Gourmet Glacé

Gourmet Glacé Optez pour nos glaces onctueuses:
Pour le plaisir �
Pour vos desserts �
Pour vos événements. ��

" Love is in the air"Mirary fety mamy be ho antsika rehetra 🥰
14/02/2023

" Love is in the air"

Mirary fety mamy be ho antsika rehetra 🥰

Tratry ny taona daholo tompoko dia manaova fety sambatra 😊
01/01/2023

Tratry ny taona daholo tompoko dia manaova fety sambatra 😊

Mirary fety sambatra h oantsika rehetra 🙏😊
25/12/2022

Mirary fety sambatra h oantsika rehetra 🙏😊

Salanitra ny ambany lanitra e 👋👋👋👋👋🎄🎄GLACE KRISMASY 🎄🎄Efa vonona izahay amin'ny  dessert anareo amin'ny fety 😊😊😊😊Fandrio...
14/12/2022

Salanitra ny ambany lanitra e 👋👋👋👋👋

🎄🎄GLACE KRISMASY 🎄🎄

Efa vonona izahay amin'ny dessert anareo amin'ny fety 😊😊😊😊

Fandrio dieny izao ary fa somary limitée ny livraison antsika amin'ny embouteillage rehefa fety 🙏🙏🙏

Izay afaka manao récupération Ambohimanarina kosa dia raisinay antanandroa o 🙏🙏🙏🙏

▶️ Fandrio amin'ny MP ny commandenao
▶️ Afaka miantso 0389567925

Manaova fety sambatra sahady daholo 🥳🥳🥳

En partenariat aminay sao dia misy liana ianareo ato o. 😊
06/12/2022

En partenariat aminay sao dia misy liana ianareo ato o. 😊

🛑🛑ALERTE NOUVEAUX PRODUITS🛑🛑Hello !!! 😊😊😊On est lundi et on entame cette semaine avec de nouveaux  parfums🔥🔥🔥1000ml : 18...
28/11/2022

🛑🛑ALERTE NOUVEAUX PRODUITS🛑🛑

Hello !!! 😊😊😊

On est lundi et on entame cette semaine avec de nouveaux parfums

🔥🔥🔥1000ml : 18.000ar

▶️PARFUMS

👉Forêt Noire
👉Malaga

Livraison possible
Merci de réserver vos glaces en MP

15/11/2022

Salama ariva daholo tompoko! 👋👋👋

Zaraina ampitiavana be indray 😊

Salanitra !!!! 😊😊😊Manantena izahay fa salama daholo ianareo 🙏🙏🙏Ela ela tsy teto dia indro fa tonga indray nitondra zava-...
09/11/2022

Salanitra !!!! 😊😊😊

Manantena izahay fa salama daholo ianareo 🙏🙏🙏

Ela ela tsy teto dia indro fa tonga indray nitondra zava-baovao🙈🙈🙈

Maro ianareo no nangataka ilay parfum double.

Tonga izy ireto 😊😊😊

▶️ Prix:10.000ar
➡️ Format 500 ml

Ny parfum simple dia azonao jifaina amin'ny vidiny tsy miova:
▶️ 1000ml
Prix: 16.000ar

▶️ 500ml
Prix: 9.000ar

Fandrio MP ny commandenao
📞0389567925
🚚 Livraison possible

26/10/2022

Salama daholo e! 😊

Alarobia mavokely isika androany 😉

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 12:00

Telephone

+261389567925

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gourmet Glacé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category