Hanina

Hanina HANINA à base d'amour et de Passion

Herinandro vaovao ooo,fohy indray ity herinandrontsika ity fa andao atao milay be foana 🤩Misokatra izahay ary manao livr...
23/06/2026

Herinandro vaovao ooo,fohy indray ity herinandrontsika ity fa andao atao milay be foana 🤩

Misokatra izahay ary manao livraison ihany koa 😉

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra foana e✨

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

❗️Update :        NISY POULET CRISPY 20pcs A 20.000AR ANIE OMALY EEEEEE😭😭😭Faly ery ilay olona 🤧 Izay ilay lalao kelintsi...
20/06/2026

❗️Update :

NISY POULET CRISPY 20pcs A 20.000AR ANIE OMALY EEEEEE😭😭😭Faly ery ilay olona 🤧

Izay ilay lalao kelintsika isakin’ny Vendredi ho an’izay mbola tsy mahafantatra😉Ny 10ème plat mivoaka ny cuisine’ny Hanina tonga dia -50%🤩🤩🤩Tsy fantatrareo anh,fa mi-commande tahaka ny mahazatra ianareo dia raha mitontona eo aminareo ilay izy dia hoentinay eo isaina rehefa mangataka addition ianareo 🥰

Androany ihany 🤫 : Andao tohizana androany ary,mahafinaritra anay ny mahita anareo faly sy miramirana fa nahazo réduction😍

Soavà ny faran’ny herinandro 😊✨

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Zomaaaa ooooo🤩Efa maharaka daholo anh? 😉Andao ary dia soavà ny tontolo andro ✨📍Analamahitsy cité près garage Rasamy 📞034...
19/06/2026

Zomaaaa ooooo🤩

Efa maharaka daholo anh? 😉

Andao ary dia soavà ny tontolo andro ✨

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333


Efa misy accompagnement frite daholo ny burger an’ny Hanina anh🤩Iza no mbola tsy nanandrana?😉Manao livraison manko izaha...
18/06/2026

Efa misy accompagnement frite daholo ny burger an’ny Hanina anh🤩

Iza no mbola tsy nanandrana?😉Manao livraison manko izahay.

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333


Mirary tontolo andro mahafinaritra miaraka amin’ny kihendin’akoho an’ny Hanina oooo🍗😋📍Analamahitsy cité près garage Rasa...
17/06/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra miaraka amin’ny kihendin’akoho an’ny Hanina oooo🍗😋

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333


Nous sommes de retour 🤩Salama eee🥰Miverina misokatra ny Hanina anh 😊 dia miverina koa ny service de livraison.Soavà ny t...
16/06/2026

Nous sommes de retour 🤩

Salama eee🥰Miverina misokatra ny Hanina anh 😊 dia miverina koa ny service de livraison.

Soavà ny tontolo andro ✨

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

12/06/2026

😊Fermeture exceptionnelle aujourd’hui vendredi 12 juin et demain samedi 13 juin,pour cause d’évènement.
Nous vous retrouverons mardi 16 juin à partir de 10h30.

Bonne journée et prenez soin de vous 🥰


Salama daholo veee?🥰Satria androany ny Hanina no farany misokatra amin’ity herinandro ity dia ataontsika androany izany ...
11/06/2026

Salama daholo veee?🥰

Satria androany ny Hanina no farany misokatra amin’ity herinandro ity dia ataontsika androany izany ny -50% an’ny 10ème plat 🤩

Na ety amin’ny kiosk na livraison dia mi-compte daholo anh 😉

Miandry anareo ary izahay androany 🥰Soavà ny tontolo andro 🫶🏼

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Mirary herinandro feno tsiky sy zavatra milay be be dia be ho antsika rehetra 🤩Anio Talata,rahampitso alarobia ary amin’...
09/06/2026

Mirary herinandro feno tsiky sy zavatra milay be be dia be ho antsika rehetra 🤩

Anio Talata,rahampitso alarobia ary amin’ny alakamisy ihany ny Hanina no misokatra amin’ity herinandro ity zareo fa aza miandry faran’ny herinandro 😉

Misokatra ny kiosk ary efa afaka manao livraison tsara izahay 🥰

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333


Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ooo🥰Nifoha maraina kely izahay androany nanao sandwich ataon’ny mpianatra opéra...
06/06/2026

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ooo🥰

Nifoha maraina kely izahay androany nanao sandwich ataon’ny mpianatra opération 🥰Arakarakin’ny budget-ny ny zavatra proposena azy fa kosa tsy maintsy mamoaka zavatra tsara sy kalitao 😁 Izay ny Hanina 😊

Misokatra ny kiosk anio anh 🥰
Dia ialana tsiny ireo livraison tsy afaka natao omaly noho ny antony efa nazavainay anareo 🙏🏻

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Address

Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344107333

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hanina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category