Samiflo

Samiflo SAMIFLO - FAST FOOD

Pour les amoureux de Fast Food - Milk-shake, FRENCH TACOS, burger, frite, etc

Ndry ve tonga dia mandrapaka sa mbola selfie selfie party aloha? 🤣😁Za aloha otrany tsy mahazo aina izany raha tsy maka s...
21/09/2026

Ndry ve tonga dia mandrapaka sa mbola selfie selfie party aloha? 🤣😁

Za aloha otrany tsy mahazo aina izany raha tsy maka sary aloha 😆🤣

Inona ny plan anareo roa androany? 🤗A- Netflix party 🎉 B - Plan piscine 💞C- Plan Sakafo 🍔 D- Sa Plan Sakafony 😆
19/09/2026

Inona ny plan anareo roa androany? 🤗

A- Netflix party 🎉
B - Plan piscine 💞
C- Plan Sakafo 🍔
D- Sa Plan Sakafony 😆

2 000ar frais de livraison pour le centre ville 😱 (67ha, Analakely, Ankazomanga sns...)Pendant 2 jours be izao! 😍 Zoma 1...
18/09/2026

2 000ar frais de livraison pour le centre ville 😱 (67ha, Analakely, Ankazomanga sns...)

Pendant 2 jours be izao! 😍 Zoma 18 sy Sabotsy 19 Août 2026 ihany anh

3 000ar frais de livraison pour la ville 🤗 ( Mahamasina, Ivandry,Ampandrana sns ...)

🤩Zay ndray vao misy fa araraoty 🤩

5 000ar frais de livraison pour les zones hors ville 🤩 ( Ambohipo, Andranomena, Ambohibao sns....)

👉🏻 Commander en Avance raha noana be 🤤

Carte en MP et appeler directement au 038 07 846 75 pour commander 🥰

Eehhh! Taggueo haingana bae 😁 Bae n'a plus d'excuse 🤣 fa efa 2 000ar frais de livraison pour le centre ville 😱 (67ha, An...
17/09/2026

Eehhh! Taggueo haingana bae 😁 Bae n'a plus d'excuse 🤣 fa efa 2 000ar frais de livraison pour le centre ville 😱 (67ha, Analakely, Ankazomanga sns...)

Pendant 2 jours be izao! 😍 Zoma 18 sy Sabotsy 19 Août 2026 ihany anh

3 000ar frais de livraison pour la ville 🤗 ( Mahamasina, Ivandry,Ampandrana sns ...)

🤩Zay ndray vao misy fa araraoty 🤩

5 000ar frais de livraison pour les zones hors ville 🤩 ( Ambohipo, Andranomena, Ambohibao sns....)

👉🏻 Commander en Avance raha noana be 🤤

Carte en MP et appeler directement au 038 07 846 75 pour commander 🥰

Poulet Croustillant 🍗 Sauce Cheddar 🧀 🤤Bacon 🥓🤤 Fromage Kiri 🧀 🤤Fromage Gruyère 🧀🤤It's our bestseller 😍 It's Tacos Tende...
17/09/2026

Poulet Croustillant 🍗
Sauce Cheddar 🧀 🤤
Bacon 🥓🤤
Fromage Kiri 🧀 🤤
Fromage Gruyère 🧀🤤

It's our bestseller 😍 It's Tacos Tenders 🌯

Prix : 18 000ar

19 000ar au lieu de 25 000ar! 😍 Ilay Soupe Terre-mer 🤤 Rapitso Alarobia 16 Septambra 2026 ihany anh 🤗 Aza tara sao tsy m...
15/09/2026

19 000ar au lieu de 25 000ar! 😍

Ilay Soupe Terre-mer 🤤

Rapitso Alarobia 16 Septambra 2026 ihany anh 🤗

Aza tara sao tsy mahazo fa stock limité !

Qui se reconnaît !? Taggueo bestie fa izy ny tena mahay azy 🤣😂 Miaraka amin'ilay mangarika be 🫣🤣 Hitanay anie nareo fa m...
14/09/2026

Qui se reconnaît !? Taggueo bestie fa izy ny tena mahay azy 🤣😂

Miaraka amin'ilay mangarika be 🫣🤣 Hitanay anie nareo fa mody tsy miteny fotsiny izahay e 😂

Zoma magniiifffiiikkkaaa ♥️ Ahoana plan androany? 😁Hivoaka sa hijanona ao antrano ? 🤗Aty Ankadifotsy akaikiny ISCAM  no ...
11/09/2026

Zoma magniiifffiiikkkaaa ♥️ Ahoana plan androany? 😁

Hivoaka sa hijanona ao antrano ? 🤗

Aty Ankadifotsy akaikiny ISCAM no misy anay ☺️

Ireto avy ny ora fisokafanay:

Alatsinainy - Alakamisy: 11H - 18H30
Zoma - Sabotsy : 10H30 - 19H

Carte en Mp ♥️ Livraison au 038 07 846 75

Izay milalao ihany no mahazo e ! 😁  Hivoaka androany ireo  nahazo an'ilay dalgona anaky 6 😁Milles mercis  à tous les par...
11/09/2026

Izay milalao ihany no mahazo e ! 😁

Hivoaka androany ireo nahazo an'ilay dalgona anaky 6 😁

Milles mercis à tous les participants 😍❤️ Bonne appétit !

Azavao aloha ilay feeling anareo sady mihinana  La soupe noho misotro Milkshake e?! 🤨😁Tsy ninja be ve rehefa tonga ao am...
10/09/2026

Azavao aloha ilay feeling anareo sady mihinana La soupe noho misotro Milkshake e?! 🤨😁

Tsy ninja be ve rehefa tonga ao aminy vavony? 🤣

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Telephone

+261380784675

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Samiflo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Samiflo:

Share