Gasy Tsara Pizza

Gasy Tsara Pizza Restaurant rapide

01/04/2024
31/03/2024

📣Ilazana isika mpanjifa ny Gasy Tsara Pizza Majunga fa ireto ihany ny numéro de livraison
☎️ 034 02 652 90
☎️ 034 02 652 91
☎️ 033 21 652 90
☎️ 033 21 652 91
Ny ankoatra ireo Dia mpisoloky avokoa ⚖️ .....🔫🔫🔫🔫

30/03/2024
" Majunga " ☑️PIZZA SPÉCIAL PACQUES ☑️GM : 20 000 Ar.  PM : 15 000 Ar         - Coulis de tomate 🍅       - Fromage blanc...
28/03/2024

" Majunga "
☑️PIZZA SPÉCIAL PACQUES ☑️
GM : 20 000 Ar. PM : 15 000 Ar
- Coulis de tomate 🍅
- Fromage blanc 🧀
- Poulet épicée🐔
- Jambon de volailles
- Oeuf persillé
- Huile pistou
- Olives
- Origan
" Gasy Tsara - Gasy Matsiro - Gasy ka Tiako " 🍕🍔🌭🌮🥪🧀🌭🍽️
☎️ 034 02 652 91

06/03/2024

Mitady Pâtissier (e)
Efa tena mahay
034 02 652 91

29/02/2024

Mitady toerana hanaovana points de vente eto Antananarivo
MBA Amorondalana Misy parking
( Tana ville _ Avaradrano )
034 83 334 84

📣📣Allô . Allô Majunga  !!! 6 000 Ar a 9 000 Ar  Dia efa mahazo Tacos ao amin'ny Pi Tacos de Gasy tsara Pizza .   🌮🌮Andra...
16/02/2024

📣📣Allô . Allô Majunga !!!
6 000 Ar a 9 000 Ar Dia efa mahazo Tacos ao amin'ny Pi Tacos de Gasy tsara Pizza .
🌮🌮Andramo Dia ho hitanao fa hafa mihitsy
Sady tsara no mora mety hoan'ny Fianakaviana💑
☎️Antsoy ny 034 02 652 90 / 033 21 652 90
Fa afaka manao livraison🦸‍♂️ izahay😘

15/02/2024

🍕🍕Ataovy ny commande nao fa aterina any atranonao 🌮🍔🥖.
☎️ 034 02 652 90 /033 21 652 90
🦸‍♂️ 034 02 652 91

11/02/2024

💕St Valentin .💕
Efa miomana izahay ianareo Sisa no andrasana .
Hisy cadeau surprise hoan'ireo couple Tonga misakafo ao amin'ny Gasy Tsara Pizza
💑💞😍💕

🙏Gasy Tsara Pizza   Dia manolotra ho Anao  🍕🍕" PITACOS "🍕🍕: Pizza sy Fast food 🍕🍔🌮🌭🥖🎉natao ho zakan'ny rehetra . Efa azo...
09/02/2024

🙏Gasy Tsara Pizza Dia manolotra ho Anao 🍕🍕" PITACOS "🍕🍕: Pizza sy Fast food 🍕🍔🌮🌭🥖🎉natao ho zakan'ny rehetra . Efa azonao jifaina amin'ny Gasy Tsara Pizza efa nahazatra anao .
# Majunga
Pass iavoloha
# Ambatondrazaka
☎️ 034 02 652 91
033 21 652 91

Azo atao tsara ny mamboly hazo 🌲 sady mihina  sandwich 🥪🥖🌭Misaotra hoan'ireo nanao commande anio .
26/01/2024

Azo atao tsara ny mamboly hazo 🌲 sady mihina sandwich 🥪🥖🌭
Misaotra hoan'ireo nanao commande anio .

Tsy ho ela.......
24/01/2024

Tsy ho ela.......

Address

Iavoloha
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:00
Tuesday 09:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:00
Sunday 09:00 - 21:00

Telephone

+261340265290

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Tsara Pizza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasy Tsara Pizza:

Share