L' Écrin de Maholy

L' Écrin de Maholy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from L' Écrin de Maholy, Antananarivo.

Des créations gourmandes pensées pour vos moments précieux
🎂 Gâteaux • Cupcakes • Cadeaux personnalisés
📍 Antananarivo
💌 Votre prochaine gourmandise commence ici ↓
Livraison disponible

19/09/2026

Ny journée anay androany

Prestation décoration & gâteaux individuels+ 3 têtes

Indraindray, ny sary no mahita ny zavatra tsy hitan’ny masonao… 😅📸 Tsy nieritreritra mihitsy aho hoe mety hisy zavatra i...
16/09/2026

Indraindray, ny sary no mahita ny zavatra tsy hitan’ny masonao… 😅📸

Tsy nieritreritra mihitsy aho hoe mety hisy zavatra iray hiova tanteraka amiko noho ny asa ataoko ankehitriny…
Taloha aho ilay olona tara lava. 😅
Raha misy rendez-vous, efa mety ho leo miandry ahy ilay olona vao tonga aho. 😂
Fa hatramin'ny nanaovako ity asa ity, vao tena niova tanteraka, nampianatra ahy ny : organisation sy ponctualité.
Miala tsiny sahady amin'ny teny vahiny fa tena ireo mihitsy no teny hitako mahalaza azy kokoa. 😅
Rehefa misy zavatra atao izao, dia toa misy réveil automatique ao an-dohako. 😂
Tsy mila réveil intsony akory aho fa mifoha ho azy mialoha.
Ary rehefa fotoana hiaingana?
Tsy misy intsony ilay hoe :
Andraso kely fa mbola miomana aho… 😂
Tafiditra ny akanjo → voabango ny volo → dia GO ! 🏃‍♀️💨
Indraindray aza tsy manana fotoana hijerena fitaratra ohatrany taloha intsony refa maika izay. 😭😂
Fa izao no tena mampihomehy…
Tamin'ity andro ity, rehefa avy nanao emplacement ny asa aho, dia nisy paparazzi naka sary ahy 📸.
Tsy nisy nieritreritra na inona na inona izahay…
Hatreo amin'ny fotoana nisafidianana ireo sary havoaka. 👀
Dia nisy nahatsikaritra tampoka hoe :
Fa aona ary izany bouton ankanjonareo izany ?! 😂😂😂
Nijery izahay…
NIFANDIPATRA DAHOLO ILAY BOUTON ! 😭🤣
Ary ilay tena mahatsikaiky?
Efa nandeha teto sy tany aho niaraka tamin'io akanjo mivadika io, tsy nisy nahatsikaritra na izaho aza ! 😂😂
Ankina sy tafiomehy daholo izahay.
Ka hita ihany fa na dia nampianatra ahy ho ponctuelle sy organisée aza ity asa ity…
Mbola misy zavatra iray tsy voafehiko : ilay fotoana tokony hijerena fitaratra ! 🤣🤣

Enga anie mba tsy izaho irery no efa tratra toy izao, ary ianao inona koa no efa nahazo anao😅👇

13/09/2026

Indraindray, ny zavatra tsara indrindra dia mila fotoana kely vao miverina mamirapiratra…

Elaela izay no tsy teto ary somary nangingina ny pejintsika L’Écrin de Maholy.
Teo ny vacance lavalava, teo ihany koa ny tsy fahasalamana ka voatery naka bahana kely mihintsy aloha.

Fa tao ambadik'izany fahanginana izany anefa tsy midika hoe adino tanteraka ianareo mpanaraka ny pejy, nisy hevitra, nofinofy ary créations mbola miandry ny fotoana hivoahany. Tsy ho ela🤎 araho tsy tapaka ny pejy

Efa misokatra indray ny fandraisana commande …

🎂 Gâteaux sur mesure
🎁 Cadeaux personnalisés
🍰 Créations gourmandes
✨ Sy ny sisa maro samihafa

Tsy hoe miverina fotsiny isika.
Miverina miaraka amin'ny zavatra mbola tsara kokoa isika.

