17/09/2026
🇲🇬🍽️ Sakafo Malagasy matsiro ato aminay! 😋❤️
Tongava mankafy ireo sakafo Malagasy voakarakara am-pitiavana! Na hohanina eto an-toerana, na hoentina, na alefa amin’ny livraison. 🛵
📍 Toerana: Entre l’arrêt-bus Akondro Tsiadana et l’arrêt-bus 119 Ankatso.
📞 Antsoy izahay: 034 22 066 46
❤️ Tongava mitsidika anay na manafatra dieny izao!