18/09/2026
Ho anareo any Tamatave sy Antsirabe, ary ho anareo eto Antananarivo ihany koa ! 📣
Efa nandray anjara tamin’ny animation sy dégustation Kafé TSY LEFY ve ianao ? ☕✨
Anio no andro farany ahafahanao mankafy maimaim-poana ny dégustation sy mahita akaiky ireo vokatra Kafe Tsy Lefy sy TAF!
Koa aza adino ary ny mandalo, manandrana ary manjifa an. 😊
Tongava fa anio no farany e !