By S and N Pastry

By S and N  Pastry "La qualité et votre satisfaction sont nos priorités"

Tiktok: https://www.tiktok.com/?_t=ZM-8ui1pdvrx7W&_r=1

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA 🥰Ianao maka AN'IZA ??🥅⚽🎖️🏅🥉club de foot Roa Manana n'y maha izy azy no natambatra ho iray tami...
23/09/2026

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA 🥰

Ianao maka AN'IZA ??🥅⚽
🎖️🏅🥉
club de foot Roa Manana n'y maha izy azy no natambatra ho iray tamin'ity fotoana ity 🥰

Mankasitraka antsika irehetra izay EFA nametraka fitokisana taminay Ary Mbola mahatoky anay 🥰❤️

Mandray commande isanandro izahay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

manomboka amin'ny 4500 ar ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🧁🍰🎂

🚧🚨Mamory ivato Farany lalana ambanin'ny Dragon Royale no misy anay 🚧🚨

14/09/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray o 🥰Faly aho ,tena faly ao hoy Ilay olona iray izay 🥰Faly izahay rehefa afa-po iana...
07/08/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray o 🥰

Faly aho ,tena faly ao hoy Ilay olona iray izay 🥰
Faly izahay rehefa afa-po ianareo mpanjifa ❤️ izay ihany koa mo ny tanjona

te hiteny izahay hoe :
MARIAGEN'IZA ?
ANNIVERSAIRE AN'IZA ?
ANDRO MIAVAKA AN'IZA Indray no hizarany fahafahampo ❤️🥰??

Manomboka amin'ny 4500 ar ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

Mandray commande isanandro izahay tompoko

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Faly miarahaba antsika rehetra indray o 🥰tokantrano sambatra bé hoan'ny tompony 🥰❤️Gâteau  pour 400 personnes 🤩mankasitr...
28/07/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray o 🥰

tokantrano sambatra bé hoan'ny tompony 🥰❤️

Gâteau pour 400 personnes 🤩

mankasitraka an'Rdr Navasas mivady nanaiky sy nametraka fitokisana taminay 🥰

Ho anao izay mikasa hikarakara lanonana dia aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay

manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🧁🎂🍰

Aza hadino fa manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa izahay 🚚

Manasa anao Ary izahay tompoko fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay ✍️

Miarahaba antsika rehetra 👋🥰Elaela isika tsy nifampizara teto amin'ny pejy 🥰Tonga indray izahay hanome fahafahampo ho an...
08/07/2026

Miarahaba antsika rehetra 👋🥰

Elaela isika tsy nifampizara teto amin'ny pejy 🥰

Tonga indray izahay hanome fahafahampo ho anareo 🎂🧁🍰🤩

Gâteau antsika teto ivato ihany izy ity
mamy Kely 🥰🤩

Sarany tsy miova tompoko
manomboka amin'ny 4500 ar monja hatrany ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany 🚚

Manasa anao Ary izahay tompoko fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay 🥰

Salama e 🥰Za BATMAN Hoy ny ankizy fahiny rehefa milalao 🦇Tanteraka ny nofinofiny ankehitriny 🥰Manomboka amin'ny 4500 ar ...
13/06/2026

Salama e 🥰

Za BATMAN Hoy ny ankizy fahiny rehefa milalao 🦇

Tanteraka ny nofinofiny ankehitriny 🥰

Manomboka amin'ny 4500 ar monja anie ny portion gâteau ato aminay ka hatramin'ny 13.000 ar

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa izahay 🥰🚚

Aza misalasala Ary manantona anay fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay tompoko 🥰

Finaritra tompoko 🥰🥰Que du bonheur 🥰❤️❤️Ao vé isika rehetra ??Aza miala fa misy maro ho AVY ao 🤩Sarany mora dia mora sat...
07/06/2026

Finaritra tompoko 🥰🥰

Que du bonheur 🥰❤️❤️

Ao vé isika rehetra ??
Aza miala fa misy maro ho AVY ao 🤩

Sarany mora dia mora satria dia manomboka amin'ny 4500 ar ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar ato aminay 🍰

MAMORY IVATO farany lalana ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Ho anao izahay mikasa hikarakara lanonana dia aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay tompoko 🥰❤️

afaka maintso AVY hatrany ihany koa ny laharana🚨🚨 034 57 257 93

Miarahaba antsika rehetra o 🥰👋Ho AVY ny fetin'ny RENY dia ho sahirana indray hitady mofomamy . Aza misalasala manantona ...
22/05/2026

Miarahaba antsika rehetra o 🥰👋

Ho AVY ny fetin'ny RENY dia ho sahirana indray hitady mofomamy .
Aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay 🥰❤️

Ireto sombina Mofomamy ireto dia azonao jifaina SUR COMMANDE ho an'ny fetin'ny RENY 🥰❤️

Manomboka amin'ny 4500 ar ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

Ao anatin'izany anefa dia mandray proposition ihany koa izahay AVY aminareo mpanjifa 🥰

🚨Araraoty Ary dien'izao fa voafetra ny commande hoan'ny fetin'ny Reny 🥰

MAMORY IVATO farany ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison ihany koa 🚚

MIRARY NY SOA SY NY TSARA INDRINDRA sahady hoan'ny RENY rehetra izahay ❤️❤️❤️

Salama e🥰hifarana sahady ity ny herinandro ireto sombin'asa mamy Kely ireto indray no hetinay hamaranana ity herinandro ...
15/05/2026

Salama e🥰

hifarana sahady ity ny herinandro
ireto sombin'asa mamy Kely ireto indray no hetinay hamaranana ity herinandro ity 🥰❤️

manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

🚨🚨MAMORY IVATO ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Ho anao izahay mikasa hikarakara lanonana dia aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay 🥰✍️

Address

Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By S and N Pastry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category