Le Bar'à Jus-Lait

Le Bar'à Jus-Lait Ouvert de 09h à 19h
Le Bar à Jus-Lait 😍 le bar sans alcool
Le spot idéal pour se rafraîchir et se régaler 👌

🥤😋 Envie de fraîcheur + kiff total ?

On a ce qu’il te faut !

🍕 Pizzas & snacks, jus et produits laitiers qui font plaisir

14/08/2026
🌿 LE BAR À JUS & LAIT – TOERANA VAOVAO, MIANDRY ANAREO! 🥤🍕🍦📍 À seulement 200 m miala ny Fampiadiana Akoho, via RN2 🚗Mita...
14/08/2026

🌿 LE BAR À JUS & LAIT – TOERANA VAOVAO, MIANDRY ANAREO! 🥤🍕🍦

📍 À seulement 200 m miala ny Fampiadiana Akoho, via RN2 🚗

Mitady toerana kely mahafinaritra, calme ary convivial ve ianao? 😊
👉 Le Bar à Jus & Lait dia manasa antsika rehetra hitsidika sy hanjifa anay! ❤️

Misy jus, lait, glace, crêpes salées sy sakafo/boissons maro samihafa 😋🥤🍦

✨ Toerana tsotra fa agréable, mety tsara raha te-hiala sasatra kely, hiaraka amin'ny famille, amis na couple. 🥰

🎉 Mikasa hanao fête na événement ve ianao?
Manana salle de réception privée izahay, afaka mandray hatramin'ny 50 personnes! 🎂🎊

👉 Anniversaire
👉 Fête familiale
👉 Réunion
👉 Petit événement
👉 Na simplement fotoana hiarahana amin'ny namana ❤️

📍 Le Bar à Jus & Lait – Via RN2
🚗 200 m seulement miala ny Fampiadiana Akoho

Tongava mitsidika anay e! 😊
Venez découvrir notre petit coin, goûter nos produits et passer un bon moment avec nous ! ❤️

Chers clients et abonnés,Nous vous informons que la page Le Bar'à Jus-Lait  sera momentanément en pause.Nous vous remerc...
05/08/2026

Chers clients et abonnés,
Nous vous informons que la page Le Bar'à Jus-Lait sera momentanément en pause.
Nous vous remercions sincèrement pour votre fidélité, votre soutien et tous vos encouragements. ❤️
Nous espérons vous retrouver très bientôt avec de nouvelles publications.

Ao amin'ny Le Bar à Jus-Lait, manolotra sakafo atoandro matsiro à partir de 10.000 Ar seulement izahay.Tsy mila mahandro...
07/07/2026

Ao amin'ny Le Bar à Jus-Lait, manolotra sakafo atoandro matsiro à partir de 10.000 Ar seulement izahay.

Tsy mila mahandro, tsy mila mivoaka lavitra mitady sakafo, fa commandeo dia izahay no mikarakara ny ambiny. 😊

✅ Sakafo vao masaka isan'andro
✅ Tsiro mahafinaritra sy mahasarika
✅ Portion mahavoky tsara
✅ Prix accessible

🚚 Livraison disponible (frais de livraison en sus) raha mihoatra ny 03 ny sakafo alainao dia gratuit ny livraison ;)

📲 Commande & Réservation : MP ou WhatsApp 038 01 712 81 , livraison rahampitso, commande anio avant 20h 🔔🔔 Anaranao, toerana hanaterana ilay sakafo, numéro telephone, sakafo mety aminao ary ny isany.

⚠️ Quantité limitée isan'andro, koa aza tara manao commande. Livrenay ny sakafonao fa aza manahy ;)

• Henakisoa sy ravitoto
• Henakisoa ritra :
• Henakisoa sy tsaramaso
• Hen’omby ritra
• Lelan’omby sy petit poids
• Atin’akoho sy aranany
• Atikena sauce
• Tripe sauce
• Tripe sy henakisoa
• Côtelette
• Tilapia sauce
• Crevette au coco
• Poisson sauce (soisoy)

Rehefa tsy te hinambary dia Andao hakafy kaly aty amin'ny Le Bar'à Jus-Lait 😂Mitazatazana setroka kely fa betsaka no mbo...
25/06/2026

