La Gourmandise

La Gourmandise Fêtez vos petits événements, anniversaire,sortie de promotion,retrouvaille,... chez nous

Mila pizza matsiro bien garnie ve 🤤🤤🤤Tongava manao commande fa manatitra izahay A partir de 12000ar ne defa mahazo pm eh...
05/12/2025

Mila pizza matsiro bien garnie ve 🤤🤤🤤
Tongava manao commande fa manatitra izahay
A partir de 12000ar ne defa mahazo pm eh 😱🤪
Ndao ary commande 0348099194

19/03/2025

Araho atrany ny page fa ho avy ndray ny lalaotsika an

Ela2 tsy heno eh?? Faly mampandre anareo izahay fa misokatra ny service de livraison ho an'ny plat rehetra ato La Gourma...
19/03/2025

Ela2 tsy heno eh??
Faly mampandre anareo izahay fa misokatra ny service de livraison ho an'ny plat rehetra ato La Gourmandise
Mandefasa mp na antsoy ny laharana
0348099194

🤤🤤🤤
15/01/2025

🤤🤤🤤

Sandwich au choix Au pouletAu charcuterie (sans porc)Au viande Samy 8000ar avokoa Mp ary ra hanao commande
14/01/2025

Sandwich au choix
Au poulet
Au charcuterie (sans porc)
Au viande
Samy 8000ar avokoa
Mp ary ra hanao commande

❗❗❗SOLD OUT❗❗Mikantona tanteraka ny fandraisana commande ho @ anio sy rahampitso 🙇‍♀️🙏🙏 Mirary faran' ny taona sambatra ...
31/12/2024

❗❗❗SOLD OUT❗❗
Mikantona tanteraka ny fandraisana commande ho @ anio sy rahampitso 🙇‍♀️🙏🙏
Mirary faran' ny taona sambatra ho antsika rehetra 🎉🎉🎊🎊
Mankasitraka ndrindra tompoko 🙏🙏🙏

Cc 🖐Mbola afaka mandray commande mignardises izahay ho amin'ny fetin' ny faran taona 2024 ity an Ito sisa no prix 700ar ...
30/12/2024

Cc 🖐
Mbola afaka mandray commande mignardises izahay ho amin'ny fetin' ny faran taona 2024 ity an
Ito sisa no prix 700ar fa manomboka janvier dia miakatra @ zay ny prix tsika
Ndao ary jereo izay mety eh

Cc👋Mbola mitoy ny fandraisana commande fête des mères fa aza tara A partir de 20000ar ny gâteau Venez en mp pour confirm...
19/05/2024

Cc👋
Mbola mitoy ny fandraisana commande fête des mères fa aza tara
A partir de 20000ar ny gâteau
Venez en mp pour confirmer
Afaka manao livraison ho an izay mipetraka talatamaty sy ny manodidina ihany @ io daty io
🥰🥰🥰🥰

Croissant et pain choco:1500ar 👌🥐🥐Cake pm:4000arCake gm:7000arMandray commande izahay pour tout événement Aza misalasala...
30/04/2024

Croissant et pain choco:1500ar 👌🥐🥐
Cake pm:4000ar
Cake gm:7000ar
Mandray commande izahay pour tout événement
Aza misalasala mandefa hafatra miafina 🤩🙏

Hikarakara lanonana ve ?😍Fikambanana hitady vola?💰💰Mila goûté ho an' ny mpianatra?👌Ary ra mpiara miasa mila sakafo?👌Mety...
25/04/2024

Hikarakara lanonana ve ?😍
Fikambanana hitady vola?💰💰
Mila goûté ho an' ny mpianatra?👌
Ary ra mpiara miasa mila sakafo?👌
Mety fona na manin na manin 😁😁
Tongava mp fa vonona hamaly @ fiaraha miasa izahay 🙏🙏

Address

Talatamaty Route D'Ambohidratrimo
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Gourmandise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La Gourmandise:

Share

Category