Stéphanie MDG

Stéphanie MDG Vaovao be !! Service traiteur misokatra ho an’ny rehetra
Contact 0381926144

06/08/2026

INONA RETO NY VAOVAO AN??
MBA ASIO NA DE COUCOU AZE 🥹🥰👋

30/07/2026

TSARA KELY ITY TOERANA ITY🥰 ETY ITAOSY ETY IZY !!! À PARTIR DE 30.000AR PAR PERSONNES AVEC MENU IZY (menu à 4 servis) MIARAKATRA ARAKARAKINY QUALITÉ NY SAKAFO NY PRIX 🥰😍😍

MITOHY NY FANDRAISANA COMMANDE RY ZAREO AN 🥹🥰
29/07/2026

MITOHY NY FANDRAISANA COMMANDE RY ZAREO AN 🥹🥰

🎉🍗 ITY ARY ILAY OPÉRATION NOLAZAIKO ANAREO! 🍗🎉Voalohany indrindra dia misaotra antsika rehetra nanohana ahy, na tamin'ny...
28/07/2026

🎉🍗 ITY ARY ILAY OPÉRATION NOLAZAIKO ANAREO! 🍗🎉

Voalohany indrindra dia misaotra antsika rehetra nanohana ahy, na tamin'ny hafatra, na tamin'ny encouragement, na tamin'ny fomba rehetra. ❤️

Araka ny efa nolazaiko dia tsy hangataka fanampiana intsony aho, fa hiezaka hanarina ny zava-drehetra amin'ny herin'ny asako. 💪

Noho izany dia manolotra anareo ity opération by Stéphanie MDG ity izaho

🍱 CHICKEN COMBO BOX

🥪 Chicken Sandwich
🍗 Chicken Popcorn
🍜 Chicken Stir-Fried Noodles
🥤 Natural Juice

💰 Prix : 20.000 Ar
SADY QUANTITÉ NO QUALITÉ FA TSY OE OPÉRATION DE TSY TSARA FA TENA HO AFA-PO HIANAREO MIANAKAVY KELY😍

📌 Sur commande uniquement.

💳 Paiement en avance obligatoire, satria ny Box rehetra dia omanina araka ny isan'ny commande voaray mba hiantohana fa vaovao sy tsara kalitao ny sakafo rehetra.

⏰ Farany fandraisana commande :
🗓️ Zoma amin'ny 18h00.

🚚 Livraison :
✅ Asabotsy sy Alahady, arakaraka ny filaharan'ny commande voaray sy ny toerana misy ny livraison.

🙏 Raha tsy afaka manao commande ianao amin'izao fotoana izao, un simple partage de cette publication dia efa fanohanana lehibe ho ahy.

🤍 Mankasitraka ny fitokisana sy ny fanohanana rehetra. Enga anie ilay Andriamanitra manankarem-pahadoavana hitahy sy hamaly fitia anareo tsirairay avy. 🙏

27/07/2026

🤍 Tompo ô, Ianao no mahalala ny ady lalovako. Apetrako eo am-pelatananao ny ampitso hiatrehako. Matoky Anao aho. 🙏

⛔️Na de teo aza ny sedra mafy izay nanjo de faly aho milaza aminareo fa de tontosa somatsara araka izay contrat nifanaov...
26/07/2026

⛔️Na de teo aza ny sedra mafy izay nanjo de faly aho milaza aminareo fa de tontosa somatsara araka izay contrat nifanaovana ny raharaha izay nokarakaraina omaly asabotsy 25juillet 2026!!!
MARIAGE POUR 60PERSONNES
✅️Espace + Bafle +Micro (sans décoration)
✅️Menu à 4 servis simple
-Entré froid : Crudité royale
-Entré chaud : Macaronie au fromage
-Résistance : akoho sy henakisoa (250g/prs)
-Dessert : Salade de fruit
✅️JUS
-Jus naturelle : avocat/ fraise
-Star : coca/fanta/caprice

