amin'ny pizza matsiro dia manao tolotra vaovao be indray ho anareo mpanjifa oh... Indrindra ho an'n...
04/04/2023

Salama e! Izahay ato amin'ny pizza matsiro dia manao tolotra vaovao be indray ho anareo mpanjifa oh... Indrindra ho an'ny épicerie,Gargotte,Bar, restaurant sns...
- Mini pizza (60 isa minimum 500ar ny iray )
- Pâte pizza mini( 100 isa minimum 400ar ny iray)
- Pâte pizza Gm 33cm ( 20 isa minimum 3000ar ny iray) hafaka manao izay commande nareo momba ny pizza izahay tompoko.
Ny commande dia 1 andro mialoha ( 1jours avant commande) Aza misalasala miantso ny laharana 034 76 730 18 na miditra hafatra miafina (mp). Livraison Lundi hatramin'ny zoma: 8h à 1

Address

Antananarivo

Telephone

+261347673018

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pizza Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category