Rehefa tsy te hinambary dia Andao hakafy kaly aty amin'ny Le Bar'à Jus-Lait 😂
Mitazatazana setroka kely fa betsaka no mbola tsy mahalala izany 🙊🤭
Tongava Ary e

😂🍜 Tena leo vary indray ve ianao androany ? Aza manahy e! 😆Misao ato amin'ny  BAR A JUS-LAIT no solution rapide sy délic...
18/06/2026

😂🍜 Tena leo vary indray ve ianao androany ? Aza manahy e! 😆
Misao ato amin'ny BAR A JUS-LAIT no solution rapide sy délicieuse! 😋
Rehefa manontany ny vavony hoe : 👉 "Inona indray no hohanina?"
Valiny tokana : 👉 "Andao ho eny amin'ny BAR A JUS-LAIT hihinana Misao e!" 🍜🤣
Mafana, matsiro, ary mahavoky anao foana na efa jeudi aza androany! 😄
📍 BAR A JUS-LAIT 🍜 Misao bien garni 😋 Tsiro mamikely 💸 Prix doux pour le portefeuille 😂
Aza avela hangataka CV aminao ny vavony vao mihinana an! 😅 Tongava ety Le Bar'à Jus-Lait 🍜 RN 2 à 500m ny fampiadiana akoho Ambohimangakely

Tsy mila mandany vola be vao misakafo tsara!Mankanesa ao amin'ny Bar à Jus-Lait hankafy ny Calmar 🤭Calmar  Pané matsiro ...
07/06/2026

Tsy mila mandany vola be vao misakafo tsara!
Mankanesa ao amin'ny Bar à Jus-Lait hankafy ny Calmar 🤭

Calmar Pané matsiro sy crispy
aroso miaraka amin'ny frites 🍟 na salade araka izay tiandry 🙊 oay tiantsika mantsy e.
10.000Ar dia efa mahazo 😋
Ka inona no mbola mampiazoazo 😂

Na miaraka amin'ny namana, famille, na bae ❤️ (bae tsy hindramina amin'ny olona hafa na efa vita soratra a) 😁

Good food, good mood, vidiny mora



Le Bar'à Jus-Lait , RN 2 route Ampasimbe à 500m fampiadiana akoho Ambohimangakely

03/06/2026

Mankasitraka indrindra ny Fikambanan'ny Mpanao Taozavatra Tsena Ambohitrimanjaka izay nisafidy ny hisakafo sy hifamotoana teto amin'ny Bar A Jus-Lait.

Tena hita taratra tokoa ny firaisankina sy ny fihavanana eo aminareo, ary velona ao anatin'ny fiarahanareo ny teny faneva hoe : "MAMPIRAY".

Mirary fahombiazana hatrany amin'ny fikambanana sy ny asa sahaninareo izahay. Misaotra tamin'ny fahatokisana sy ny fotoana niarahana.

Mankalaza ny faha 30 taonan'ny tsena zareo ka mirary soa azy ireo izahay.

Le Bar'à Jus-Lait Team
RN 2, route Ampasimbe à 500m ny fampiadiana akoho Ambohimangakely, tsy tonga any amin'ny pont sy Jovena double fa eto amin'ny Bazary kely ☺️

Nouveau au Bar à JUS-LAIT Découvrez notre Menu Fraîcheur 😋🥗 Salade de pâtes aux crevettes, légumes croquants et sauce cr...
31/05/2026

Nouveau au Bar à JUS-LAIT
Découvrez notre Menu Fraîcheur 😋
🥗 Salade de pâtes aux crevettes, légumes croquants et sauce crémeuse
🥛 Yaourt Ilaiko au choix
🍹 Jus naturel frais
Le combo parfait pour un repas léger, gourmand et rafraîchissant !
👉 Venez déguster sur place ou à emporter.
🌿🍤🥤

Le Bar'à Jus-Lait , RN 2 à 500m du Gallodrome d'Ambohimangakely, route vers Ambohimalaza, avant le pont et Jovena double 😉

Address

RN 2, à 500M Après Gallodrome D'Ambohimangakely/Ampandrana, Enceinte Hôtel Fanantenana
Antananarivo
103

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 19:15
Wednesday 09:00 - 19:15
Thursday 09:00 - 19:15
Friday 09:00 - 19:15
Saturday 09:00 - 19:15
Sunday 10:30 - 20:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Bar'à Jus-Lait posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category