Iny kosa no vita somatsara, tsy nisy nilatsaka tamny contrat nifanaovana fa ny namonjena azy mba ho tontosa toy izay de nisy sedra sy ady mafy nolalovana!!!
Ka eto aho de misaotra ampahibemaso ireo rehetra izay niara-nisalahy tamiko, ny vady amanjanako , ny ray aman-dreny, ny hiray tampo, ny fianakvina ,ny namana ary hianareo izay teto amny tambazotra antserasera izay tsy inona akory fa de Misaotra sy Mankatelina re tompoko 🙏🙏🙏
Ao hianarei no nanampy ara-bola , ao ireo nanampy ara-batana , ao ireo nitondra ambavaka , ireo nitondra teny fampaherezana, ireo nanoro hevitra , ary indrindra ireo nanakihana!!!
Ilay Andriamanitra manankare-pahasoavana anie amaly fitia anareo tsirairay avy fa tsy ho voavaliko naoviana naoviana izay nataonareo tamiko, tanteraka tokoa izao ilay oe hiray Aina hiray vatsy ❤️
Hisaorana iany koa ireo nanaiky nanome Hena/Akoho/Jus/sns... fa tsy maintsy hanao tout le moyen izahay handoavana ny volanareo tompoko🙏
Ka ra sitrakareo mpanaraka ahy eto amny pejy sy isika mpikirakira tambazotra antserasera de TSY HANGATAKA AHO SANATRIA INTSONY fa mba HISY NY OPÉRATION IZAY HO KARAKARAIKO MBA HANONERAKO IREO MBOLA VOLANOLONA TOKONY HONERANA REHETRA IZAY HO ALEFAKO PUBLICATION ETO IHANY🙏
⚠️MBA HAFATRO KELY FARANY NEFA KO TSY OE TSY MANANDANAJA FA DE IZAO RE TOMPOKO!!!
MARO NY MPAHAY ASA-TANANA , ASA-VATANA , ASA-TSAINA, SNS... SAMY MANANA NY TANLENTANY AVOKOA ARY SAMY MANANA NY HANITRA HO AZY AVOKOA, KA NA SAMY MPANDRAFITRA AZA TSY VOATERY HITOVY NYFARI-PIHAINANA

Amny maha olombelona de mety  nisy ny tandrevaka natao fa tsy midika kosa oe fisolokina na tsy firarahina zavatrolona fa...
24/07/2026

Amny maha olombelona de mety nisy ny tandrevaka natao fa tsy midika kosa oe fisolokina na tsy firarahina zavatrolona fa rehefa sendrany tsy fidiny enao de manaiky ny zava-misy , Mahakasika ilay publication ako tamin’ny maraina momban’ilay zahako tratrany MPANGAROMPAOSY fa tena efa misy de tena MAUVAISE foie loatra ny sasany😭
Tena ra ny fahoriana mianjady amiko amnizao de tsy haiko intsony fa de misaotra anizay nampahery rehetra de mirary soa ho anareo ilay manaratsy rehetra oe aza mahazo anareo ny nahazo ahy 💔💔
Mba ho an’ireo zanakay ireo de hiezaka hijoro hitady vahaolana zahay 🙏🙏🙏
FA MIVOAHA ETO KOSA IZAY EFA OE NOSOLOKINIZANY Stéphanie MDG IZANY , MBA ASIO PRÉSENCE IHANY KOA RA MBA MANANA 1MINITRA KELY HIANAREO CLIENT EFA HAFA-PO TATO AMINAY MBA HO HERY ENTIKO MIADY AMNIZAO ADY MAFY ATREHAKO IZAO❤️

20/07/2026

GRAVE INY FINAL⚽️⚽️⚽️ 2026 INY AN😅 TSY NISY NAHITA VE RANGA LE IZY 😟
TSY MISY TIR CADRÉE MINTSY KOSA VE RANGA MESSI🥹

FINAL 2026 ⚽️⚽️⚽️TSAPAO KELY ALOHA NY VINTANA RETO AN !!!IRETO FOTSINY CONDITION  KELY✅️Abonné ✅️Partage ✅️Commentaire e...
19/07/2026

FINAL 2026 ⚽️⚽️⚽️
TSAPAO KELY ALOHA NY VINTANA RETO AN !!!
IRETO FOTSINY CONDITION KELY
✅️Abonné
✅️Partage
✅️Commentaire ex:
(1:2) ESPAGNE1: ARGENTINE2

Bonne chance sy Bonne ambiance daholo🥳🥳🥳

COMMANDE ANIO 🥰 POUR 20PRS  JOYEUX ANNIVERSAIRE "ERKEL DASIMAN" 🥳🥳🥳🎂🎂🎂Sur commande foana atrany , 2jours avant minimum !...
19/07/2026

COMMANDE ANIO 🥰 POUR 20PRS
JOYEUX ANNIVERSAIRE "ERKEL DASIMAN" 🥳🥳🥳🎂🎂🎂

Sur commande foana atrany , 2jours avant minimum !!!
Mp pour plus d’info ou 038 19 261 44

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261340381334

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Stéphanie MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Stéphanie MDG:

Shortcuts

Share

Category