Ary ianao…
mbola eto ve? 🤎

Soraty eto ambany “MBOLA ETO” raha niandry ny retour-nay ianao. 👇✨

Ndry, ilay gâteau voalohany nataoko7 taona sahady izay no lasa, mbola tsy nandray commande teto fa vao avy nianatra mihi...
12/09/2026

Ndry, ilay gâteau voalohany nataoko

7 taona sahady izay no lasa, mbola tsy nandray commande teto fa vao avy nianatra mihintsy, ary nampatsiahy Zavatra maro ahy sady fière ery tamin'izany.Tsaroako foana ilay tenin'ny Chef tamin'izany hoe " ao anatinao ilay passion ". Ary mbola mitohy foana ilay passion na hatramin'izao aza.

08/09/2026

J’ai décidé de laisser derrière moi un nom que vous connaissiez tous.

Pas parce que je ne l’aimais plus.

Mais parce que j’avais grandi.

Coin Gourmand a été le nom de mes débuts. Il a vu naître mes premières créations et m’a accompagnée pendant une belle partie de mon aventure.

Mais aujourd’hui, j’ai envie d’aller plus loin.

Créer une identité qui me ressemble davantage.
Créer un univers dans lequel chaque détail a sa place.
Créer une marque qui pourra grandir avec mes ambitions.

C’est pour cela que j’ai choisi : L’Écrin de Maholy. 🤍

Parce que mes créations ne sont pas simplement des pâtisseries.

Elles sont imaginées pour être offertes, admirées, partagées… et surtout retenues dans les souvenirs.

Alors oui, le nom change.

Mais la passion derrière chaque création reste la même.

Bienvenue dans cette nouvelle étape. 🌷

Bienvenue chez L’Écrin de Maholy.

Paoziko handeha hiletra ireto ambina fraise 🍓 nampiasaina t@ gâteau anareo ireto, manararaotra kely aloha dieny mbola fo...
07/09/2026

Paoziko handeha hiletra ireto ambina fraise 🍓 nampiasaina t@ gâteau anareo ireto, manararaotra kely aloha dieny mbola fotoanany☺️
Tsy Dia tiako loatra no mitahiry azy ireto refa misy ambiny, fa tiako izy ilay izy frais foana iny
Iza daholo no mpankafy toa ahy ato

07/09/2026

UN NOUVEAU NOM - UNE NOUVELLE ÈRE ✨

Certaines évolutions ne sont pas de simples changements.

Elles marquent un nouveau départ
Une nouvelle vision
Une nouvelle identité

Aujourd’hui, je tourne une page… pour en écrire une nouvelle.

Bienvenue chez L’Écrin de Maholy. 🤍

Le nom change
L’univers évolue
Mais la passion, elle, reste intacte

Et ce n’est que le début… ✨

Mankasitraka foana nahatoky tompokoGâteau sur le thème huntrix  'Anniversaire
24/08/2026

Mankasitraka foana nahatoky tompoko
Gâteau sur le thème huntrix
'Anniversaire

Thème flash Mc Queen no nosafidiany Miranto kely androany, hankalazana ny anniversaire ny, misaotra foana nahatoky anay ...
15/08/2026

Thème flash Mc Queen no nosafidiany Miranto kely androany, hankalazana ny anniversaire ny, misaotra foana nahatoky anay 🙏
# pâtisserie

Misaotra foana nahatoky anay 🙏Vita izay ny vacances ve, mitohy ny fandraisana commande a, indrindra indrindra ho antsika...
05/08/2026

Misaotra foana nahatoky anay 🙏
Vita izay ny vacances ve, mitohy ny fandraisana commande a, indrindra indrindra ho antsika rehetra izay mbola tsy nanao réservation ho an'ny mariage, fiançailles, sns ... Réserveo dieny izao ny daty

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346364144

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L' Écrin de Maholy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to L' Écrin de Maholy:

Shortcuts

Share