23/03/2024
hello les fans ;-)
Elaeeela izay no tsy niaonatsika sy ny pâte sèche sy zareo mine sao,
_______ TONGA INDRAY ARY ity ny fotoana nifanomezana ehhhh!!!!!
😊niova kely ny toerana.
*****Mbola ety ITAOSY ihany ,
AVY eo @ JOVENA Ambonisoa no mitsofoka mihidina , ary tsy mijanona raha tsy mahita ny sampanana mivily "A GAUCHE" mandeha ho any @ "ECOLE CLC" ANJAZAMIHIRA , akaikin'ny Fiangonana ASSEMBLE DE DIEU.
______Dia io indray izany ny "Repère" tsika ahhh!!!!
Reouverture: Lundi (le 25 Mars 2024)
au Vendredi ( à 08h _19h)
Tongava maro ary taomy ireo namana ;-) , AZA miandriandry fa tonga de amboary ny PRO ehhh!!!!
Tel: 034 64 216 83